Ancien premier ministre Charles Rabemananjara

1. wxxx ( 14/12/2009 18:51)
La suspension de diffusion de la station de télévision Viva le 13 décembre 2008 après la diffusion en boucle d’une émission dans laquelle l’Amiral Didier Ratsiraka fustige de long en large le régime de l’époque. D’après ses dires, cette mesure administrative a été prise par le premier ministre Charles Rabemananjara qui a des liens de parenté avec l’épouse de Andry Rajoelina.
A propos de la tuerie d’Ambohitsorohitra le 07 février 2009, Manandafy Rakotonirina a avancé que cela fait partie de la stratégie adoptée par les mémes personnes qui ont initié la Grande Marche vers le Palais d’Iavoloha le 10 août 1991 pour accélérer la chute du régime Didier Ratsiraka.
http://www.tananews.com/
novalian'i fijo ny 16/12/2009 22:58
2. Bazilou ( 14/12/2009 20:11)
Ampamoaka , miha mivoaka tsikelikely zany afera maizina tao zany , sao mbola misy hafa any fa alefaso eto daholo é
3. pikatti ( 14/12/2009 20:57)
Charles Rabemananjara tratra tao ndray ny double agent
sao mbola misy hafa any fa alefaso eto daholo é

Miandry lisitra avy @ Organès ndray e :-D :-D :-D
4. xxxw ( 14/12/2009 23:24)
Mbola piran'i Andriamanjato Richard io Charles Rabemananjara raha hamadika palitao,tonga dia directe tsiafahy ny olona hoatran'ireny :twisted: :twisted: :twisted:
5. patrick2002 ( 15/12/2009 01:38)
selon Radio Rapa2002 Marc Ravalomanana est l` artisan de la prise de pouvoir de TGV pour consolider la corruption ,la dictature ,et le vol apres le retour d`ici xxx années =)) =)) =)) =))
6. pikatti ( 15/12/2009 06:50)
Ancien premier ministre Charles Rabemananjara io bandy io zany le namapanao sorona ny vahoaka madinika teny Ambohitrirohitra , ry zalahy anefa tsisy teny fa ny vahoaka no narosiny,mbola hinanana tsy finanany ko :-D :-D :-D
7. patrick2002 ( 15/12/2009 08:32)
ka izaho ny premier ministre Charles Rabemananjara tsy hita eto @ serasera fa i pikatti no marary fo eto mamorina PS maro :lol: :lol: ,
Mbola hiinana ny tsy fihinany fa alao hanao :-D :-D :-D
8. pikatti ( 15/12/2009 08:40)
Ralavanify aloha zao no tena dans "la merda" raha tsy azon'elah ,pikatti ihany no pikatti fa aza marary fo @ zany eo elah :-D
9. fijo ( 15/12/2009 21:30)
tena kenda mihintsy izao i bitrokely ko.efa lasa matahotra fifidianana,fa efa hay ny isam bato hoazo
10. patrick2002 ( 16/12/2009 01:32)
iza no matahotra fifidianana lety eh! ny GIC no tsy manaiky raha tsy miditra @ fitondrana ny olona tohanany amin`izay afaka mangala-bato .
Izahay TGV vonona ny hanao fifidianana t@ ity dec 2009 ity 4 volana lasa izay fa tsy nanaiky ny frantsay sy ny SADC ,ravalo mila mitana poste clé ao @ fitondrana amin`izay 1 er toro dia vita ,mouvance Ratsiraka koa ohatry ny izay amin`izay misy tsara ny influence @ fangalarana ,
Fa tsy haaraka TGV io eh! hitantsika eo raha ny miaramila ihany no hifidy azy .
11. pikatti ( 16/12/2009 10:20)
Rediredy sisa ny resak'elah rapaty ,mba asio kôzy hoe lesy ny fahasahiranan-ny Malagasy ??? tao ilaozan-drangahy miredriredy avyt any @ maison de retraite médicalisées any canada fotsiny izy zany lé, bon éxil klou e :-D :-D :-D
ary aoka zany fanaovam-bola sandoka zany bainn a, elah anie ka tsy avelan'i Rajou miditra eto e
12. dadabe ( 16/12/2009 13:02)
ouayy leuleu inn doly zany leuleu
13. fijo ( 16/12/2009 22:58)
fifidianana inona o tena sahinareo rapa??????raha hoe hifidy izay hoangalarina ao mada,dia ieeeee,tena vonona nareo,fa rah afifidianana politika iznay tssssnify aseho e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3689