Gouvernement vaovao

1. TEGEVE ( 12/12/2009 20:13)

Firt ny jeneraly nanaraka an'i Dadis Camara ry ngama fa vita matavy ihany , sao mihevitra ny tenanao tsy tratran'ny aloka aza ty ianao
Mazava tsara fa tsisy afa tsy ny miaramila no vahoakanao ry mpanogam-panjakana :roll: :roll: :roll:
novalian'i maryline ny 14/12/2009 06:52
2. esserra ( 12/12/2009 20:24)


Général de corps d'armée Mounibou Ismaël Premier ministrable à Ambohitsorohitra
Manao kalkila kely fotsiny isika fa manombaka maneno ny any avaratra fiavian'ny Prof Zafy :idea: Ny tao Magro aloha dia feno hiboka tanteraka
3. Bazilou ( 12/12/2009 21:10)
Moramora ianao ry zandry fa sao tonga any @ lalana tsy azo hiverena intsony raha tsy efa any aza izany alehanao izany , tadidio fa hampisaraka ny Nosy izao fanakanana ny mpiray tanindrazana @ nao tsy hiditra eto Madagasikara io izao ary fantaro ihany sy lanjalanjao ny fanampahan-kevitra fa aza mora entim-po,manaiky aho fa tsy mora akory ny raharaha fa diso dia diso tanteraka aloha iny paikanao iny
Tsy mahagaga ny mahita ny mpomba ny TGV mihena ampi-toerana hoatran'ny fen'antitra ary manatevin-daharana ny ankabeazan'ny Malagasy tsy faly @nao ^:^ ^:^ ^:^
4. Toumba ( 12/12/2009 21:21)
tsy maintsy rasil ao ihany no hamita an'io f'aza matahotra ,ary izay rasil izay no lasa heros national
5. AndriambyII ( 12/12/2009 21:34)
Ny mpitondra miaramila mihintsy koa no tena nampitondra faisana an' i Mada dia mbola hiverina @ izany foana ve ra toumba ?? Raha mitohy izany hiady ny vahoaka handefasana ny rasil rehetra tsy ankanavaka hamboly vomanga sy mangahazo!!!
6. Toumba ( 12/12/2009 21:48)
tsy azon'i antsimbilina le izy hamita an'i tgv ny rasil ireo tahaka ny nahazo an'i dadis camara,tot ou tard tsy maintsy hivadika ny rasa
7. ifiona ( 12/12/2009 22:28)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
8. milamm ( 13/12/2009 01:38)
asa mo na 1985 iny na tsia ,io le mounibou io no nanamboatra ny KF nitarika regiment tao Betongolo nanafika an\'i piera be tao Amboditsiry( tank 1 grenady vitsivitsy,ary kalal sy isa miaramila maro2) , tsy faly t@ ratsy iraka i Kadhaffi t@ iny ary namoaka anle tsy misy zany \" état dans un état \",efa influence sisa i mounibou aktera mila sehatra @ manohana an\'i lavanify nefa tokony anisany atahorany indrindra fa hivadika aminy,ol voavidy dolidoly reny rasil reny miovaova tompoina ihany satria tsiy te iara ho faty @ ze resy
9. andevo ( 13/12/2009 02:38)
andriambilakaandevobadolahy vendrap,ny dada ti no asevomamboly mangazo!
10. badoboys ( 13/12/2009 02:43)
moramora lesy andevo a, maty eo io zanak'olono io :lol:
11. AndriambyII ( 13/12/2009 09:44)
Fa angaha tsy nety namboly mangahazo bainareo ry andevo ?? asaina mamboly vomanga indray izy izany rehefa tsy mety.
12. MRifiona ( 13/12/2009 11:18)
Aoka zay ifiona a, mangina @ zay ary tsy afaka ny hanao n'inon'inona tsinino ireo miaramila ireo fa tsy misy te ho tompon'andraikitra @ von'olona intsony ry zareo , te hampiseho @ sasany fotsiny hoe momba azy ny ireo miaramila reto nefa tsy fantany fa mivadika daholo ry zareo refa ratsy ny afera, mbola samy mihatsara velatsihy eo fotsiny aloha ry zalahy,,,,,, zany an :* :* :* :*
13. ifiona ( 13/12/2009 11:42)
eny ary e :* :*
14. dadabe ( 13/12/2009 16:49)
ouayy leuleu misy politika fikotina sipa kay ato leuleu
15. MRifiona ( 13/12/2009 18:58)
Fa elah angah leisy tsy mba manao fety ,mampalahelo ndray nareo zany aza kivy e, mahereza ,aza dia mandany savony loatra ary e :lol:
Zay no azoko lazaina an'io rangabe io ry Malala ,Mangataha any @ Dadabe Noely lesy a! :-D
16. maryline ( 14/12/2009 06:52)
dadabe:

ouayy leuleu misy politika fikotina sipa kay ato leuleu



vive l'amour (l) (l) (l) (l) Mahareta hatramin'ny farany ry izy mivady ô!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1098