HA HA HA ! ARODANY AINGANA FA MAMPIOMEHY

1. rajy ( 12/12/2009 13:49)
Mampiomehy ity zalahy sady mahasosotra a. Gazety inona no vaovao no nahitako azy.nanao fitsidihamparitra tany port berger hono ny minisitry ny mponina dia nilaza fa ny fitondrana tetezamita no nampivoatra io tanana io satria fotodrafitrasa 30 mahery no vitany tao tao anatin'ny 2 volana monja ary isan'izany ny lava-drano miisa 300,dia nihomehy ny tenako sady vinitra ihany satria mirehareha @ asa nataon'ny hafa lery sady koa tsy nanao kajy mihitsy , lava-drano inona izany? , 2 isan'andro anie zany ny lava-drano vita raha 300 ao anatin'ny 2 volana e! Tena lamasinina haingam-pandeha marina leaza a! Sady haingam-pandainga.
Esory amzay fa mandreraka.
novalian'i xxxw ny 14/12/2009 23:20
2. falifenosoa ( 12/12/2009 14:40)


Enin-dahy nanao «capuchin», «rangers», nirongo basy kalach sy PA no tonga nanafika banky iray teny Marohoho Tsimbazaza omaly maraina tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany. Lasan-dry zalahy ny volabe telo gony. Araka ny fanazavana azo teny an-toerana, nitondra fiara 4x4 pick up, miloko fotsy, tsy misy nimerao izy ireo ka ny sasany mipetraka ao aoriana.
Nangalatra saosy ho karamaina ny rasily tao @ io banky tao indray koa ny Ramaroson and Co, maty ny ho very finanana ry ngama reto mantsy sady alahelo Afrikanina no be :oops: :oops:
3. ndotofetsi ( 12/12/2009 14:52)
Mampiomehy ity zalahy sady mahasosotra a.


SondageTsobika

Quel est votre sentiment quand on vous parle de la crise malgache ?

Je suis dégouté ! 39% (1,474 votes)
Je rigole 5% (175 votes)
Je rigole...puis je pleurs ! 5% (203 votes)
Je n'écoute plus rien sur Madagascar 6% (223 votes)
J'ai honte 45% (1,702 votes)
Total Votes: 3,777

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. ndotofetsi ( 12/12/2009 14:55)
sondage tananews

PRÉSIDENTIELLE 2010
Les plus sérieux prétendants en 2010
Marc Ravalomanana (70%, 1 280 Votes)
Andry Rajoelina (10%, 188 Votes)
Raymond Ranjeva (6%, 105 Votes)
Pierrot Rajaonarivelo (5%, 96 Votes)
Edgar Razafindravahy (3%, 49 Votes)
Rolland Ratsiraka (2%, 45 Votes)
Monja Roindefo (2%, 37 Votes)
Tantely Andrianarivo (2%, 32 Votes)
Total Voters: 1 832


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. ndotofetsi ( 12/12/2009 14:59)
sondage TOPMADA

Solution durable de sortie de crise

Quelle est la solution durable de sortie de crise que vous préconisez avant les élections présidentielles ?

-Présidence à la mouvance Ravalomanana et gouvernement consensuel (36%, 651 Votes)
-Présidence à une personnalité politique neutre et gouvernement consensuel (31%, 570 Votes)
-Présidence à la société civile et gouvernement consensuel (16%, 296 Votes)
-Présidence à la mouvance Rajoelina et gouvernement consensuel (9%, 168 Votes)
Pouvoir aux militaires (8%, 140 Votes)
Nombre total de votants: 1 825


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. ndotofetsi ( 12/12/2009 15:14)
FILOHA MENDRIKA HO AN'I MADAGASIKARA SY NY VAHOAKA MALAGASY
BON ANNIVERSAIRE MR LE PRESIDENT
7. AndriambyII ( 12/12/2009 16:34)
http://www.madagascar.gov.mg/
8. AndriambyII ( 12/12/2009 16:50)
9. AndriambyII ( 12/12/2009 16:59)
10. ndotofetsi ( 12/12/2009 17:46)
11. andevo ( 13/12/2009 02:31)
inona tony andraimbilakaandevobadolahy tiii e,inona tiii alefaannn tiii,tsisininina
12. badoboys ( 13/12/2009 02:48)
Nijereko ny num7 sy8 fa tena ndoto marina ty naman'elah ty ry andevo,nareo samy andevosaina ihany io :lol:
13. andevo ( 13/12/2009 02:52)
Tenono lery fa nareo samy badoandevoio
14. AndriambyII ( 13/12/2009 08:59)
Tsy mahazo mijery ireo ny andevolahy badraodra toa anareo raha tsy manao sorona manokana ,miboridana tsy manao afatsy salaka dia manao dihim-paty miaraka @ horakoraky ny vorondolo sy ny kary .
15. pikatti ( 13/12/2009 12:05)
Aoka lisany ry zalahy Billy a, refa tsisy tsisy valera de ndana any @ madagate any :twisted: :twisted: :twisted:
16. andevo ( 14/12/2009 02:34)
andriambilakamainty saina nanomboka nanambanygasy toa azyteo nefa mikay kaykaykay
17. AndriambyII ( 14/12/2009 22:30)
I andevo ihany no nanomboka nanao ambony ambany ny malagasy t@ filazana fa misy ny ambany sy ambony . Ndana miverina any @ 18-éme s. ry andevo a !!!
18. xxxw ( 14/12/2009 23:20)
8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5354