ho raikitra ihany ity rombo ity e

1. Toumba ( 11/12/2009 20:35)
efa betsaka ireo rasil miandry fotsiny an'ireto fis ireto ,ao koa ny rfi ?
mifampiandry eto ,miandry fotsiny ny saosy avy any @ dada dia raikitra io :evil: :evil: :evil:
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:10
2. fijo ( 11/12/2009 20:38)
tsss efa olona tsy nietsika hatr'izay letsy ireo tsy hanao raha fa aza manantena intsony an
3. Toumba ( 11/12/2009 20:41)
i dada tsy be teniteny io ,manomana fika be surprise :evil: :evil: :evil:
sorce tena enjana io ry fijo an surprise surprise
4. fijo ( 11/12/2009 20:42)
an an,tsy hietsika izany ireo wa
5. Toumba ( 11/12/2009 20:45)
izany ve hoy ianao ,rehefa mandeha @ millions ny saosy miova ihany ireo ka ,i dada koa anie madity be e ,aleo hanambazana virja any afrika du sud ny saosy toy izay omena an'i Toumba hanamboarany azy toy nahazo an'i dadis camara :evil: :evil: :evil:
6. pikatti ( 11/12/2009 20:48)
bandy voavidim-bola daholo ireo fijo a, zay be saosy ihany no alehan-dry zalahy fa jereo eo tsara ny fandehany
7. fijo ( 11/12/2009 20:52)
ô ry zalahy an,vao nanomboka anie ny teny ambohijatovo,dia efa nanantona an'i ravalo le (CEMGAM) izao io e,aleo amboarinay ireo hozy fa jereo izahay.fa ravalo annao vava be taminy.dia iny izy nitsimbadika iny.izao ravalo tsy sahy miankina amina tafika izany fa leo
8. pikatti ( 11/12/2009 20:58)
Dakôro @ lah zah fijo fa notsiratsirain'i le8 ny rasily dia iny ry zalahy nahazo kendry tohina iny fa tadidio fa reo kofy reo bandin-dradidy daholo,ary radidy tsy gotry hoatran'i lavasanga,izany hoe mbola voavidin-dratsiraka tsara reo bandy reo
Sady i Andry nanao fahadisoana @ io mbola nanakana an'izy iray manontolo tsy hoverina io , ary efa mikorontana ny tatsimo ny feon'ny avaratra sy sy tatsinanana ka ho hita eto ny manaraka
9. ramosekely ( 11/12/2009 20:58)
amboariny ahoana ry fijo ,io cemgam fopla io ihany anie no nikomy tao @ capsaty niaraka an'i noely nandra
10. Papoose ( 11/12/2009 21:01)
aza ajanona mihitsy ny rombo raha tsy hofaty isam-batan'olona ny gasy! @ zay angamba vao mety ho tonga saina!

@ zay tonga mitango ho azy moramora reo mpitavana ny harena isankarazany!
11. ramosekely ( 11/12/2009 21:02)
papoose=foza be
12. fozabe ( 11/12/2009 21:04)
marina izany ry ramosekely an za ihany no papoose,ary ianao aza faly mampiady ny gasy fotsiny e
13. Papoose ( 11/12/2009 21:05)
ramosekely:

papoose=foza be


tony ndray le tsy mahita mpiresahana interessant dia miteniteny foana!!!

dia lazao koa fa akondro ny fary!
:lol:
14. pikatti ( 11/12/2009 21:12)
lazao koa fa akondro ny fary!

efa nisy nanontany raha i papoose=Robie ?
15. fijo ( 11/12/2009 21:13)
ramosekely,ka ireo capsat ireo mihintsy no nanatona an'i ravalo voalohany.fa ravalo koa be didoah ,de iny ry zalahy fa nivadika.

MARINA LE FILAZANA HOE AN4I RATSIRAKA NY MIARAMILA?ary ratsiraka aza mbola nanamafy an'izany tany addis,fa bandy katahotra wa ireo.ny vahoaka no mety hampiova ny zavatra ao
16. pikatti ( 11/12/2009 21:38)
Ho hita eo lesy fijo ny fandehan'io a, zavatra iza lesy no nanampo an'ireny zavatra nitranga ireny , midika izany fa ny surprises mbola betsaka
17. Papoose ( 11/12/2009 22:11)
pikatti:

lazao koa fa akondro ny fary!

efa nisy nanontany raha i papoose=Robie ?



iza koa ty robie lesy????
18. fozabe ( 11/12/2009 22:42)
za ihany wa no papoose e,izay ihany no ps ato
19. Papoose ( 12/12/2009 02:42)
enao ko ty toa lalina!!!
20. dadabe ( 12/12/2009 03:30)
hahahha sipa angaha i fozabe no lazainao fa lalina ?? hahaha :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077