Tanora Gasy Vonona prét pour une autre année de crise

1. ntss ( 11/12/2009 08:07)
ze ataon'la eo ataon'la fa ny TGV lesy mijoro fona a
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:12
2. patrick2002 ( 11/12/2009 14:57)
rahoviana ihany no hiongana eh! izany no vavaka eo @ MAGRO
Iza indray no handefasana telegrama hanalana baraka an`i TGV ,tsy fantany fa ireny zavatra hataon`ireto antidahy ireto no mampirongatra ny hambo-pony malagasy , hangalany ny folara oranzy any anaty vata .
VIVE TGV
VIVE TGV
3. nancy ( 11/12/2009 15:00)
Aza taitra fa efa madiva ho vita anie ny fasana angadian'i tgv ilevenanay e...

patrick2002:

rahoviana ihany no hiongana eh! izany no vavaka eo @ MAGRO
Iza indray no handefasana telegrama hanalana baraka an`i TGV ,tsy fantany fa ireny zavatra hataon`ireto antidahy ireto no mampirongatra ny hambo-pony malagasy , hangalany ny folara oranzy any anaty vata .
VIVE TGV
VIVE TGV



4. patrick2002 ( 11/12/2009 15:13)
ny fasana nangadian`ireto antidahy telo lahy,ho an`i TGV ity ,toa izy ireo indray no hilevona ao anatiny kou.
Vao maika ny malagasy namoaka sy nampirety ny folara oranzy
VIVE TGV
5. MialyRajoel ( 11/12/2009 17:14)
Aza esoina izy patrick2002 a :*
6. ndotofetsi ( 11/12/2009 17:34)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. terrywui ( 12/12/2009 10:30)
NTSSSS ______
Merci ntsss a!! ary elah elaela tsy tato a !!

8. terrywiui ( 12/12/2009 11:12)

MANAOVA FETY SAMBATRA , MOMBA ANAO HATRANY NY VAHOAKA MALAGASY (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373