Il faut sauver le soldat Rajoelina

1. pikatti ( 09/12/2009 21:38)
La France encourage la tenue d’une réunion du groupe international de contact avec toutes les parties à Madagascar (9 décembre 2009)
Mivadika ati-doha daholo ry zalahy isany nametraka olona fou tony hoa ,midika izany fa leo ry zalahy fa tsy maintsy manaiky ny hanitsahan'i R8 ,Radidy ny tanindrazany i keliloha no hiafaran'ity raharaha ity,ary avy ary le tetika be manadala fa vitamatavy elah Rajoujou

http://www.diplomatie.gouv.fr/fr/pays-zones-geo_833/madagascar_399/france-madagascar_1178/madagascar-france-encourage-tenue-une-reunion-du-groupe-international-contact-avec-toutes-les-parties-09.12.09_78383.html
novalian'i fijo ny 11/12/2009 21:21
2. vitamatavy ( 09/12/2009 21:45)
vaovao azo farany dia hoe manao domy ao hotel ny 3mouvance :-D :-D :-D
3. ifiona ( 09/12/2009 21:48)
il faut sauver le soldat Rajoelina... ou pas...

f'angaha tsy rami lé ataon-dry zalah ao :^) :^) :^)
4. pikatti ( 09/12/2009 21:51)
Toa rami ndray no henoko
i deba hotran'ny mahazatra ihany fa na pahina aza mbola mahavita milaiso foana , i Zafy gotry lava, i le8 tsy mety hanao fa ataon-dry zalahy costa'mi :-D :-D :-D
5. vitamatavy ( 09/12/2009 22:06)
tapaka hono i zafy ka na ny hamidy paraky aza tsy misy intsony ,loza fa voatery hanafatra paraky tsarasaotra any dago :-D :-D :-D
i ravalo sy deba indray lasa naka sipa virja any swaziland,efa milendalenda be ery kidoro izao ao :-D :-D :-D
6. pikatti ( 09/12/2009 22:08)
Resaka ka atao aloha fa tsisy fotony ty Rajoelina ty ry zalahy a, tena nandiso fanantenana tanteraka ,tahak'izay ihany iny tonga de nopehin-dR8 tany ,ny marina mitavozavoza tokoa ka resin'ny lainga tsara lahatra
7. ramosekely ( 09/12/2009 22:14)
saly daholo ny akama indrindra fa ingahy sefo
za koa dia tahaka anao ihany ry pikatti,tokony efa ela no namboarin'i levalo iny saingy en fin du compte nisy nahatsara azy ihany satria izao efa fantatra tsara izy hoe izy no izy
8. patrick2002 ( 10/12/2009 02:15)
pikatti:

Resaka ka atao aloha fa tsisy fotony ty Rajoelina ty ry zalahy a, tena nandiso fanantenana tanteraka ,tahak'izay ihany iny tonga de nopehin-dR8 tany ,ny marina mitavozavoza tokoa ka resin'ny lainga tsara lahatra




F`angaha lty ialahy ry Pikatty nanantena zavatra t@ Rajoelina .izany hoe TGV ihany izany ialahy taloha fa tsy nahazo toerana dia aleon`ialahy ihany nmitery ronono :-D :-D :-D
9. andevo ( 10/12/2009 02:27)
tsy nahazo toerana dia aleon`ialahy ihany nmitery ronono

aza mifanambanimbany ry le vendrana ty a,na mpampadihy ty na mpitery ronono ty anay io fa tsy anlà
10. AndriambyII ( 10/12/2009 07:57)
"aza mifanambanimbany ry le vendrana ty a,na mpampadihy ty na mpitery ronono ty anay io fa tsy anlà ."
inona no anareo ry voamason' angatra ? :lol: :lol:
11. Robie ( 10/12/2009 10:10)
Ataovy ao Tana tsara hoe jerevana azy raha tsy ho tonga eo daholo @ izay ny mpanohana an'ireo mouvances telo ireo e,izao ry zareo vao maika ary misy lanjany
12. esserra ( 10/12/2009 10:50)
Voakapoka tao Ambohitsirohitra tao ikelifingotra omaly; ambasadaorin'ny Benkitana Niels Marquardt , Moser Wolfgang ny Rainiboto aryJean Marc Chataîgner Renimalala no namely tefaka mirivorivo an' ingahy rainy :lol:
13. esserra ( 10/12/2009 11:00)
Hotran'izany ny lohako :lol:
14. wxxx ( 10/12/2009 11:12)
Robie=Papoose ve, manjakely anie nareo zany e ary tia politika koa an ;-) (l) :*
15. terrywui ( 10/12/2009 12:00)
F`angaha lty ialahy ry Pikatty nanantena zavatra t@ Rajoelina .izany hoe TGV ihany izany ialahy taloha fa tsy nahazo toerana dia aleon`ialahy ihany nmitery ronono
:-D :-D
za koa dia tahaka anao ihany ry pikatti,tokony efa ela no namboarin'i levalo iny
namboarininy tamin'inona moa zany? mahamay ndray pikatti ato zany le..! alefanndra-Pà hitery ronono zany ny akamako kléé...!! mendy mitsy rapique kléé hin hin hin hon hon hn
16. naritsymba ( 10/12/2009 14:04)

Boda ny lohalé zalahy ty marina mafy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. Robie ( 10/12/2009 17:57)
Robie=Papoose ve

Tsia tompoko
18. ifiona ( 10/12/2009 19:06)
kiii ary toa manjakely daholo ny sipa ato kle.. Robie, yuka, sns... za ve zany no ratsy indrindra ato hounnnn??? tsy koi e, za misy tia foana, sa aona MRifiona :* :* :*
19. MRifiona ( 10/12/2009 19:38)
Oh là là Yesssss, tsy fantany marina ny tena fandehany zany anie e
L'amour n'est pas seulement un sentiment,
il est aussi un art.

- Honoré de Balzac -
:* :* :*
20. pikatti ( 10/12/2009 19:39)
Samy manana ny maha izy azy daholo nareo ato ry ifiona a :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1959