Attentat à Madagascar! Au moins 30 personnes ont été tuées

1. naritsymba ( 09/12/2009 20:22)
Novonoin'i Rajoelina daholo ireo olona ( voahasa handinika ny vato misakana @ tampijoroana ny governemanta,izay marihina fa nidongiany) nohevriny fa vato misakana ny fahefany rehetra tany Maputo3
Lasa dictateur malaza nohon'i Dadis Camara(de-ny) ity ihany izy,ary mety ny mpiambina azy ao ihany koa no hanapoaka ny lohany ao raha mbola tsy mahay miana ny anao lahy
2. esserra ( 09/12/2009 20:30)
ok lesy Rajoelina a, milay elah fa zao fotsiny ,aza manody ny alahelom-bahoaka
3. fijo ( 09/12/2009 20:45)
ngah aizy mahalala ny dikan'izany hoe vahoaka izany e?????
4. xxxw ( 09/12/2009 20:50)
Ireto avy ny lisitra ka hiangaviana ny fianakaviany hanatona any Maputo

Zafy Albert, Rakotovahiny Emmanuel, Manoro Régis, Miandrisoa Marcel, Serge Radert, Dr Joseph Ramiandrisoa, Léa Ratsiazo, Tabera Randriamanantsoa (mouvance Zafy), Pr Ange Andrianarisoa, Ramisandrazana Rakotoariseheno, Azaly Ben Marofo, Emilien, Moïse Rakotosihanaka et Noël Rakotonirina (mouvance Ratsiraka), Fetison Rakoto Andrianirina, Mamy Rakotoarivelo, Manandafy Rakotonirina, député Lala Brigitte, Me Hanitra , Me Benja, Rafatrolaza Bary Emmanuel, Henri Roger Ranaivoson, Roland Ravatomanga (mouvance Ravalomanana). Pour le compte du premier ministre de consensus issu de la mouvance Ratsiraka, le Pr Mangalaza Régis est accompagné de son sherpa, le général de gendarmerie Randrianazary Thierry. Trois journalistes figurent parmi les nouveaux exilés : Laurent Ratsimba (Radio Fahazavana), Lova Rakotomavo (Matv- Malaza) et Razafilahy (mouvance Ratsiraka).
5. pikatti ( 09/12/2009 21:57)
Tena fokonolona mitsy kay no tany, raha zah ry zalahy de tohizana any ny lanonana de mijery coupe du monde aty Sud Af
Resaka atoa fa tena tsy mbola nisy hoatr'ity marina é, tena lasa kilalaon-dRajoelina i Madagasikara ,ary mitombo ihany ny tsy mirevy an nedala ,ny miaramilana sisa no vahoakany et encore :?:
6. jentilisa ( 10/12/2009 13:04)
fa ahoana koa ity maka ny anaran'i naritsimba ity e? sao dia tsy mety satria tsy mifanaraka amin'ny fotokeviny mihitsy ilay voasorany koooo!
7. nanjakely ( 10/12/2009 13:22)
KMDT

Mangataka hisamborana ny avy amin’ny ankolafy 3

Mbola mitohy hatrany ny fanehoan-kevitra avy amin’ny Komity Miaro ny Demokrasia sy ny Tetezamita na KMDT izay tarihin’ny Filohany Marcellin Razanakoto. Taorian’ny zavatra nitranga tany Maputo afakomaly izay nanaovan’ny avy amin’ny ankolafy 3 – Zafy Albert sy Marc Ravalomanana sy Didier Ratsiraka- dia nanambrana ny KMDT fa fanonganam-panjakana ny zavatra nataon’ny ankolafy 3 . Araka izany mangataka amin’ny Filoha Andry Nirina Rajoelina sy ny fitondram-panjakan’ny Tetezamita izy ireo mba hametraka fitoriana ary hisambotra ireo izay nanao sonia ny Maputo III. Tsy izy telo lahy izay mpitarika ny ankolafy 3 ihany fa ireo izay delegasiona sy ny mpanelanelana avy amin’ny GIC ihany koa. Sady fanonganam-panjakana mantsy ny zavatra nataon’ny ankolafy telo, hoy izy ireo, fa eo ihany koa ny famadihan-tanindrazana. Efa im-betsaka moa ity fikambanana ity no nanao fanambarana. Efa nisy ihany koa ny fanakianany ny Filoha Andry Nirina Rajoelina izay nolazainy mihitsy fa tsy nanaja ny fifanarahana tamin’ny vahoaka teny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Nitaky koa izy ireo ny tokony hameranana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita satria iny rafitra iny no nifanarahana tamin’ny vahoaka mpitolona teny amin’ny 13 mey .
niry ramanitra



MBOLA TSISY VOATIFITRA NA VOASAMBOTRA NA TRATRA IREO OLONA MPAMADIKA TANINDRAZANA NA MPANONGAMPANJKANA FA VAO TADIAVINA NARYTSIMBA FOPLA A

TEZITRA AMLAH JENTILISA
8. naritsymba ( 10/12/2009 13:50)
Sao misy naritsimba fopla any @nareo any ry jentilisa :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1522