merci tgv,

1. bazylou ( 09/12/2009 09:15)
na ho ela na hohaingan akoa dia tsy maintsy tonga tany ny baolina e, tsy maintsy ailika ireo anty dahy mpampiesona pokona fa tsy alehany intsony. :-D :-P :-P :-P
2. deuch ( 09/12/2009 09:36)
bazylou:

na ho ela na hohaingan akoa dia tsy maintsy tonga tany ny baolina e, tsy maintsy ailika ireo anty dahy mpampiesona pokona fa tsy alehany intsony. :-D :-P :-P :-P


efa ho rendrika ny TGV tsisy ilana azy, vao maika naletiny ny vahoaka malagasy lol
:oops: :oops: :oops: :oops:
3. papala ( 09/12/2009 10:06)
LE andry rajoelina bitro voalavo mpandrava efa vao maika koa mandeti-tena any @ FARAHANTSANA. ho tena hitan'ireo tarika tgv reo tsara afaka kelikely zany ATAO HOE FAHATEZERAM-BAHOAKA IZANY AN. fa miheritreritra angaha LE tgv tsy vanona io fa tena miseho ho tompon'ny MADAGASIKARA mpandidy be mihintsy !
4. fali ( 09/12/2009 12:19)
:lol: :lol: :lol: efa hifarana sahady ty tgv marina tsy ho ela de ho hitantsika eo e !
5. andreasr ( 09/12/2009 13:25)
za g hâte mintsy afantatra zé hiafarany.......xD
6. pikatti ( 09/12/2009 14:33)
midefié ny kaominité internasionaly zany ve nama tsy efa naman'ny mandevin-tena
, io no nandraman'ny Sadamo Hosena ,taiza no niafarany ??? tao anaty lava-boalavo sisa
Tapina hoa ny dômy
7. gassmilay ( 09/12/2009 17:44)
Mais ce qui fait enrager ce cher lapinou, et qu’une réunion s’est tenu sans lui, et que les médiateurs ont acceptés ce fait, comme s’il ne comptait pas quoi. Eh oui, c’est difficile pour un tel ego de comprendre qu’il n’est pas le centre du monde, et que chacun essai d’avancer à sa manière. Des rumeurs ont également prétendus que les 3 mouvances avaient obtenues la reconnaissance internationale pour leurs propositions, et cela était inacceptable pour Andry Rajoelina. Dire qu’il a fait le chemin jusqu’à New York pour l’obtenir, et qu’il n’a eu que les quolibets du monde entier !
8. pink ( 09/12/2009 20:32)
bazylou:

na ho ela na hohaingan akoa dia tsy maintsy tonga tany ny baolina e, tsy maintsy ailika ireo anty dahy mpampiesona pokona fa tsy alehany intsony. :-D :-P :-P :-P



mihodinkodina lesy an ity tanintsika ity... aza mbola mihoraka fa mbola mihondikondina be ny tantara...ny malagasy manontolo jerena fa tsy rajoelina mivady irery ihany akory...
9. bazylou ( 11/12/2009 07:39)
vive tgv, ioihany no ady eo e, :-P :-P
10. MialyRajoel ( 11/12/2009 17:20)
Aza maneso e :*
11. ndotofetsi ( 11/12/2009 17:36)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4287