à l'aide, au secours les français nous envahissent !
1. bonbongasy
(
07/12/2009 20:53)
Nareo variana miady seza ao, ny vazah mena sofina etsy manararaotra miditra, mipetraka, monina ary maka izay azony alaina rehetra. Voapanga ny teo aloha nanome tany ny coréan sy ny indian, nefa izao ny frantsay indray no toa maka ambongadiny! ohatra iray fotsiny: 300 000 Ha any @ faritra atsimo atsinanana tadiavin'ny environvest... marina e!
novalian'i AndriambyII ny 14/12/2009 22:44
2. AndriambyII
(
07/12/2009 21:04)
Andefaso porofo kely indray hoe azafady ny @ izany ô !! tsy mbola nahita izahay !! :roll: :roll:
3. milamm
(
08/12/2009 03:10)
sali dolidoly e eny oa ,zao ko za vao nahare zany 300.000ha zany mba asio sopapa ra mety e.
ra dinihana nge theorie 1 francafrique izay miverimberina eto momba ny plan machiavelique sy mission coloniale frantsay de mazava ny role-ny i lavanify sy reo niara namadika tanindrazana taminy e porofo @ zany le andro maloka sy nampiihosondra ny tananany lavanify toy andry dadapasy,manandafy,landivola,sy reo rehetra mivorivory tany ivelany lava reo oh.mazava t@ zany ny op.ramses 96 nahitana fangalarambato naharesy an\'i zafy une population vote pour le changement et, au sortir du scrutin, elle hérite des mémes corrompus qu\'elle a rejetés. Des « constitutionnalistes » sont venus de France pour revoir les textes. Des « coopérants en technique électorale » sont venus préter main forte pour l\'organisation du scrutin. Des « observateurs » minutieusement choisis sont venus superviser les opérations de vote. Et, au soir de la journée électorale, tout ce beau monde constatera les élections « sereines, équitables et transparentes » qui voient la victoire de leur champion. Quand on a vécu cela, on a connu les sommets de l\'indignation et les profondeurs de l\'impuissance. iza moa no tsy mahalala fa ze tany rehetra mamofona solitany de tsy milamm oazy tsony fa mikorotana sy miady atrano eraky afrika,ny tena fototra de ny fanjakazakany antoko politika tokana/unipartisme(Itpkl Tsiranana Padesm,i ratsy iraka sy ny arema ,Ravalomanana sy ny tim)ra ireo tany mandroso indrindra oh,bekintana mia
ny antony le maputo 3 de tsy fizarana ministera tsony na fampitarazoana ny korotana mandrapahahitana ilay ol ny frantsay vaovao halatsany na hiasa ho azy reo.fifandaminana @ reo drafitra anantaterahana ny fifidianana izany zay mandalo eo anatrehany sarko sy ny governemantany alohany irosoana @ dingana hafa rehetra.in avy izy reo?hitohy...

4. hery
(
08/12/2009 07:10)
Aza mieritreritra ny hahita porofo izany fa tsy hisy porofo io raha tsy efa tafatombina tsara tsy azo esorina ry zalahy. Mangalatra izany anie atao mihitsy izay tsy hahitana porofo e.
Hafa ny an'ny sasany hoe vao eritreritra hivarotra tany dia manao tsapa rano aloha dia avy eo tonga dia fantatra hoe tsy OK... satria tsy nieritreritra ny hangalatra.

6. patrick2002
(
08/12/2009 08:06)
ny ahy aloha ny fanirina dia ny malagasy masi-mandidy @ taniny ,nefa rehefa tsy misy hevitra fa tsy maintsy hidirany vahiny dia aza miala @ mahaztra ,raha samy vazo mitovy ihany aza mihita-rano ry malagasy mpiray tanindrazana .
Raha samy zanahana ihany aleo zanahiny frantsay to izay zanahiny anglisy na allemand ,na chinois na japone ,na arabo ,na mozambikana .
Antony tantara efa 150 taona no mamatotra antsika @ frantsay ,ny frantsay no nanao ny reseau electrique ,ny lalana goudron ,ligne téléphonique ,bref infrastricture rehetra tao madagasikara ,vokany izy no premier partenaire commercial ao madagasikara , ohatra fotsiny decembre ny andro aiza ny letchi de Madagascar tsy hita aty @ grande surface aty Canada ,Italie ,Allemagne ,Norvege ,USA ,Australie ,Japan, fa maninona ny ao france feno letchi de Madagascar isaky ny grande surface .

7. AndriambyII
(
08/12/2009 08:31)
"Raha samy zanahana ihany aleo zanahiny frantsay to izay zanahiny anglisy na allemand ,na chinois na japone ,na arabo ,na mozambikana ."
Mila fanavaozana ny fifanarahana @ ireo firenena mpampiasa vola any Mada , ary izao fotoana izao indrindra no tsara hanaovana izany noho io krizy mondial io . Raha tsy voahova ao anatin' ny fisehoan' ny krizy izao ny fifandraisana mitongilana misy eo @ Mada sy ny firenena bailleurs de fond traditionnels dia azo atao ny hino fa mbola hitohy indray izany mandritry ny generation roa na telo hifandimby.
"ny letchi de Madagascar tsy hita aty @ grande surface aty Canada ,Italie ,Allemagne ,Norvege ,USA ,Australie ,Japan, fa maninona ny ao france feno letchi de Madagascar isaky ny grande surface . "
Ahitana letchie de mada koa aty USA , Norvege , pays bas ,ny any Japon ,manafatra avy any chine .

8. terrywui
(
08/12/2009 10:40)
bonbongasy mpandainga velona ...!! :evil: :evil: mitady hanakorotana serasera eto fotsiny..300.000ha ny lohabe !! :evil: :evil: :evil:
9. pikatti
(
08/12/2009 13:20)
Mila fanavaozana ny fifanarahana @ ireo firenena mpampiasa vola any Mada , ary izao fotoana izao indrindra no tsara hanaovana izany noho io krizy mondial io . Raha tsy voahova ao anatin' ny fisehoan' ny krizy izao ny fifandraisana mitongilana misy eo @ Mada sy ny firenena bailleurs de fond traditionnels dia azo atao ny hino fa mbola hitohy indray izany mandritry ny generation roa na telo hifandimby.
rapaty lesy tsy mahatakatra an'izany analyses zany bainn a,
Elah rawix aza manompa olona eo sao elah jinjaiko eo koa!!! :evil: :evil: :evil:
10. Mirananirina
(
08/12/2009 13:57)
Tsy aleo indray olona tia an' i congo ny filoha dia zanahan'ireo indray isika,na mozambika :-D :-D :-D :-D :-D
11. bonbongasy
(
08/12/2009 20:33)
ny mpangalatra tsy hiteny aminao mintsy oe angalatra zay zao
fa refa lasany ny entana vao saina tonga nareo!!

12. bonbongasy
(
08/12/2009 20:44)
Hery> informé za matoa mandefa alerte
Patrick2002> aza mba lohana voazanaka iany oa!
terrywui> mioatra an'izay nga no enon'i toi? lazao ny chiffre iarahamahita

13. AndriambyII
(
08/12/2009 20:50)
Dia mbola misy olana koa ity , efa betsaka ny taranaka vazaha surtout frantsay niorim-ponenana tao Mada efa hatr@ taona 1500 no makaty , tsy ny frantsay ihany fa teo koa ny karana ,ny sinoa ,ny arabo ,ny afrikana (tanzaniana , mozambikana , sudaf,congolais , kenyan , senegalais) ,nisy rosiana aza ,mila jerena tsara ny mombamomba azy ireny fa mety hitarika fisavoritahana eo @ fandrindrana ny fototra iorenana @ maha malagasy. 8) 8)
14. badoboys
(
08/12/2009 23:37)
tsy ny frantsay ihany fa teo koa ny karana ,ny sinoa ,ny arabo ,ny afrikana (tanzaniana , mozambikana , sudaf,congolais , kenyan , senegalais) ,nisy rosiana aza ,mila jerena tsara ny mombamomba azy ireny
Andriambe sahala @ elah ihany reny ry aleny ty a
15. AndriambyII
(
09/12/2009 00:11)
badoboys:
tsy ny frantsay ihany fa teo koa ny karana ,ny sinoa ,ny arabo ,ny afrikana (tanzaniana , mozambikana , sudaf,congolais , kenyan , senegalais) ,nisy rosiana aza ,mila jerena tsara ny mombamomba azy ireny
Andriambe sahala @ elah ihany reny ry aleny ty a
Aza fady kely fa tsy tazako ilay feon' ny taolambalo mikorotana avy any ambondrombe , mazava ilay teniko teo ambony .
8) 8)
17. AndriambyII
(
09/12/2009 00:38)
Henoko tsara mihintsy ilay hafatra voasoratra fa tsy hitan' ny sofiko , mba asio fanazavana amboniny kely hoe ra mba azonao atao ?
19. AndriambyII
(
09/12/2009 00:43)
Tsy manaraka faty lena ny aty fa ampitao fotsiny ilay hafatra dia samy miala isika !!