urgent !!! mba mila hevitra avy any aminareo aho

1. xxx ( 07/12/2009 06:12)
Ts hitako ze hatao ry reto a !! tam heritaona za niaraka tam zay bandy 1 zay: izy no sipako voaloan de niaraka nandritra ny 5 mois teo eo zay de nisaraka za ! ny antony?? Mampirafy beu izy sady nampijaly beu ana ! ts miafina izy no manao sipa !! refa miantso za de henoko mits n feon le sipa: de asain le bandy tapahiko le appel fa misy surveillant hono !! sao bedy izy !!
(…) lava be le tantara, efa tam heritaona zan; sady ts de zay loatra no tiko horesahina eto fa zao !!
Voalohany alou: tiko be io bandy io : nefa izy dia sexe ftsn no niarahany tamiko tam zay !! zan hoe hideverg ana ftsn !! am zao ftn zao de any antsirabe any izy !! lasa mifampiantso fona zay de mifandefa sms fona ! ts maraina! Ts atoandro hariva !! ary le sms ts mba hoe simple sms fa resaka sexe ranoftsn: mi excite ana izy de za kou manao fa milay be!! Talou ah no ts de tia miresaka sexe zan fa am zao de efa mba manao nao ian !! saingy mbola vierge ian ah : 23ans ah zao !!
Teo alou refa miantso ana le bandy de manontany fona oe : efa nampesainao ve le zavatra??? De za sincere be refa mamaly !! valiko hoe NON (zay no marina) !! de efa noteneniko anazy fa za manana sipa !!
de am zao izy ts manontany tsony !! za kou ts miteny !! mifandamour be zay !! de manao pro mande ho azy teny fa refa tonga aty tanà izy de hanao be zay de matory aty amiko izy !! patati patta !! aloha n krismasy izy no tonga aty tanà !! nefa za ts vonon am zan akory !! ts te hanome anazy ah : satria efa prévu hatran am voaloan fat s izy no tiko hi diverge ana (efa noteneniko anazy zan tam heritaona). Za ts te handratra ny fony !! za kou nefa ts hanao firaisana aminy !! te hahita anazy ftsn ah !! hijery ny tsikitsiky, ny endriny !! ny feo ho henoiko !! je l’aime !!
aona ny fomba hitenenako aminy fa le resaka sexe ataonay isan andro reny de ts hisy pratique !! rah ts hoe angamba bisous sy safosafo ftsn (ts ho lasa lavita) !! satria de sahiko eto ny milaza fa trop be le resaka sexe ataonay : sam exité be zay am le izy !! otran mahatsiaro tena ian ah hoe diso satria milalao afo: inn no tokony hataoko !! toroy hevitra !! te hiteny aminy ah hoe andao ajanona le sms typik fa atao sms tsotra !! sady izy lasa miteny jtm amiko!! De malefaka be !! malahelo be ian ah hoe : hay zan refa hitany fa manaiky hanao iraisana aminy ah de manao malefaka be otr zan izy !!
lava be le tantara ; ts de afa po loatra ah ny mitantara satria lava be le izy nefa le ftn ts ampy !! de reo no azo ambara !!

aona no fomba hitenenako aminy !! ts tiko rah hieritreritra izy hoe manao vengeances anazy ah !! tiko izy na de teo aza le zavtra faran zay mafy nataony tamiko !! voaloham-pitiavako izy de ts ho hadinoiko mandrakizay !!

novalian'i jarifa ny 30/12/2009 09:42
2. maryline ( 07/12/2009 07:05)
:roll: :roll: :roll: :roll: Namaky ny tantaranao aho dia hitako fa " tsy azoko be izany ilay izy na ny fanazavanao no hafahafa amiko" mifandamour be izahay hoy ianao, je l'aime , sexe sns raha amiko manokana raha mamaly ny "fantasme" resahany ianao de manana filana koa miaraka aminy,mety nilalao fitia ity zazalahy t@ voalohany koa lasa tia dia tia avy eo, ianao koa sady mbola virijiny raha teo 23 ans
ianao nilaza fa voaloham-pitiavanao io bandy ka sarotra @nao ny hanadino azy eo isika izao TSY AZOKO " F' inona ny dikan'ilay hoe " first kiss" aminao???? matoa ianao tsy mbola vonona ny hiray aminy sy vonona ny hisaraka aminy dia tsy mbola mi compte aminao izy izany . Tsy izy hoy ianao no tiako handovitra ahy fa iza ary ?? nefa enao milaza fa tinao izy
n y toro-hevitro aloha dia tsy tena fitiavana ny anareo fa resaka mandany jiro koa dia tsory aminy ny marina hoe " aleo misaraka fa kilalao ihany ny antsika" dia ny mbola tsy misy maratra indrindra fa ianao
courage ma belle
3. sitlo ( 07/12/2009 07:06)
Kamo aho hamaly an'ity dinika ity...
4. Djhamhal ( 07/12/2009 07:57)
ianao ihany io kou : refa vonna ny hanome azy enao dia ataovy m'lay fa refa tsy mety ny sainao dia adabohy any ! farany : tandremo anefa fa ny nenina tsy eo aloha hananatra fa avy ao aoriana handatsa ! mahereza ! é!
5. Mirananirina ( 07/12/2009 10:18)
misangôdy be zany ilay izy aloha.
voaloham-pitiavako izy de ts ho hadinoiko mandrakizay !!

ny olona rehetra samy manana ny voaloham-pitiavany daholo.Ary adino foana io rehefa ela ny ela.Vitsy no raikitra fanambadiana.
6. xxx ( 07/12/2009 11:15)
za ve no ts mahay mitantara ???
SA nareo no ts mahzo resaka ???
sa le tantara mits no misangôjy??

:-D :-D :-D
7. booboo ( 07/12/2009 12:27)
xxx > :-D izy aby aby :-D :�)

Tsy mifandray ny tadin-dokanganareo fa adabohy any. inona no tena itiavanao azy raha sady efa nampirafy anaoooo, tsy tia afa-tsy hanao crac crac aminaoooo (sahala @ hoe tsisy afa-tsy ny fivavianao no mi-interesser azy), ianao nefa tsy tia an'izanyyyyy.
sa kosa aza mody manao non non non fotsiny ny vavanao nefa ny any am-po any mi-oui oui oui. Ireny fatra-pandà ireny ihany manko no hum hum ouz zay oul zay :-D
8. maryline ( 07/12/2009 12:34)
booboo:

xxx > :-D izy aby aby :-D :�)

Tsy mifandray ny tadin-dokanganareo fa adabohy any. inona no tena itiavanao azy raha sady efa nampirafy anaoooo, tsy tia afa-tsy hanao crac crac aminaoooo (sahala @ hoe tsisy afa-tsy ny fivavianao no mi-interesser azy), ianao nefa tsy tia an'izanyyyyy.
sa kosa aza mody manao non non non fotsiny ny vavanao nefa ny any am-po any mi-oui oui oui. Ireny fatra-pandà ireny ihany manko no hum hum ouz zay oul zay :-D



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: mi oui oui ny vava ve manao hoe! non non non fa ny fo miantso an'i ouioui hihihi
9. booboo ( 07/12/2009 12:40)
:-D :-D :-D :-D
10. botra10 ( 07/12/2009 13:56)
xxx:

!! patati patta !!



io ihany no mba azoko @ le tantara!
de le patati patatta ve anarana sakafo sa anarana restaurant sa anaraninona? :-w
11. hery ( 07/12/2009 16:16)
Ka efa hitanao daholo zany ny blem rehetra:
- Efa fantatrao fa efa nampirafesiny enao
- Efa fantatrao fa resaka sex fotsiny ny azy
- Efa fantatrao fa mody miangola be izy rehefa ampanantenaina sex.

Dia anjaranao sisa na mbola hiditra amin'izany ihany ianao... fa raha miditra dia mahatantesa ny vokany avy eo an :-)
Mety hialàny fotsiny.

Fa azonao tsapaina farany amin'ny hoe
- Aza omena klou dia ho hita raha mbola hiangola ihany na hivatravatra :-)

Raha mbola miangola @ manaraka dia omeo am'zay rehefa vonona ianao
12. xxx ( 08/12/2009 05:18)
booboo> mapmé ana le hoe mi oui oui oui sy mi non non non :-D ! cloon kely !!
hery>merci fa milay le resakao !! ahafahana manapakevitra tsara mits !!
za alou ts mieritreritra ny hanome anazy e : fa juste oe mb miaraka ftsn fa tsisy firaisana satria izy tiko beu !! rah mampirafy izy ts ahoako tsony fa za kou efa manana ny ahy !!
fa rah itana zokinay alou za miverina amin"iny de ngamba vôfelaka beu !! satria za nijaly beu de nitomany fona tam zay !! de hitan le zokinay lahy !! saika natson mits le bandy tam zay hobedesiny fa ts nameko le num !! ouffff !!
hitako ian ny zavtra miandry ah refa hiverina aminy fa efa namboariko ny saiko !!
13. doudouridou ( 14/12/2009 14:36)
Tsy azoko ko leizy....
Ra nieritreritra ny tsy hiaraka aminy ianao, tokony vao nanomboka nandefa sms resaka sexe izy de nbôrkenao, navadika resaka hafa ny resaka.... de nogarderna ho meilleur ami izy, zany hoe mpinamana tsotra fotsiny.

De tsy azoko ko le oe tsy izy no tinao hidiverger anao fa olon-kafa.... nefa enao miteny oe je l'aime.
Ka amiko, ra mbola tsy vonona hiroso @ firaisana ara-nofo mihitsy ianao, (tena tsara be izay ra mahatandrin-tena tsara).... dia aza miresaka sy mifandray be @ L n'iza n'iza mitsy alo, fa tsy maintsy ho tratry ny fakam-panahy tsy satry ianao indray andro any na tsy vokatry ny fonao aza, ary mety ho olona tsy tinao akory ary ilay izy @izay fotoana izay.

Fa tsy azoko ko oe, fa ra izy de manin, fa ra olon-kafa de manin... fa nga tsy mitovy daholo... lol... Zao ftsny e ! NY FITIAVANA no lehibe indrindra, de ze olona tena itandry oe tia andry sady tindry no omeo ny voaloham-pitiavana.

Za alo mahazo resaka tsara an !... enao ko mahay mitantara tsara... fa le zvtra tinao ahatongavana mitsy no tsy azoko. Hoe inona fotsiny izany no ilainao azy. Inona no but-nao miresaka, mifampiantso, mifandefa sms aminy... na izaho tsy ho izy kosa ary ve akia !
14. xxx ( 29/12/2009 07:52)

Arahabaina kosa aloha njy efa 23ans mbola vierge ihany, ngah njy ratsy beuh? :-D
15. foosa ( 30/12/2009 07:12)
slt,
tsy enao no voalohany miaina izany ary tsy enao no farany, mateti-piseo izany, ny mahatonga ireo angola sy ireo resaka sexe lava de mba hanaitairany anao, ny fitiavana miankina amin'ny sexe tsy mateza izany satria resaka filana ara-nofo fotsiny ihany kanefa ny nofo mora afa-po kely.
ny tokony ho ataonao angamba dia ny mitsotra aminy ny tena heritreritrao, ary fadio ny miaraka aminy any amin'ny mangigina fa vita eo toi.
matotra tsara ianao miteny azy dia ok io.
bonne chance
16. Seeno ( 30/12/2009 07:21)
Ef nahandr ian iano d miandras ilay hajaranao, sad raf miark@nah band d az tong d tenn foan iz oe za anie bol virga fa ver enao oe sincer ve l (l) sa tsia?
comport toi comm une adulte, satri bstk n band hoe virja in e! d otran n aliak miodiod te hamak dahol d ialah surtt ren bol ts namk iren ka iano fots no harar fo eo @farn, mitandrin tsar sad ajanon an zan band zan e! na mihen az oe an @foan iz no miexite anao, midika zan fa adal-doona sy doon fotsn ten andagolangon ano eo e!
tsor @n oe aleo mijann rah ts oe ten tinao B iz kouh
anao n safid e! sad hoento ambavk kiah a!
17. jarifa ( 30/12/2009 09:42)
marina mintsy izany tenin'i seeno izany e! mety efa nahazo azy koa ongamba io fa mitandrema tsara ianao, ny vatana aza zaraina raha mbola azo atao. jereo rizalahy eto @ forum efa mangila-tsofina daholo
ka tsy mafy be ve izany mamaky 23ans izany le? sa tsisy mafy tsy laitran'ny zoto? :-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1242