AVOAHY AMZAY LETSY LE FIKA BE "antimpanahy" RAPIQUE a ...!
1. terrywui
(
06/12/2009 20:16)
ALEO ALO HAZAVA FA TENA TSY ZA LE BAINN ANTITRA BE IO ....!!! za koa ary mba gaga nahita an'io nisolatsolana ety amin'ny tsy fidirana ety ! tokony kabary ambony vavahady no ataonlery !!
Ahoana lety ozy elah oe atao androany alahady le kozy fanasinana an'i bainn be ...?! sa ho reportena rahapitso alatsinainy ve ?? efa be ny kofona fa innn lety ny fika Rapique a ...! hin hin hon hon...! elah ihany io de refa tonga ny petsa de hiala moramora elah !!
--chapitres fahafiry mo izao bainnn iny ? de opmeo fika alo lety a , sa odiana fannn any de ho faty ho azy any ve?-- sa ho asianlah sira farany ?? kitana lets tong de valio fa mangatsiak lery ts afamitanina andro mitsy ah ..!

novalian'i terrywui ny 07/12/2009 13:32
3. pikatti
(
07/12/2009 00:48)
efa be ny kofona fa innn lety ny fika Rapique a
de zavatra hafa ndray zany no paika , kôzio fotsiny Rabatista
lery mantsy no prez fa tsika mitsam co-prez :-D :-D
4. antimpanahy
(
07/12/2009 09:47)
AZA ATAONAREO VAZIVAZY IZAY TENY REHETRA NATAOKO TETO FA MBOLA HISY ANDRO ILAINAREO IREO VOALAZA IREO ARY HO TSAPANAREO FA TSY TOKONY HO NOMPAINA SY NOTEVATEVAINA TOY IZAO AHO
misaotra anareo
misaotra anareo
5. antimpanahy
(
07/12/2009 11:59)
MIVOAHA AMZAY ELAH FA TSY AFAKA MORAMORA ETO ELAH RAPIQUE RAHA MISY MINANANKA BE EO FA ELAH NO TOMPON NY TENY REHETRA NALEFA TETO A ....SAO DE HIALANGALANA EO NDRAY ELAH .FA TONGA DE ATSOIKO RA BATISTA HANAZAVA ANITY KOZY TY ETO A HIN HIN HIN HI HON HON HON
6. terrywui
(
07/12/2009 12:14)
Inona ary no mapataoatra be anlah rapique fa mivoaha letsy a!! mba mitombandahy elmah fa elah ve vehivavy tsy ahatanty vava e ..!! miaritra elah androany ... fa ifiona ao tsy hivazivazy amlah tsony ..!
7. pikatti
(
07/12/2009 12:35)
ANGILETERA ndray lesy alefa refa tsy mahavoa ty antimpanahin'elah ty a
8. terrywui
(
07/12/2009 13:32)
Pikatti = antimpanah ihany sao isika voafitaka an ! izany hoe lery no mpanoratra tamin'iny