AKAIKY NY FARANY FA AVAHO IZAY RATSY : POROFO 2

1. antimpanahy ( 04/12/2009 11:21)
FIZARANA MANARAKA : mbola chapitre 2 ihany isika !

Arak'ireo voalaza etsy ambany ireo dia ny biby ankoatra ireo izany dia tsy dia misy heriny loatra na miompy na tsia azy hianao : ohatra saka ,boloky ,soavaly ,trondro ,gidro ,vorona ...afaka miompy an'ireo milamina ny tsirairay satria neutre ny fanahin'ireo biby ireo !
hiverina ao amin'ilay tena resaka amin'izay ary aho .
____hiverenako aloha ireo olona izay tratra ambodiomby fa nangalajaza eny rehetra eny nefa rehefa tena arahina dia herinandro eo ihany na mahery kely dia tafavoaka izy ireny (ny antony hono dia noho ny tsy fahampian'ny porofo) -tsy fantatra izay tena mpaniraka azy(?) hatramin'izao (?) ary ireo zaza izay efa lasa na nangalarina taloha dia tsisy resaka intsony fa mipetraka ho tantara sisa ,eritrereto fa raha nisy nanana zanaka na havana anisan'ny very ianao dia zara raha nisy 10% no hita , ny ambiny dia mazava ho azy fa toa ireo lasa ao Alarobia !


------ireo zaza very tamin'ny voalohandohan'ny taona 2009 ireny : rehefa tsy nanaiky ny fangatahan'i satana i ravalomanana ,ka efa nirodana ary andalam-paharavàna ilay Fitondrany dia mino aho fa totoafo ny Fitondrana Sorona tsy izy (zaza hafa ) fa tsy ilay nangatahiny tao Alarobia --Tsy izay anefa no tena nagatahina fa ilay ràn'ny olontiana (reny , zanaka, havana ,vady ....) ihany ka na dia nalefa daholo aza ireo zaza 78very ireo na ny sasany tamin'ireo dia tsy neken'i Satana fa dia noravainy ihany ny Fanjakany !
-MINOA AHY HIANAREO FA MARINA IZAY VOALAZAKO , TSISY KIANINA IZAY NAMBARA



misaotra tompoko !
novalian'i papala ny 07/12/2009 10:03
2. kidoropamba ( 04/12/2009 12:14)
Mankasitraka e. Mila ho raketina ho tantara hoa izao mba ho lesona hoan'ireo taranaka hifandimby. Tsara no hanaporofoana fa nangetoran-dra8 ny "efajikaéma" ka mody manao "mpivavaka lery" kanefa devoly gaigilahy.

3. papala ( 04/12/2009 13:01)
hita mihintsy ny fahambanian-tsain'ny MPANARAKA AN-DRAFOZA ORANA, ALEO HO AVY EO I DADA, ARY ATAOVY NY FIFIDIANANA FA HHO HITA EO.
ARY aza lotoinao ny SERASERA ATO FA TSY MILA OLONA AMBANY SAINA TAHAKA ANAO RY ANTIMOLA A!

manarak'izany mbola mandainga manao SCENARIO IHANY LAY ANDRY TSY VANONA mody manao misy mitifitra hono , fa de ANDRIAMANITRA MIHINTSY NO HANAPITRA NY TANTARANY SATRIA TENA MPANDAINGA TSY VANONA LOATRA, MPAMITAM-BAHOAKA. mody mitokona tsy mandEha miaraka @ olona , de mody MAMOKA ZAVATRA HAFAHAFA FOANA. SAO DE HEVERIN-TENISANY FA TSY MISAINA ARY NY MALAGASY? ka andefasana an'izao tsaho sy LAINGA BE ZAO FOANA ISAN'ANDRO ISAN'ANDRO?
4. belaza ( 04/12/2009 13:25)
RA KIDORO KOA MODY MITATARA DE AVY EO MAMALY TENA IHANY HI HI HIHI HI§ MITENY IRERY MISY FAHAVOAZANA HI HI HI HI HI ZA ALOHA TSY NAMAKY NY REDIREDINLAH FA MANKALEO E
5. kidoropamba ( 04/12/2009 14:38)
Ilaina kosa ange ny mahay ny "marina" e. Hisaorana ary ilay ray amandreny manazava amintsika ny tena hoho maintin-dra8 amin'izao resaka satanisme izao. Mahatsiravina ange izany ary tena mampalahelo be ny vahoaka malagasy atao sorona lava e.

Averiko indray fa vonona ny hanome vola, raha ilaina, ny tenako amin'ny fanatontosana izao boky izao hoan'ny taranaka mandimby.
6. bazylou ( 04/12/2009 19:01)
avy indray le resaka , farany , nefa mbola tsy paitra ihnay , beurrk, vive tgv :-P :-P
7. AndriambyII ( 04/12/2009 20:47)
2012 ....>>> ?? :idea: :idea:
8. antimpanahy ( 05/12/2009 10:20)
Mampalahelo ahy ny fandraisanareo ireo zava marina nambarako ,
tsoriko aminareo mpisera aloha fa tsy misy na ariary aza miditra amiko amin'izao fanambarako ny marina izao fa fitiavantanindrazana sy fitiavana ny mpiarabelona amiko ,
ka raha misy tsy azoazonareo izay nambara dia ny teniko no ario fa ny tenako aza ariana ,misy fomba fitenintsika malagasy iray izay hoe :Atsipy ny teny ao ampon'ny mahalala ! ka raha vonona hanavotra ity tanindrazana ity isika dia tsinjovy ihany ny fahamarinana lazaina
9. papala ( 07/12/2009 10:03)
NY FANARATSIANAO AN-DR8 VE NO ATAO HOE tia tanindrazana? MAHARIKORIKO raha izany. OLONA TIA TANINDRAZANA VE IANAO , dia RAVALOMANANA HANY ZAY MALAGASY KELY ZAY NAHAHENIKA NY MAGRO erak'i MADAGASIKARA NO ENJEHINA lazaina fa zao sy zao? ianao dia ANTIMOLA BE FIALONANA TSY MISY ILANA AZY.

AZA MBA ATO @ SERASERA NO TADIAVINAO HO DIOVINA ATIDOHA @ haratsianareo, fa izahay de efa NAHAFANTATRA NY NAHAM-PANANA an'ANDRIAMATOA RAVALOMANANA ALOHAN'NY naha PRÉZINDAN'NY MADAGASIKARA AZY!

EFA MILLIARDAIRE TALOHAN'NY NAHA FILOHAM-PIRENANA AZY ANDRIAMATOA RAVALOMANANA raha antimola a! FA AZA MIREDIREDY! :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.07