mahantra
1. Mirananirina
(
03/12/2009 17:41)
Nisy mahantra lehilahy maty.Teo ampitsarana dia hoy Andriamanitra:afaka haveriko any ambonin'ny tany ianao fa lasa vazatra(objet) fa tsy olona.Rehefa nieritreritra lalina izy dia nanaiky ary hoe izy:Ataovy casserole ary aho.Dia hoy Andriamanitra fa maninona no casserole?Satria feno foana ny kiboko.ny vo...diko(vodimbilany an) mafana lalandava ,ary ny ramboko tazomin'ny tanam-behivavy foana.
novalian'i RAJOTIANA ny 12/05/2010 14:37
2. remahity
(
04/12/2009 22:17)
merci cherie a! tena bien vue ilay blagy, mais t'es un sizzly, so all the serasera"s guy are jealous, but i laughed, congratulation sugar baby
4. Mirananirina
(
05/12/2009 11:25)
merci cherie a! tena bien vue ilay blagy, mais t'es un sizzly, so all the serasera"s guy are jealous, but i laughed, congratulation sugar baby:-D :-D :-D
arakarak'ilay vhv kosa io koa, aleoko ihany sitlo toy izay casserol izanytsy ratsy indray iny sitlo an.Sady tsy afaka ao ambavan'ny vehivavy no votsetsitra hihihi..
6. xxx
(
10/12/2009 18:53)
Ny casserole dia mimpirina rehefa mandeha miasa aho fa tsy feno raha tsy hanao sakafo! tsy mampihomehy! :roll:
9. RAJOTIANA
(
12/05/2010 14:37)
misy ary misikotra tai............tsofina mihintsy aza @ ireny styol ireny,ny rambona casserol ary tsy mateza mits fa tapahin'ny vehivavy,sady misy cuisinier lehlahy koa ange e! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: