SAMIA MANDRAY IZAY TANDRIFINY

1. antimpanahi ( 03/12/2009 11:40)
Raha mbola tianareo rankizy ny hanohizako sy hitantarako izay zavatra fantatro rehetra teo amin'ny fotoana niasàko tamin'ny orinasa INJET dia mbola vonona aho
-ho tohizako kely ary ny tantarako
Teo amin'ny fotoampiasàna :matetika no mitondra tampoka mpiasa 3 na 4 mivoaka ao amin'ny orinasa i Rajoelina mba ho any Andranomanelatra Antsirabe, misy olona atao hoe Radavida vao miditra an'Andranomanelatra ,mpimasy sady mpilalao ody lozantany io rangahy io , betsaka angamba isika no mahalala azy raha avy any amin'iny faritra iny ,sarotra kosa anefa ny mandainga fa tsy fantatray izay tena ataony miditra ao fa maharitra eo amin'ny adiny sy sasany eo izy no miditra ao , ary mitondra saronankarona i J.M koumba avy ao, tsy azo hanotaniana mo izany fa mijery fotsiny, misy fotoana koa mankany amin'ny doanin'i Mahajanga ao Tsararano ambony, na Doanin'Andranoro eo Ambohibao, alina indray no fandehanana any ary tsy midina izy fa izahay no asainy miantso ny mpiandry doany sy manome ilay vola azy dia miverina ,tsy hitan'ilay mpiandry doany ny tarehiny eo .
-raha mbola misy tia ny hanohizako ny tantara dia mbola vonona aho fa mbola ny ampahafolony izay .


misaotra tompoko
novalian'i wiwiwi ny 03/12/2009 23:33
2. AndriambyII ( 03/12/2009 11:46)
Misy permutation de personnage kely ao @ ilay dinika :-D :-D :-D Mbetika ra8 , dia njainjay i andry dia ,i paoly dia izefa , dia i benoit ah ah ah !!
3. ifiona ( 03/12/2009 11:48)
4. antimpanahi ( 03/12/2009 12:02)
mbola misy averiko kely ity ,ny eo amin'ny marika izany ,

--Ny devoly na ny Satana dia mangalatra ny isan'Andriamanitra foana nefa ny azy dia isa tsy tonga volana no fampiasany !
-ny isa 7 sy ny 3 dia isan'i Jehovah Andriamanitra, isan'ny fahafenoana izany .
-ny isa 6 sy 9 kosa dia isan'ny devoly ,isa tsy feno .

Ka eo no hitodiako amin'ilay resaka hoe nahoana ary no fito(9) taona i Rajoelina teo amin'ny fitondrany ? sendrasendra ve ? nahoana no mitondra ny marika 9 daholo ny fiarany ? sendrasendra ve ? maninona no 9 ireo osy ompiana ao ? sendrasendra ve ? maninona no isaky ny 9 andro izahay no mankany amin'ny Doany rehefa Tsinambolana ? sendrasendra ve ? maninona no 9 no andro nahaterahan'ireo RAD? sendrasendra ve?

-Misy fanamarihana ho ataoko ity : hevitro manokana : "anabavy , zanaka , vady , reny , ray ... eo no mipetraka ny olana satria mamy ireo , dia eo koa no mifarana ilay harena na zavatra nampanantenainy ary mbola arodany mihitsy ny paix sy ny honneur , richesse tonga taminao satria avy aminy ireny ,
-fa minoa ahy hianareo fa mbola nataondrajoelina ny zavatra nangatahiny dia minoa ahy fa mboalho lava ny lalàna!
-raiso amin'ny saina tsy miangatra ny fitiavan'olona azy hatramin'izao , tokony hiala teo ve izy ?
-mbola be no ho tantaraina
angano angano ariry ariry
5. AndriambyII ( 03/12/2009 12:04)
Tapitra sahady angaha??? Tsara ilay tantara ka!!
6. Rajakoo ( 03/12/2009 12:12)
Tapitra sahady angaha??? Tsara ilay tantara ka!!
:lol:
7. kidoropamba ( 03/12/2009 12:33)
Mbola vao manomboka ka. Efa mazava izao fa nisy "balita natao sorona", ka ny rà-ny nampifangaroana t@ rà-nenan'Osy.

Raha misy fisandohana pseudo izao mantsy porofo fa marina ny voalaza ka atahorana hanelingelina.

Dradradradraina fa hoe efijikaéma Ra8 kay misotro ràn'ankizy sy ràn'Osy. Tsssssss!!!!!Mijanona any afrika atsimo fa tena tsy mila atao sorona ny gasy e
8. kiidoropamba ( 03/12/2009 12:39)
Mbola vao manomboka ka. Efa mazava izao fa nisy "balita natao sorona", ka ny rà-ny nampifangaroana t@ rà-nenan'Osy.

Raha misy fisandohana pseudo izao mantsy porofo fa marina ny voalaza ka atahorana hanelingelina.

Dradradradraina fa hoe katolika Rajoelina kay misotro ràn'ankizy sy ràn'Osy. Tsssssss!!!!!Mijanona ao Ambohitsirohitra ao fa tena tsy mila atao sorona ny gasy e
9. pikatti ( 03/12/2009 13:14)
Tapitra sahady angaha??? Tsara ilay tantara ka!!
:-D :-D :-D
10. Noue ( 03/12/2009 13:47)
aleo ho tapitra any koa fa resaKé :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
11. antimpanahy ( 03/12/2009 14:00)
HORS SUJET FA TSY IZY ITY RESAKA ANTIMPANAHI NATAO HOSOKA ITY
12. Rajakoo ( 03/12/2009 14:08)
zay ny an-dragah refa manao famatotra @ devoly ao
13. terrywui ( 03/12/2009 14:31)
rah ts elah ndray zao rapique de i rabatista ity manao fopla be ato ty de tezitr le bainitra b oe fopla laisany ....! fa ten ts voavalinlah ve lery io e?? na i ra batista aza manotany aty amiko oe ahoana honu n fomba handemena an'io bainitra b io fa mijaly b rapique ao ...! tairo miadana ao lesss fa mbol manao prise ah fa rahariva miditr eto ah ...! bye
14. pikatti ( 03/12/2009 14:42)
rabatista lesy io , nedala mikamoufla lava ao
ary elah zaza antimpanahy marary saina :-D :-D :-D
15. wiwiwi ( 03/12/2009 23:33)
HORS SUJET FA TSY IZY ITY RESAKA ANTIMPANAHI NATAO HOSOKA ITY

samy antitra adala io e
vive Marc RAVALOMANANA
=D> =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008