aphte

1. tinalove ( 02/12/2009 09:06)
Mba mila vonjy fa tena voan'ny aphte matetika miintsy izaho sy ny zanako.Efa nanandrana fanafody candid, sy ny sasana @ karbonetra fa tsy afaka fa miverina foana.
novalian'i xxx ny 14/02/2010 21:35
2. poulet ( 03/12/2009 11:13)
bjr!ts d oe mis fanafod ts mampiverna az f matoa iz mipoitra d midina zay n defense immunitaire anao;asiana violet 2 gentiane na dakin d minana vitamine c N sakafo atao tsara fotsiny .Bye
3. diamondra27 ( 03/12/2009 16:03)
tsy nihinana zavatra be sira.

jereo fa misy sakafo tsy zakandry sao de be sira sy marikivy sy be epices, sokola, tomaty na agrumes, noix na noisette , mety voanjo koa raha any dago


2 ny sotro lebe na clous de girofle atao anaty tasy rano manotratra. Avela hangatsiaka de iny no anaovana hi rincr-na ny vava , ataovy matetika ao anty ny 1 andro


4. xxx ( 03/12/2009 19:34)
pfffff!
5. arialy ( 04/12/2009 08:52)
tena zay zany no nahavoa ny aphtes anà, nihinana salade be lotra nisesisesy eeeh merci é :)
6. peta83 ( 09/01/2010 08:51)
za ko de ol matetika tratran'io aphte io,efa lasa fazarana ary indraindray, fa ny ol mis miteny oe ny finanana sakafo maloto ony zany oe le minana compose sy lasopy eny am sisiny reny! tsy oe le voretra be reny akory fa le lazaina oe gargote reny, fa ndraindray ko nefa borosy nify no maatonga azy(mety voadona mafy) na efa mila misolo ilay borosy nify.fa nena alo de karibonetra fona no ataoko e,kosehina am coton misy karibonetra avy eo mande ra de sitrana iny rapitso.
7. xxx ( 14/02/2010 21:35)
Dentiste no nanoro an'ity:
Maka rano 2/3-n'ny vera dia asiana comprimé ASPIRINE iray. Dia afangaro tsara dia rehefa avy miborosy nify dia manotsam-bava amin'io rano misy aspririne io @ farany.
Somary ajanona kely 1mn any ambava sady ohatry ny manotsana ihany. Mety misy ohatry ny vovoka fotsifotsy mamaritra kely @ molotra fa tsy maninona fa azo fafana. Tsy manontsana @ rano hafa intsony fa iny rano nisy ASPIRINE iny izany no mbola misy tafajanona ao ambava.
Atao in-3 isan'andro rehefa avy misakafo mandra-pahasitrana. Ilay rano @ vera izany mahavita in-3.
Azo antoka 100% fa ho sitrana ao anatin'ny fotoana fohy ny aphte-nao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6321