Malgasy mipetraka USA

1. Tana101 ( 01/12/2009 10:32)
Salama daholo e,
Mitady Malagasy mipetraka any USA afaka monoro-hevitra momba ny fiainana amin'ny ankapobeny, ny fitadiavana asa, ny resaka trano ho an'ny olona vao hifindra monina any. Misaotra tompoko.
novalian'i Mbola185 ny 20/12/2009 22:27
2. xxx ( 01/12/2009 16:28)
Etat aiza ?
3. Lejoba ( 02/12/2009 12:20)
manorata @ Masombahiny
4. Tana101 ( 03/12/2009 07:11)
Hatreto aloha dia tsy maintsy hoe D.C. no haleha voalohany fa io no mba fantapantatra. Irery ny tena dia te hitady trano misy co-locataire na toy izany mba tsy hipetrahana mitoka-monina loatra.
5. Tana101 ( 03/12/2009 07:15)
Misaotra an'i Lejoba fa hande hitady ny adiresy mailaky ny Masombahiny zany. Dia ho jerena eo ny tohiny. Misaotra e.

Afaka mitantara ve ianareo manao ahoana ny vondrona malagasy any USA?
6. Belle ( 04/12/2009 19:12)
Saika hanoratra ho anao aho ry Tana101 fa toa tsy ao amin'ny lisitry ny namana ianao?!?!?!
7. fytia ( 14/12/2009 20:16)
izaho eto manodidina ny miami raha misy tianao ho fantatra.
8. Mbola185 ( 20/12/2009 22:27)
manaona, rambola no anarako ary mipetraka ety atlanta ga aho. mba hamaliako ny hafatrao de tsara raha mifanoratra mail mitsy tsika mba hifanampy. za vao vetivety koa no tonga taty ka nefa na izany aza mba efa mba nahita kely ihany ny fiainana eto. tsy my mail adresiko de aza misalasala fa izay zavatra efa mba aiko dia ho zaraiko jiaby, sily.lala@gmail.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2298