RAJOELINA DEFEND SES EX-MINISTRES

1. MRifiona ( 28/11/2009 00:10)
Andry Rajoelina refuse un sommet en dehors de la Grande île pour discuter de la répartition des sièges au sein du gouvernement. «Je dis clairement qu'il n'y a pas de réunion possible à l'extérieur pour former le gouvernement», a-t-il assuré au cours de son déplacement à Morondava,
novalian'i bazylou ny 29/11/2009 14:44
2. fozabe ( 28/11/2009 00:17)
INONA INDRAY ITY MAKA NY PS KO ITY RY PIKANY AN
3. Rajakoo ( 28/11/2009 00:20)
elah ndray io batista hin hin hin
4. pikatti ( 28/11/2009 00:50)
MRifiona =)) =)) =)) =))
rawix ndray io klé
5. ifiona ( 28/11/2009 01:19)
aaahhh vadiko malalako :* :* :*


:roll: :roll: :roll: 586 e :-D :-D :-D
6. MRifiona ( 28/11/2009 01:26)
:* :* :* :* :*
azafady chérie fa nifohaziko tao ndray ty enao
fa inona aloha io 586 io e
7. Rajakoo ( 28/11/2009 01:28)
Ary zah ve ry ifiona tsy mahazo bisous :oops: :oops: :oops:
8. MRifiona ( 28/11/2009 01:30)
Tsy mitovy razana @nay elah rajakoo :evil: :evil:
9. pikatti ( 28/11/2009 01:31)
deklarasiô :-D :-D :-D :-D
10. terrywui ( 28/11/2009 09:40)
mahamay ifiona ato zany kle...! zatra mamely olona manko ndry io //zao ndry mitsovaka mitsy tratran'i MR ifiona :-D :-D :-D :-D :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
11. ifiona ( 28/11/2009 10:14)
aza be fialonana eo enao ry wiwi fa vadiko ané io e :-D :-D :lol: 8O :miam:

Mrifiona :* :* :* ILU
12. MRifiona ( 28/11/2009 11:20)
http://www.dailymotion.com/video/x28rix_ramahafadrahona-alefaso-ny-sarinao_music

:* (l)
13. maryline ( 28/11/2009 11:23)
Misy raha ato izany " mari ifoina" mandeha couple indray izany izao an! teo kambana de zao indray couple hihi
14. xxxw ( 28/11/2009 13:01)
MRifiona [ Valio ] 28-11-2009 12:20:14
Lohateny : Re : RAJOELINA DEFEND SES EX-MINISTRES
Jereo eto

=D> =D> =D>

Maryline i kidoro no mpanao psfopla t@ reny double reny
15. maryline ( 28/11/2009 13:52)
xxxw:

MRifiona [ Valio ] 28-11-2009 12:20:14
Lohateny : Re : RAJOELINA DEFEND SES EX-MINISTRES
Jereo eto

=D> =D> =D>

Maryline i kidoro no mpanao psfopla t@ reny double reny



Koa tsy misy hafa-tsy ry zareo ireo angeh eo e! Mba te hitovy endrika @ TIM dia manao clona ps
16. bazylou ( 29/11/2009 14:44)
vive tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086