Mankaleo be !

1. Djhamhal ( 26/11/2009 07:56)
tena mankaleo be sy mahasorena miitsy ny afitsok'ireo mpivarotra amorondalana eo behoririka ! ary indrindra ny embouteillage aterany satria dia hatrany tsaralalana d' efa mitohana ! aiza ny mpiasan'ny fivondronana tô tsy mba mandray ny andraikiny akory ?? na ny pôlisy sy izay tompon'andraikitra amin'zany ?? nefa ny mahagaga dia lay mpivarotra tsy dia miteraka ambouteillage reny na le eny @ toerana hafa ireny dia ataon'ny mpiasan'ny fivondronana haza lambo miitsy fa ilay eo behoririka dia toa tazanim-potsiny !
novalian'i jarifa ny 05/01/2010 07:37
2. fahamarinana ( 26/11/2009 16:06)
:arrow: salut ise aloha :-)
Sao dia satria mbola misy zavatra hafa mety manintona kokoa noho ny olana amin'ny bouchons !Ny tiako lazaina hoe tsy dia ahazoana tombony,sôsy,kadô,hany ka tsy dia misy miraika ,na koa be erehana any ho any ! Asa anefa ! (l)
3. rurale ( 16/12/2009 08:38)
Salut daol!
Nareo kosa tsy nihaino sady tsy nahita vaovao ngamba e! fa oe avela hivarotra daol hono alo @ ity fety fa @ janvier roahina daol fa asa alo ra tena ho tanteraka an! de najanona daol ny fandroahana mpivarotra retra na aiza na aiza fa bazar de Noel e!
4. jarifa ( 03/01/2010 09:14)
Ka io lasa tanana zatra mitsotra avy eo, jereo anie ratsy rizareo indray no avo vava rehefa alana eo raha vita ny fe-potoana omena azy e. :x
5. Seeno ( 03/01/2010 09:25)
Ka mafy anie izan mitad vol izan, ts eo @nareo tokoa le iz, zara az mahazo morondalan de ba btsabtsaka kokouh n miditra e! na di ba var raikapoka az no azo eny e!
ehhhhhhhhhh, ts nareo marina n @toeranay ka :x :idea: :x :idea: :x :idea: :evil:
6. jarifa ( 05/01/2010 07:37)
Niala ihany kosa ny mpivarotra amoron-dalana fa ny fako no nataony niandry ny toerany teo tsy hitan'ny fivondronana mantsy izay atao dia tsy maintsy manadio e, izay ilay mitovy @ ilay hoe avy misakafo dia avelao ny lovia ho eo ambonin'ny latabatra fa za efa voky. hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3434