tokony hiala daholo ny gouv an'i roindefo vao

1. feticon ( 23/11/2009 22:26)
les propos du Pr ZAFY ne sont pas adéquats mais il faut quand méme préciser qu'en droit constitutionnel pur, le décret portant fin de fonctions du PM ou la démission de celui-ci entraine ipso facto la demission de l'ensemble des membres du gouvernement qu'il dirige ! Méme si les mémes ministres sont intégralement reconduits par la suite ce qui n'a pas été le cas. La situation d'exception présente à Mada explique cela. Par ailleurs, la Constitution, les chartes diverses substitutives servent depuis longtemps de coussins posés sur les fauteuils où les éminent dirigeants du pays posent leur distingué postérieur.
novalian'i terrywui ny 26/11/2009 09:56
2. xxx ( 23/11/2009 22:58)
Tsy misy Hasina intsony izany lalam-panorenana izany dia nohon'ny antony tsotra fotsiny izay tsy inona akory fa dia ireto miaramila tsy misy manaraka baiko fa VAO maika aza manao raharaha matahorana fotsiny
Ary izy ireo ihany koa no manohana ireto ministra tsy mety hiala ireto
Naninona moa iRoindefo no tsy nilaza mazava ny fialan'ny gouvernemantany t@ passation?ao raha
3. pikatti ( 24/11/2009 00:02)
bandy mpandroba ve lesy de hirahara an'zany ntsony lé, famaizana avy any ivelany any ihany sisa no atahoran'io kelifingotra io,raha io tsisy an'io Frantsay io manohana an' nedala efa ela lery no nanaiky ireo accords isan-karazany ireo,fa naizany aza le vola fanampiana mihantona koa mahalasa gaigy azy ihany ka,voatery mifanaraka sy manao sonia fopla aloha :oops:
4. terrywui ( 24/11/2009 10:56)
slt batista a! hay ve elah io e ! elaela vo nahkobo ....
5. pikatti ( 24/11/2009 12:44)
kobo ndray rabatista klé :lol:
6. xxx ( 25/11/2009 09:00)
batista ? iza io leu ?
7. stalingrad ( 25/11/2009 10:24)
ZANAKI RALENINADONGORITSIRESITOSIKAVAOTERAKOMALY ANIE I BATISTA OZY RANGILETERA E hin hin hin :-D :-D :-D :-D
8. terrywui ( 26/11/2009 09:56)
mahamay ndray batista ato zany kleuuu..!!itako tsy sahy mivoaka tsony takaka ..! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0474