mananika ny trambo,izao no fiovana re olona...

1. milamm ( 23/11/2009 15:06)
resaka fifanarahana agro business Daewoo nokasainy Ravalomanana tsy tanteraka de tsy azo anenjehana azy,raharaha goavana be tokoa ty va nipoitra tsy ela tao anatiny 9 volana ty, tanteraky lavanify zany mivarotra antsokosoko miaraka @ Sodhai ny vary vokarina ny na mampanofa tany 232 000 ha mandritra ny 50 taona nanomboka ny jan 09 teo @ reo vondrona mpamokatra karana Varun,ankoatry reo hazo 16 ha ripaka antsokosoko,50 taona tsy afaka mamboly @ tany izay afaka mamokatra intsony ny tantsaha alaina aminy ankeriny zany zo zany(@ alalany noel rakotonandrasana izay lebany No 1 mitarika kapisaty sy fis mitambatra nisy ireo fitarainana efa lasa 12/10/09 any @ minisitera tompon'andraikitra momba izao raharaha izao nefa ny governemanta aza tsy tafatsangana...tsy lasa intsony izao fa mila fampiatoana tanteraka azy i lavanify efa vita iny ndefo,dia adihadiana sy tsaraina @ zany heloka ambony @ andraikimpanjakana zany izy tsy misy hatak'andro

02/11/2009 17:06:34 | Jeune Afrique | Par : Caroline Dangléant Madagascar : nouvelle offre sur la terre

Après l’industriel coréen Daewoo, les Indiens du groupe Varun convoitent des parcelles arables pour produire du riz. Les autorités sont méfiantes.


« À Madagascar, la terre ne se loue pas et ne se vend pas ! » s’écriait, en mars dernier, Andry Rajoelina. Le président de la Haute Autorité de la transition (HAT) faisait référence à l’« affaire Daewoo », qui marqua le début des émeutes et la fin du gouvernement Ravalomanana. Un autre contrat d’« agrobusiness » est pourtant toujours en cours. En janvier, le groupe indien Varun Industries avait entamé les démarches pour louer pour une durée de cinquante ans 232 000 hectares dans la région de la Sofia, au nord de la Grande ÃŽle. Suite aux bouleversements politiques, les plans de Varun ont été ajournés, mais un porte-parole de la firme déclarait fin septembre au Times of India : « Nous sommes optimistes, les pourparlers sont toujours en cours. »Ce retard a laissé le temps à deux experts, le juriste Landry Ramarojohn et le conseiller technique André Teyssier, d’étudier en détail le projet pour le compte du Programme national foncier.

Parmi les terres convoitées par l’industriel indien, les trois quarts sont déjà utilisées. Varun propose des contrats de fermage, ce qui veut dire que les paysans cèdent l’usage de leurs terres pour cinquante ans et ne les cultivent plus. « Aucun document ne précise qui exploitera ces parcelles pour le compte de Varun », souligne André Teyssier.

La firme espère un rendement de 10 tonnes de riz paddy à l’hectare (t/ha). Un objectif qu’André Teyssier qualifie d’« illusoire » en regard de la production moyenne nationale qui tourne autour de 2 t/ha. Sur ces 10 tonnes, le groupe indien en récupérerait 9, dont 7 lui reviendraient de droit et 2 qu’il achèterait.

Avec ce système, un paysan possédant 1 ha de terrain toucherait une rente annuelle et moins de 600 kg de riz, alors qu’une famille moyenne en consomme près de 700 kg par an. Les agriculteurs sans terre et sans activités risquent, explique André Teyssier, d’aller grossir la misère dans les grandes villes. Pour lui, « ces contrats de fermage semblent plus générateurs de pauvreté que de revenus. »

Les Indiens affirment avoir négocié avec les paysans, via Sodhai, un bureau d’étude malgache. « Si ces simulacres de concertations avaient continué un mois de plus, la situation aurait dégénéré ! » affirme Landry Ramarojohn. Le bureau d’étude a réussi l’exploit de créer ex nihilo 13 groupements paysans, d’engager les procédures d’acquisition et d’organiser un « atelier de signature », le tout en quinze jours et une seule mission de terrain !

Le Collectif de défense des terres malgaches, créé suite à l’affaire Daewoo, a exploité les résultats de cette expertise et envoyé, le 12 octobre dernier, une lettre au gouvernement exigeant l’annulation immédiate des tractations. Le dossier est à l’étude au ministère de l’Aménagement du territoire et de la Décentralisation, qui devrait se prononcer très prochainement.
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:05
2. milamm ( 23/11/2009 15:18)
araka io tatitra io de ao Sofia faritra avaratry ny nosy izany no miseho,mila ho fantatry ny rehetra momba io fifanarahana antsokosoko nataony tgv sy ny fivarotana tanindrazana izany satria lavanify ihany no niteny oe tsy azo midy na ampanofaina ny tany t@ Ravalomanana io ndray fa nataony
3. xxx ( 23/11/2009 15:21)
Mahavariana koa ange le mouvance RA8 hatra@izao tsy tonga saina af tsy le NAIKA eliane é! hoe famerenana ny ar-dalàna izao no tokony hatao tsy misy af-tsy force no hanalàna io tgVENDRANA io eo ,na hanao sonia injato aza io dia handà in-jato ,ary hanao AFFAIRE sy HANGALATRA no mahafaty rehetra azy eo ARY IZANY NO FANAHININY HAMPITARAZOANA ny fanaganana gouvernement satria MISY HANGALARINY ary izay manelingelina azy DIA EFA EO RAsarla GIDRO SY Lison hanavotra azy,ny VAHOAKA hatao tohatra fiakarana ,dia izay koa le fetison dia mbola hieritreritra maputo3 na 4 na 5 aza tsy rahirahiny fa ny omaly tsy miova foana.Tokony ba mijery lavitra fa tsy lany andro manala-baratena ny ivelany sy manadany volampanjakana fotsiny!!!

Resaka guerre de richesse no hatao eto Mcar @HANtsoin'ilay journaliste ny océan indien fa tsy fahantrana ary ny TSOTSOKA no abadik'i tgVENDRANA DIA BOLA hilaozanDRA8 mijanona any AFRIKA ihany ,tsy ho tafaverina eo izy raha tsy misy aide militaire-ny firenena matanjaka io manampy ny miaramila legalista !!!
4. kidoropamba ( 23/11/2009 15:25)
Mora be ny mandresy an'i TGV fa raha vao miseho Ra8 dia tena manohana TGV tampoka daholo indray ny vahoaka satria Ra8 no tena tsy misy mila.

Hita amin'ny resak'ireo dadanista fa tena efa miha mafy dia mafy ny "aretintsain", ny "frustration", ilay fahadisoam-panantenana" (Mbola te hino kanefa toa mahatsapa tena fa nadra be raha mbola hino fotsiny ihany koa eo anoloan'izao zavamisy izao).

Ny Collectif de défense des terres aloha miasa tsara saingy raha vao mifonofon "Ra8" dia tena lasa maimbo dolidoly legôna a.

Raha te handresy an'i TGV dia aleo Ra-Fetison tohanana fa tsy Ra8 izay efa naloambahoaka iny e.

Alefa, censuré-na indray hono zahay e. hin hin hin hin
5. terrywui ( 23/11/2009 15:28)
hoe famerenana ny ar-dalàna izao no tokony hatao tsy misy af-tsy force no hanalàna io tgVENDRANA io eo
tena oa no tena dondrina ee! hanala amin force amin ahoana ????
angah tsy hoe be teknika sy hevitra ndray no force no ampiasaina ??
--olona efa vendrana be sans qualité ve de ampiasaina force fa tsy hevitra kely fotsiny de afaka teo ??? hon hon hon hon hon !! zay no manambara fa mbola lavitry ny afo ny kitay eee !!
zahay ko ane tsy de tena oe mila an'io TGV io loatra fa le Ravalonareo mihitsy no ataonay tsy tody eto amn tanana e !!! hin hin hin hin hi
6. terrywui ( 23/11/2009 15:35)
tsy ho tafaverina eo izy raha tsy misy aide militaire-ny firenena matanjaka io manampy ny miaramila legalista
donto zany ra olona !!....tadidio tsar ity teniko ity ry nandra vao mitsaotsaona eto a! raha tsy misy genocide amn firenena iray de tsy afa miditra na tsy miditra amn raharahantokatranon'ny firenena iray ny UI na UA na SADEC sns...ataovy atsaina tsara zay ! milamina anie i M/car raha oharina am firenea miady amzao e! tena diso malamm loatra ndray aza hon hon ho hon votsitra ty zay .....!!!
7. xxx ( 23/11/2009 15:36)
kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps
ny elakelatranon'ny isotry sy andranoman'alina na ny kiraron'ny balita nanitsaka taina'akoho aza nentiny any satria efa tsy nahita namana sy havana tao tananarivo intsony vokatry ny toetra ratsy sy ny fivavahana amin'ny maty " manompo sampy " loto misavovona ka na nandalo tany tananarivo aza tsy nisy nampiditra trano azy ny havandravalo, nefa dedaka ery nilaza mbà angisy hono izy hizara cadeaux nefa na ny cadeaux nentiny aza nolavin'ny vahoakan'antananrivo henatra ve hisy toa izany afa- tsy ilay tokana mpamosavy toa azy ihany, ravalomanana aza efa lasanko razana! ny osilahy maty

hin hin hin hin hin ! io ndray le izy !!
8. esserra ( 23/11/2009 16:12)
resaka fifanarahana agro business Daewoo nokasainy Ravalomanana tsy tanteraka de tsy azo anenjehana azy,raharaha goavana be tokoa ty va nipoitra tsy ela tao anatiny 9 volana ty, tanteraky lavanify zany mivarotra antsokosoko miaraka @ Sodhai ny vary vokarina ny na mampanofa tany 232 000 ha mandritra ny 50 taona nanomboka ny jan 09 teo @ reo vondrona mpamokatra karana Varun,ankoatry reo hazo 16 ha ripaka antsokosoko,50 taona tsy afaka mamboly @ tany izay afaka mamokatra intsony ny tantsaha alaina aminy ankeriny zany zo zany(@ alalany noel rakotonandrasana izay lebany No 1 mitarika kapisaty sy fis mitambatra nisy ireo fitarainana efa lasa 12/10/09 any @ minisitera tompon'andraikitra momba izao raharaha izao nefa ny governemanta aza tsy tafatsangana...tsy lasa intsony izao fa mila fampiatoana tanteraka azy i lavanify efa vita iny ndefo,dia adihadiana sy tsaraina @ zany heloka ambony @ andraikimpanjakana zany izy tsy misy hatak'andro

Mazava ho azy ny fanirian'i labalety-lavanify ny tsy hanatontosaina ny gouvernemanta,misaotra @ sopapa lesy milamm =D> =D> =D>
9. pikatti ( 23/11/2009 16:18)
io halatra bois de rose io koa aloha no tena hatahoran-dry zalahy azony efa hatrany @ Firenena Mikambana efa manisy resaka an'io koa
Maty aho ry tgv mpandroba :oops:
10. xxx ( 23/11/2009 18:01)
TOkony henoina ny teninilay NAIKA eline hoe :fafana dolo ny maputo sy addis abeba fa fandanian'andro ,izay koa le fetison tsy matotra dia hoe:asian maputo 3 na addis abeba 3 ,mb noeriterertiny ve ny fahoraiamaBAHOAKA ny @izao ,na hanao sonia injato RADOMELINA dia ahandà injato izy refa tonga any tanàna satria en otage ny frantsay sy ry ratsy iraka mody miady ratsy honana sy drema sns...
Tsy af-miala @reo IZY dia bola tsy maka fepetra hafa RA8 fa miesona eo koa ,dia ahona LE VAHOAKA TSY MANDADY HARONA ,misy tsy mihinakanina ange ny olona é!
BE ny mivaro-lavo ,mba eritreretindreo mpitondra ve izany ,ny hat bola be voal @bois de rose sy ny halatra isankarazany ,hanontanio ny banque hampidirany vola refa hanotanian hoe taiza tony dia mahazo paquet ny hoe: arotsahy fa aza be fanontaniana !!!
Aoka izay ny kabarinareo 3 prezida ireo fa zavatra concret aseho an'ny le VAHOAKA !,ilaozana manao propangady nefa ny olona madinika mahantra fadiranovana, hararotina le vahoaka FA MANDEFITRA BE dia HITSahina @LOHANY fa tsy @tanany intsony!
11. amfhaja ( 24/11/2009 07:01)
zao ny vokatry ny fifidianana maire t@ 2007, tsy efa niteny aho t@ zay oe aza mifidy andry zany, kanefa zao no vokany
ny nenina tsy ao aloha fa ao aoriana ananatra
Zao ihany no teniko: mieritrereta @ sisa vao mandatsabato fa tsy taitaitra @ olombaovao hitondra ny gasikara @ kizo sy maizina
12. xxx ( 24/11/2009 08:47)
Ataovy copie-coller eto hoe zay MSG t@ 2007 zay mba tazamina lesy :lol:
13. swann ( 24/11/2009 10:26)
amfhaja a! raha tsy hiteny ah hoe 100% tamzay no nanohana an'i TGV tamizay teto de angamba 98,99% nifidy tgv nafana fo daholo ! solika avy tato ihany no tena nampirifatra be anle tgv hin hin hin
14. milamm ( 24/11/2009 23:57)
tsisy isaorana les essera a,aleo ihahaka ho fantatry rehetra ny atidohakeliny lavanify belety,izao no vokany manisa andro sisa handroso izy maty raibe,hihemotra maty renibe :D mafinaritra zany nefa ela loatra le suspens fa mila lako mafibe avy @ Ravalomanana @ zay,ny pokona nge efa miala @ lery daoly tsikelikely e ,ny ho tendrena aza tsy misy(asa antselika niarahany Ravalo sy deba iny ampiolonolona an'i lery iny)
ny olana de efa miasa ho an'ny mpanao politika ny lehibeny tafika sy foloalindahy,ny fitsarana de tratrany famoretana tanteraka na ara-kery na ara-bola ka miandry goute kely ndray de angina :roll: nefa tsy maintsy atao izay hitsanganany ireo miaramila vonona hanamboatra reo mpioko ny ministerany ati-tany sy reto any ambotsirohitra ary andafiavaratra,mino aho fa efa misy asa any andalana momba an'zany nefa mila malakilaky e ,ny fandriampahalemany ireo sivily aloha no mila garantie prem tena efa mijaly ny vahoaka
15. xxx ( 25/11/2009 09:13)
faly ery laisany TIM ireo teto nanohana be ny TGV teo alohaloh teo nefa ! ary laisany TIM amzao reo mihitsy no tena piliers n'ny TGV tamin'ny fifidianana ! merci aminareo vendrana be reo ihany alou e! tafakatrareo ny anayalou !...miadia mafy ao ndray hanongana fa tsy ahita hin hin hn
16. stalingrad ( 25/11/2009 10:23)
:-D :-D :-D :-D :-D
17. terrywui ( 27/11/2009 09:05)
faly ery laisany TIM ireo teto nanohana be ny TGV teo alohaloh teo nefa ! ary laisany TIM amzao reo mihitsy no tena piliers n'ny TGV tamin'ny fifidianana
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0514