ANGILETERA VAVAN DRALENINAVOVONANAKOHO

1. xxx ( 23/11/2009 10:07)
kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps
ny elakelatranon'ny isotry sy andranoman'alina na ny kiraron'ny balita nanitsaka taina'akoho aza nentiny any satria efa tsy nahita namana sy havana tao tananarivo intsony vokatry ny toetra ratsy sy ny fivavahana amin'ny maty " manompo sampy " loto misavovona ka na nandalo tany tananarivo aza tsy nisy nampiditra trano azy ny havandravalo, nefa dedaka ery nilaza mbà angisy hono izy hizara cadeaux nefa na ny cadeaux nentiny aza nolavin'ny vahoakan'antananrivo henatra ve hisy toa izany afa- tsy ilay tokana mpamosavy toa azy ihany, ravalomanana aza efa lasanko razana! ny osilahy maty

ny rahavaviny aza nilaza tamin'io anglisy zoridira io hoe tsy manana rahavavy azy intsony i raleninadoberilozotra dia tsy zakan'ny sainy izany dia mivovoha toa ny A...li...KA. any amin'ny forum hafa bordel toa azy ao ihany Miverina ery ambony
namoka vavankafafatro toa ny nanjo an'i Londres feno fako nefa ny samva miasa any ihany ao Angiletera ao ! ny tena loza de voasivana koa ny mpisera serasera forum bodel hafa tany fa nanakolazaina i nenitoa razerimpitokamoninavoafantina ! mianara kabary ihany fa velezin'ny olona anie ireo mpamboly vary maintany sy zakaina mora foana ireo raleninamisonaninanimpoana sy zefaran'ny antoko raha mbola mihetsiketsika ny eto amin'ny fihodikodin'ny resaka tsy mitombina ataon'ny TIM sy ny planina andehanan'ny automobil rehefa tsy manantena ny hoavy mamiratra satria voakasika foana ilay harafesina mirefarefa amin tany sy be hambo foana ! resaka angiletera !....nefa londres foana no hamafisina sy tohanana .. maloto ny tanana e, politika foana ? mila samva angiletera fa foana ny camion sy ny mpitatitra fako bordel ...
novalian'i xxx ny 23/11/2009 22:40
2. swann ( 23/11/2009 10:22)
mianara kabary ihany fa velezin'ny olona anie ireo mpamboly vary maintany sy zakaina mora foana ireo raleninamisonaninanimpoana sy zefaran'ny antoko raha mbola mihetsiketsika ny eto amin'ny fihodikodin'ny resaka tsy mitombina ataon'ny TIM sy ny planina andehanan'ny automobil rehefa tsy manantena ny hoavy mamiratra satria voakasika foana ilay harafesina mirefarefa amin tany sy be hambo foana ! resaka angiletera !....nefa londres foana no hamafisina sy tohanana .. maloto ny tanana e, politika foana ? mila samva angiletera fa foana ny camion sy ny mpitatitra fako bordel ...
3. xxx ( 23/11/2009 15:31)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. pikatti ( 23/11/2009 15:56)
lazan'elah isany miboredika ato fotsiny sakaaa :roll: :roll:
mihomehy tany vakivaky 8O 8O
5. xxx ( 23/11/2009 21:46)
rangila hono io e
6. xxx ( 23/11/2009 22:40)
rawiks=angiletera
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0852