Hateraka any Parisy

1. xxx ( 22/11/2009 20:45)
Any @ renimalala ???
Tsy mbola tafita isika raha mbola hanaiky foana an'io paika io,n'inona lazainareo n'inona zavatra mazava be ny @ io
renimalala ihany no hametraka izay tiany eo reha toa ka tsy mantanjaka toa an'i Marco

tena tsisy mahay mampiteraka ve ny aty Madagasikara re olona oooooo?????????????
novalian'i fijo ny 26/11/2009 23:04
2. pikatti ( 22/11/2009 21:07)
Et c’est reparti pour un tour, il parait que si un gouvernement n’est pas mis en place, les quatre mouvance vont devoir encore aller à Paris pour discuter des ministères de souveraineté nationale. Heureusement que le ridicule ne tue pas sinon ces politicards seraient déjà tous morts.

Si cela continue, je préconise l’abandon de la démocratie représentative au profit de la version Athénienne. Ainsi, on se réunirait tout à Mahamasina une fois par semaine, et on discuterait des affaires politiques, on prendrait les décisions avec des maskita, des jus naturelles de Tamarin !( Radomelina mantsy vodka no fameliny de miampy daina....) Moi, je vous le dit, ce serait vraiment cool !

S’il y a de nouvelles négociations, c’est que ces soi-disant porte parole des mouvance sont des incompétents qui n’ont pas leur place dans ce gouvernement. Une alternative serait de tous les virer, et de mettre des personnes de la société civile, ah mais j’oubliais quelle société civile, puisque tout le monde est politisé.

Ah ! C’est clair, on n’est pas encore sorti de la gargote !
Hoy ihany le tary akama :wink:
3. xxx ( 22/11/2009 22:09)
:-D :-D
4. xxx ( 22/11/2009 22:30)
Rehefa tsy hi régler an'io raharahampirenena miaraka @USA na ny Allemagne I RA8 dia régler ny tsotsoka ohatra ny tany gabon na ny fifidianana aza ,ka rehefa tsy hangataka fanampiana RA8 hanala ireo mpanongam-panjakana ireo dia ho vita ny aminy !!!

Lalaovina ny firenena sy ny vahoaka fa tsy mba mijery lavitra ,pacifique lava eo nefa efa hita fa tsy mitondra na inona 2 ,asa rahovina vao hotrongisina ireo MPANGALATRA ireo???

Raha mitonatonana any Paris RA8 dia dangy eo hanovan'ny tsotsoka azy!

Tena potika ny firenena fa tsy misy miraharaha ,ilaozana ny mpilaza ho mpitondra MIADY SEZA !!!
5. lelimpi ( 22/11/2009 22:36)
:evil: :evil: :evil:
6. xxx ( 22/11/2009 23:21)
iza no nitady fitiavana tany amin'izay zoridira bangaridana ralena mpandany andro manompa ny fianakaviany ao itaosy avy any angletera any e !!! mahatatesa amin'ty vavamamimbo mitatatata tsy misy direction ity ao amin'ny forum bordel ao ???????? i ralena anglisy no nitelefona tany @ vahoaka'antananrivo voalohany hampilaza manjo hono
f'angaà voatery hampilaza manjo any e!, tsy mahahalala fomba no sady mitonantonana


ka tsy harovana ty kamboty hatao fitaovana hamaliana faty vokatry ny fialonana

dia rehefa nataon'ny super girl nanenganony tany dia ataovy izy raha mahasahy fa aza ny havana efa mahantra ao itaosy no halan'ty bàraka fa ho ataoko barakay zé angletera manao crise d'ado any

Io no kabary farany nataon'ny president de la haute cour d'Angleterre ho an'izay tsy nahara-baovao
7. ifiona ( 23/11/2009 05:08)
tairo hono f'efa vonona ny ho tifirina ndray ry Alain Ramaroson e
8. pikatti ( 23/11/2009 06:34)
Ka tena tairintsika io ry ifiona a, tsisy makany Parisy zany fa eto tana ihany no ady eo,makaty daholo sy sefon'ireo mouvances reo fa tsist manao fialan'y ny jiosy zany eto tsisy hoe marary zany hoy Ratsiraka de tsy hivezivezy hono lery , tonga i Ravalomanana ,tsy maintsy tonga koa enao Ratsiraka,
Izay no tadiavina refa mbola be zesta ihany ty bitro labalety ty hihihi


tsy mamely ,tena tsy mamely,mitady hanao hampihi-mamba ty kelifingotra
http://www.dailymotion.com/video/x72fm8_rossy-io-ary_music

9. pikatti ( 23/11/2009 07:35)
Ce retour aux pays, l’un à Ambodiatafana, l’autre à Imerinkasinina, n’a pas manqué de provoquer des réactions épidermiques, à l’instar d’Alain Ramaroson (Commission Sécurité et Défense) qui a tenu spécialement une conférence de presse à l’espace Mon Gouter
Efa mibaradaka sahady ndray ry Rambo isany

Il met en garde les 2 anciens présidents de ne pas faire de problèmes et de ne pas trop s’immiscer dans les affaires de la Transition et plus particulièrement de ne pas essayer de mettre des bâtons dans les jambes du Président de la Transition, Andry Rajoelina.
Ary le tary ty zany no tena miseho azy dadany ao @ tanàna ao :idea:
http://www.tananews.com/2009/11/retour-imminent-a-madagascar-de-didier-ratsiraka-et-de-marc-ravalomanana/


Ary toa lian-drà le rangahy io zany :?: :?:
10. xxx ( 23/11/2009 10:10)


kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra
namoka vavankafafatro toa ny nanjo an'i Londres feno fako nefa ny samva miasa any ihany ao Angiletera ao ! ny tena loza de voasivana koa ny mpisera serasera forum bodel hafa tany fa nanakolazaina i nenitoa razerimpitokamoninavoafantina ! mianara kabary ihany fa velezin'ny olona anie ireo mpamboly vary maintany sy zakaina mora foana ireo raleninamisonaninanimpoana sy zefaran'ny antoko raha mbola mihetsiketsika ny eto amin'ny fihodikodin'ny resaka tsy mitombina ataon'ny TIM sy ny planina andehanan'ny automobil rehefa tsy manantena ny hoavy mamiratra satria voakasika foana ilay harafesina mirefarefa amin tany sy be hambo foana ! resaka angiletera !....nefa londres foana no hamafisina sy tohanana .. maloto ny tanana e, politika foana ? mila samva angiletera fa foana ny camion sy ny mpitatitra fako bordel ...
11. esserra ( 23/11/2009 16:05)
Reto lesy pikatti le mpanompo sampy ,le paka 19 sady matahotra ny sao hivoaka daholo ny afera maimbony


ralavanify:misaotra Rambo miaro ahy

ramaroson:ny sezako koa no tena hiarovako
jamba mifampitantanta:arrow: an-kady
12. xxx ( 23/11/2009 16:59)
tena mbola mahery aloha ry zalahy tgv ireto ka
13. pikatti ( 23/11/2009 17:54)
Raha tena mahery ny tgv efa nitsangana ny governemanta saingy mbola betsaka ny bandy tsy manaiky hasorin'ny tgv dia io mbola milefitra foana io lery :oops: :oops:
14. fijo ( 26/11/2009 23:04)
le sipa io no mampiomehy ahy,fa na maizina aza dia io solomaso io foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9383