ahoana kay

1. xxx ( 22/11/2009 15:06)
Salama daholo nareo za reto vehivavy 24 taona manambady mbola tsy niteraka ,mahagaga ahy tatohoato zay de mahatsiaro tena ho mafana aho nefa ny andro mangatsika de tsy mahita tory mihitsy aho aminy alina ny zavatra fantako de ny vehivavy menaupause no tokony hanana anio tranga io fa tsy vehivavy tahaka ahy mihitsy za mariako fa mampiasa pile tsy mampiteraka reny aloha e de ny fanontaniako normale ve zany hoy ianareo??? merci mialoha :wink:
novalian'i xxx ny 25/11/2009 19:26
2. xxx ( 23/11/2009 10:35)
Hanontanio ny Neninao na ny bébénao ?? mahazo valiteny mazava tsara ianao :roll:
3. xxx ( 23/11/2009 11:02)
xxx:

Salama daholo nareo za reto vehivavy 24 taona manambady mbola tsy niteraka ,mahagaga ahy tatohoato zay de mahatsiaro tena ho mafana aho nefa ny andro mangatsika de tsy mahita tory mihitsy aho aminy alina ny zavatra fantako de ny vehivavy menaupause no tokony hanana anio tranga io fa tsy vehivavy tahaka ahy mihitsy za mariako fa mampiasa pile tsy mampiteraka reny aloha e de ny fanontaniako normale ve zany hoy ianareo??? merci mialoha :wink:



Ndeha mamonjy dokotera fa izahay tsy afaka ny hanao analyse na dia kely aza, raha 24 ans marina ianao dia tsy hieritreritra akory na dia 1 minitra aza fa ho ménopausée sahady!
Aza dia manadala olona moa fa mihevera ihany e!
4. Papoose ( 23/11/2009 14:16)
a dia gaga, fa maninona aza raha mandeha dokotera! raha ny fotoana lany teto zay efa nahita goko! @ zay milamin-tsaina! dia avy eo zaraina aminay ny antony!
:D :)
5. rakotosogany ( 24/11/2009 07:46)
tsara ny manatona dokotera nefa koa aza de mikoropaka loatra fa ny toetrandro @ zao anie efa tena mampiova zavatra be e!
6. Mirananirina ( 24/11/2009 14:39)
Amiko aloha tsy hitako izay problemenao e,izaho koa tahaka izany indraindray,ny olona mangatsiaka,izaho teratsemboka.Marihiko fa mandeha tongotra normal io fa tsy manao sport
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1695