metro france anio

1. bazylou ( 20/11/2009 17:54)
hita hatrany fa tsy mba zavatra tsar ano klasin'ny vazaha ny gasy fa le tanana voazanaka gisitra lava ireny. Rehefa gasy hoy izy dia sous developpé sy gida maimbo ary tsy velona raha tsy misy ny fanampiana frantsay etsy sy eroa. DIso marina loatra izany , le gasy koa anie kamo be tenda efa nozarina tamin'izany koa.
Andron'ny ankizy anio, dia ny ankizy gasy no tena nataon'ny metro lasibatra nomeny page iray igagana mihitsy fa anarany hoy izy no misy lalana miaro ny ankizy any mdg nefa , tsy misy vokany izy ireny. NY telo ampahefan'ny zaza gasy hono dia miasa sy miatdy vola daholo.
NAka ohatra mihitsy aza ry leroiny dia iny amin'ny faritry diana iny mihitsy .

Dia ilaozy miady ao ihany fa ny olona mandroso foana e,
Ary na manana harena aza dia ny vazaha ihany no mitantana sy mivarotra azy satria ny gasy mianakavy kamo velona zatra vola moramora sy seza daholo.
:-P :-P :-P :-P :-P :roll: :roll: :roll: :roll: :-D :-D :-D :-D
novalian'i bazylou ny 23/11/2009 19:32
2. xxx ( 20/11/2009 18:34)
lelena a!! ka iza pour no mitady mbola ho zanahana eto le vendrana ty raha tsy Andriporna tony any !!! :-D
3. AndriambyII ( 20/11/2009 19:00)
2012 a l' horizon !!!! :{ :{ :{
4. terrywui ( 20/11/2009 20:35)
merci bazylou ! marina izany ! ekany tokoa ! zany mitsy leroa !
5. xxx ( 20/11/2009 20:48)
bazylou pour inona e :-D
6. terrywui ( 20/11/2009 20:55)
merci bazylou ! marina izany ! ekany tokoa ! zany mitsy leroa !

miteny ratsy elah ra- TIM a! tsy mahatanty anay sy bazylo ve ee???
7. xxx ( 20/11/2009 22:49)
Nataon'olona TIM wiwi :-D
8. milamm ( 21/11/2009 02:14)
tena mapalelo le toetsain'ela ry bazy,andevombazaha ny sain'ela antrany @ tsinaimaintin'ela :? ambany loatra fa aleoko tsy iadinkevitra,fa nga na vaza aza de tsy manao adisoana any @ misy azy ? izany ankizy sy zaza mitady vola zany de afaka miahy ny tenany(condition tena mafy) na tsy sahaza ny zony aza zany tsy miankidoha @ hafa,ela manafoaka gasy mivelona any @ tanimbazaha nefa ny zaza malagasy aza velona ao antanindrazana,raha tsy eo zany ny frantsay mamelona an'ela de vita ela ...jereo ny fahasalamany sain'ela any @reo mpitsabo frantsay fa tsy avotra, laharampahamehana diso lalana ny an'i Ravalomanana ka mila ahitsy sy arahamaso ,nga ela efa nahaforona 10.000 tao Madagasikara sy namelona fianakaviana marobe no be resaka eto,iza @ lisany mihevitra tgv reto no nahavita anzany tao anatiny 9 mois...maivana dolidoly lisany fa mihomana ny hipitika volana sy andro isaina sisa io,efa mihozoho aloha izao(tsy voafehiny lafrantsa sy lavanify tsony @ zao) refa tonga izay miresaka isika :wink:
9. xxx ( 21/11/2009 13:54)
Maivana le bazy lo ,inona ihany moa ny hiresahn'ny TSOTSOKAREO lava an'i MCAR ?sy hanaratsiana ny gasy nadritry ny fitonDRA8 ,satria RA8 irery no tsy mitsity ny tsotsoka hisolelehanreo dondrina tsy nahita fianarana ireo ,satria tsy nomenDRA8 izay tadiaviny ary nanohana andradidy hatra@farany ny tsotsoka fa tsy tafita ta@2002 fa 1er tour dia vita ,mba mianara ry DONDRINA AMBANY ?MIReFAREFA LAVA IZaO ny resak hataonareo ,mianara ry dondrina rah tsy efa tara !!!DONDRINA mba mahita olona dondrina hatra@TSINAIMAITINY FA ireto bazy lo sy pa2002 sy tery saina ireto na ny moana aza hiteny fa olona tsisy cerveau ,mila sasana @EAU DE JAVEL ny lohanareo .
Aleo mba filmer-n'ny gasy kely ny quartier ny 18 na 19 ème sy 20ème ao PARIS hahitana ny loto sy maha firenena MIHEMOTRA an'ny lafrantsa @ireto gasy ambany saina mpisolelaka vodimbazaha ireto nareo izany le oui mmonsieur lava ,MBA MIVOATRA fa efa taonjato fahafiry isika izao na ny vomanga aza tsy LO ohatranareo INDRINDRA LE PA2002?KA RAHA IANREO AZA TSY TIAN'i Mcar ry le dondrina ireto ny frantsay indray ve no ho tezitra? moa raha VOAKARAMA IANAREO resaka hafa indray fa na omena iray tapitRisa ary za tsy hiaraka hanaratsy ny taniko miraka @tsotsoka voretra IZAY HITA fa miandry hangalatr ny pays nozanahany dia refa tsy omena dia manaratsy ,maninona raha mba halaina sary ny vazaha mpitsindroka zaoridira ao frantsa mba ho hitan'tony dondrina tony ,@izay mikombona ny vavany !!!
10. bazylou ( 21/11/2009 18:14)
izany ve no mba niveau anareo mianakavy e, tsssle, :-D :-D :-D :-D tadidio fa tsy afa mial amin'ny vazah aianareo ry mdg na iza miteny eo na iza. Ary maninona no tsy alain'i xxx sary ny clodo mitsiondroka zoridira e, , sa tsy manana ppareil toi. indrisy ry saidomara . :-D :-D :-D :-D :-D , tadidio fa tsy madioi lavitra noho io ny analakely sy ny isotrinareo, ny zoridiranareo eny ambony latabatra sy eny amoron dalana aza tsy afakareo akory, beuurrk .
KA tsy maintsyhoe ny mpanao ratsy ihany no mahan eto , .
Mba natao hoe iza ary no be mokony hanal aan'i tgv eo , tsss, tsy nisy na ny 1 aza, izao naovan'ny tgv ny anarany vao mitsako bil adaholo, .0
mbola ho aiza e, :-P :-P :-P
11. xxx ( 21/11/2009 21:01)
manana appareil za fa mbola ho halaiko @fandalovako any @ny manaraka ary hahitsio ny teninao ry ambany saina fa tsy ny Mlagasy izao no mila vazaha fa ny mamanao sy ny ana bavinao kosa angamba no tsy ampy saosy ,hita be enao fa le olona mahantra be avy any @bas quartier ka miaro fahatany ny SANS QUALITé,HIsOLELAHO tsara ny vazahanao sy ny ny mamanao sao tsy mihinana nareo mianakavy ,ambany saina ,mahantra dia hataon'olona tohatra fiakarana !!!
12. bazylou ( 23/11/2009 19:32)
aleo imehezana fotsiny fa miresaka alin'ny jamba sy tsy ampy saina e, :-D :-D :-D :-D :-D :-D
FA iza aloha izao no misolelaka aty amiany aty e, iza izao no mila tohatra fiakarana, le migalabona aty sa ireyo 20.000.000 maty noana ao mada, ny fireneny aza tsy hainy ny mitondra azy, :-P :-P :-P
Ary inona koa moa no itonatonanareo aty ry xxx, mpisolelaka hon nefa izy no tena tsy maharay lamba rehefa frantsay, :-P :-P :-P
TADIDIO FA PMA FOANA MANDRAKIZAY NO KLASIN'NY MDG AN'IALAHY, ary tsy hisy ny fandrosoana, :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0541