Ambasady Italia: Ahoana ary izy zany Razafy be haingo à?

1. kidoropamba ( 17/11/2009 19:33)
Hajanony ny fifohana bozaka italiana raha tsy zaka Razafy fa tena efa mivoamboana izao fisainanareo izany.
Tokony nametra-pialàna ianao raha vao voaroaka tao Frantsa fa tsy manala-baraka tena eo.
Efa azonao ve ilay taratasy nalefako tany aminao tany (satria nomenao anay mantsy ny mail-nao)? Miandry ny valiny izahay tompoko ô.

Soso-kevitra ho anao Razafy é: Hianaro ny teknika maka lakana mankany afrika mba handosiranao fa any Tsiafahy no handefasana anao raha vao miraikiraiky enao io.

Daka voude mihezinezina hoa no mendrika anareo ao @ ambasady ao e. Mbola tsy tonga saina ihany fa efa vita ange ny lalao ka efa resy nareo e.
novalian'i terrywui ny 18/11/2009 19:02
2. pikatti ( 17/11/2009 23:26)
Refa miteniteny foana dia aoka hipirina any ,zay no fahendrena ary raha manaraka an'izany tarigetra izany koa ralavanify dia mino aho fa efa nijoro ny governemanta
ary io rakidoro tsy lalao sady tsy mbola vita fa vao miatomboka
3. dadabe ( 18/11/2009 03:39)
resaka inn zany le ??
4. terrywui ( 18/11/2009 09:13)
iza no nitady fitiavana tany amin'izay zoridira bangaridana ralena mpandany andro manompa ny fianakaviany ao itaosy avy any angletera any e !!! mahatatesa amin'ty vavamaimbo mitatatata tsy misy direction ity ao amin'ny forum bordel ao ??? forum TIM hono de izy samy izy ihany????? i ralena anglisy no nitelefona tany @ vahoaka'antananarivo voalohany hampilaza manjo hono
f'angaà voatery hampilaza manjo any e!, tsy mahahalala fomba no sady mitonantonana enao ralena raha zany no toetsainareo miaraka amireto GTT ireto


ka tsy harovana ty kamboty hatao fitaovana hamaliana faty vokatry ny fialonana

dia rehefa nataon'ny super girl nanenganony tany dia ataovy izy raha mahasahy fa aza ny havana efa mahantra ao itaosy no halan'ty bàraka fa ho ataoko barakay zé angletera manao crise d'ado any



TGV FOREVER !
5. xxx ( 18/11/2009 11:11)
f'angaà voatery hampilaza manjo any e!, tsy mahahalala fomba no sady mitonantonana enao ralena raha zany no toetsainareo miaraka amireto GTT ireto






TGV FOREVER !
6. yukaa ( 18/11/2009 14:59)
kidoro mantsina amany :lol:
7. terrywui ( 18/11/2009 19:02)
fa hatorian'i Yuka .....! :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424