tsy kobon'izy telo mitsama

1. bazylou ( 17/11/2009 18:10)
ny baolinan'i tgv, dia izao niesona teo daholo izao, :-D :-D :-D :-D , vita tanteraka ny gvtnareo e, ary tadidio fa 12 volana aorian'io le fifidianana, :-P :-P :-P :-D :-D :-D
novalian'i terrywui ny 18/11/2009 19:04
2. terrywui ( 18/11/2009 09:21)
salut bazylou a!
i ralena anglisy no nitelefona tany @ vahoaka'antananrivo voalohany hampilaza manjo hono
f'angaà voatery hampilaza manjo any e!, tsy mahahalala fomba no sady mitonantonana


ka tsy harovana ty kamboty hatao fitaovana hamaliana faty vokatry ny fialonana

dia rehefa nataon'ny super girl nanenganony tany dia ataovy izy raha mahasahy fa aza ny havana efa mahantra ao itaosy no halan'ty bàraka fa ho ataoko barakay zé angletera manao crise d'ado any

kozy zany ra bazy a! vita ny amin'ny TIM letsy .....
3. xxx ( 18/11/2009 11:08)
...? 8O :oops: :oops:
4. bazylou ( 18/11/2009 18:17)
ahhh boooon, efa ela ireo no manao toa izao foana e, :-D :-D :-D
5. terrywui ( 18/11/2009 19:04)
kozy zany ra bazy a! vita ny amin'ny TIM letsy .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2558