Avereno @ izay le8 fa tsy misy adversera izahay @ fifidianan

1. kidoropamba ( 12/11/2009 09:10)
Nanaiky le8 fa tena "tsy filoha" mihitsy izy izao. Bien!
Nanaiky lery fa Andry Rajoelina ihany izay nanongana azy ary nandaka voude azy no mitondra ny baolina ery @ "attaquant" ery. Bien!

Ho avy ity ny fifidianana ka ilàna match miady tsara fa tsy mila "fifidianana" tsy misy "enjeu" tahaka t@ la8 noho izy tia mangala-bato sy manilikilika izay kandida rehetra atahorany.

Ka mba ahatsaratsara kokoa ny match dia aleo "asaina miverina le8" ary "omena zo milatsaka ho kandida" fa sao dia lasa mora loatra ny mandrobaka ny amboara @ io jiona io.

Eken'ny kidoropamba ny hiverenan-dra8 ka hidirany eny ambony kianjan'ny fifidianana satria ny HANAMONTSANA azy mihitsy no tena mahafinaritra anay.

Ok ok, lasa izao.
novalian'i xxx ny 12/11/2009 18:16
2. terrywui ( 12/11/2009 09:16)
azo hatao anie lety kidoro ny mamerina an'i "Mac dada" eto fa ny logique n'ny zavatra nataony mihitsy no manenjika azy e! olona firy reny notifiriny teny A/tsorohitra ireny ? vola otrinnn no nopehany ? tanin'ol firy HA nalainy ? de izy ihany de enjehan'ny eritreriny tsy te hiditra eto am tanana ! tany nanaovandratsy ko !! ....
3. xxx ( 12/11/2009 10:47)
terrywui:

azo hatao anie lety kidoro ny mamerina an'i "Mac dada" eto fa ny logique n'ny zavatra nataony mihitsy no manenjika azy e! olona firy reny notifiriny teny A/tsorohitra ireny ? vola otrinnn no nopehany ? tanin'ol firy HA nalainy ? de izy ihany de enjehan'ny eritreriny tsy te hiditra eto am tanana ! tany nanaovandratsy ko !! ....



Manorohanta no nampitifitra dia mody gaigy avy eo , mazava be ohatry ny atoandro izany, c'est la traître du service
4. ratavao ( 12/11/2009 11:19)
Aiza no ahalalanao an'izany e! Ozy Pasteur Maiol oe: Exilé politique ihany hono no ho lany eo, ary ho faran'izay ho potika ity Madagascar ity (Ravalomanana io) Ka ho ampiakarin'ny vahoaka ho azy eo amin'ny fitondrana hono izy ny 2013 fa tena leo sy tofoka tanteraka ny fahantrana ny vahoaka araka ny fanambarana izay mbola ho avy eo: Pasteur Mayol
5. ifiona ( 12/11/2009 12:30)
zay pastera maihol ve?
6. terrywui ( 12/11/2009 14:47)
maninn pasteur mailhol r'ifiona ? Aza Manorohantanay ko no tenitenenina ry donto a! tazony ny co- kely nareo de rehefa foy de hano ho anareo TIM ao daholo ny coco kely caca kely hin hin hin hin
7. xxx ( 12/11/2009 14:57)
juin 2010 1ér tour d vita é! eo ny tena vahoaka no hamaly faty an'ireto tgvendrana sy ny hat ary indrindra i radomelina lavanify, fa ny tena mangidy tsy laitra hatelina eny fa na hatrany am-pasana aza d ho tadidiny léry foana, nanongana léry fa naveriny vahoaka indray, eo no tena fahafam-baraka goavana ho any léry ankoatra ny tany @ ONU!
8. swann ( 12/11/2009 15:03)
KAY .....NOFY RE ZANY RY XXX6 E MIFOHAZA AMZAY FA SAO TARA ! ....
9. xxx ( 12/11/2009 15:16)
lisany ry swann no tokony hifo fa zahay efa ela no taitra, aza manofy tsony wa! tsy adala anie rakidoro raha miteny hoe hiverina RA8 d hilatsaka efa fantany fa haveriny vahoaka izy, fahafam-baraka goavana ho an'elisany io andro io indrindra moa fa ny CAPSAT!!
10. terrywui ( 12/11/2009 15:22)
de mahonena ny fitoreonlah letsy !!!!!!.....

--Ny teo antanana aza ny anareo navotsotra ka ny azon'ny olona ve omeny tsony ? .....

eny e ! manantenà iany aloha sao mba vaky ho anareo ny lanitra e!

andraso ny fito volana fa ampy hanamafisanay ny Fitondrana io !! folo taona farafahakeliny ny an'ny TGV no tanjona ! .....hin hin hin hin
11. xxx ( 12/11/2009 15:44)
raha any lisany wa ny tanana tsy tokony hisy TIM ao, fa matoa ao ny TIM d hamerina ny fitondrana @ tompony ka nininona atao lisany zay no safidim-bahoaka 1ér tour d vita @ juin 2010
12. bazylou ( 12/11/2009 15:58)
tsy poinsa intsony le8 e :-D :-D
13. xxx ( 12/11/2009 18:16)
vive dada a!
1ér tour d vita ô!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0555