- Présentation lettre de créance de l'Ambassadeur de France
- Réaction Ambassadeur d'Allemagne sur l'Accord d'Addis-Abeba
- Interview Monja Roindefo (voir journal vidéo 2)
Voir également Géopolitique - nouvelles d'ailleurs
Tsy rajoelina ange no tokony hi reconnaitre io ambassadeur frantsay io é!miditra teto Mcar izy nefa tsy nisy ni invité fa maninona izy tsy miandry ny fipetrahn'ny gouvernement vaovao fa tonga dia manao izay tiany hatao ary toa izy no manao fampanadrenesana ny tokony hataon'ny ny gouvernement MALAGASY mandritra ny transition vaovao ,tsy mazava mihintsy io rangahy io ,tsy misy manontany ny heviny na hi reconnaitre io transition tena izy izy na tsi anefa KINGA ery izy miteny hoe mi reconnaitre lafrantsa ,io mitsabak lava ny fitondran'i Mcar io no tsy hitivana 'olona ny frantsay .
QU'il nous laisse tranquille msieur Chataignier! fa tsy mazava refa mijoro ny gouvernement vaovao tokony nanao io izy ,ary aiza ilay 2 co president tsy teo ta@ny nanomezany ny lettre de créance io ??? bizarre !!!
Ny Malagasy anefa tsy mahazo miditra lafrantsa raha tsy mahazo visas ,izy avy dia tonga tsy nasaina ,enfin tgv no naniraka azy ,dia tgv irery no mi reconnaitre azy !!!
Aiza ilay COPRESIDENT???