HO FAMPATSIAHIVANA
1. a256011
(
11/11/2009 01:43)
Nahoana moa no nolavina ny fitondran’ny HAT teo aloha ?
Satria hono : FANONGANAM-PANJAKANA.
Fa nahoana kosa ary no nekena ilay olona nolazaina fa nanongam-panjakana ANKEHITRINY ?
Satria … eh … !!! Satria tsy mba ohatra ilay iray teo aloha izy : tsy mba nanagadra olona, nanome fahalalahana tanteraka hoan’ny mpanao gazety (???), nampidina ny vidin-javatra ronono, vary, menaka (???), nahasambatra ny vahoaka (???) e ! Satria efa mihasambatra ny gasy dia aleo ekena ra-TGV sao tara masinina eto.
Efa 2500 Fmg izao ny kg ny vary, ary efa 12000 Fmg ny litr ny menaka (???)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.4013