Manandafy, roindefo, Andriamasomanana,
1. xxx
(
09/11/2009 16:12)
Manandafy, roindefo, Andriamasomanana,
ireo no tena mahery fo,
Tsy misy manainky eto, fa tsy maintsy MAPUTO 3 , na ADDIS-ABBeba 2 va poinsa io
ireo no tena mahery fo,
Tsy misy manainky eto, fa tsy maintsy MAPUTO 3 , na ADDIS-ABBeba 2 va poinsa io
novalian'i xxx ny 10/11/2009 16:27
3. milamm
(
09/11/2009 22:58)
xxx >map :-D ihany le resaka fa asio jiro,mahery fo @ in?ady seza sa alahelontoerana,otrany varotra angadimondro sy reniakoho ihany io..mamafy rivotra hijinja tadio,i lavanify io efa ongotany besandry 2 ravalo sy deba tsimoramora ny fahefany momba ny fanapahankevimpitondrana ambony hitantanana ny raharahampirenena(teny ierana sy ifampidinihana miaraka @ reo filoha lefitra hafa) na any @ ministera na ny kongresy,CST de ampahatelony sisa no olona azony hat tendrena ary indrindra le fanambarana/article7- milaza fa tsy miala 60 andro alohany fifidianana ofisialy na hilatsaka i lavanify na tsia
4. xxx
(
10/11/2009 09:43)
ralavanify koa anie efa te handeha fa teren'ny nataony sy ny hadedahany sisa e
Efa varavarana fivoahana io nidiran'i lavanify io
:-D :-D :-D
Efa varavarana fivoahana io nidiran'i lavanify io
:-D :-D :-D
5. pikatti
(
10/11/2009 10:45)
Monja Roindefo PM ephémère
@ alarobia ny passation Roindefo-Mangalaza
Ary tsoahin'ny lery daholo ny recours tany @ HCC sy ny Conseil d'Etat
Mety atao ambasadera daholo zany ny ekipa tgv ,sady i Andry moa no mpanendry ( aza adino foana aloha le sonian'izy telo , iny mipetraka foana vao manan-kery )
Tantara mitohy...
7. xxx
(
10/11/2009 16:27)
maritiora ve kleaza a? mpamono mpiray tanindrazana ve de ho maritiora sakaaa 8O
