Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy é

1. kidoropamba ( 09/11/2009 16:00)
Miorakoraka ny ekipa GTT fa "mila mitohy ny tolona". hin hin hin hin
Rariny mihitsy io satria efa nozarina amin'ny vola baorina ny ekipa ka dia efa tsy mazoto mitady asa mihitsy.
Mamely mafy mantsy ny saômazy any Ivelany any ka aleo mikikika ary @ sisin-dalana ery, miteny @ micro dia avy eo mahazo vola, mahazo sakafo, mitsangatsangana maimaim-poana any Afrika, eropa, zamerika avy @ volan'ny dada.

Ka tsy dia mahafa-po loatra ity fitsaharan'ny krizy ity satria voatery handeha hitady asa indray ary tsy ahazo karama baoriny intsony.

Tohizo ny tolona é!!!
novalian'i Papoose ny 09/11/2009 17:08
2. esserra ( 09/11/2009 16:12)
Rehefa tsy ampy anao ny misotro ronono dia mangataha tsotra izao fotsiny e ,tsisy tokony hamenatra anao na dia iray akory aza ny manontany ny fombanay sy ny antonan'asanay,ary aza hialonana ny namana raha mahavelona ny tenany soam-tsara :roll: :roll:
3. pikatti ( 09/11/2009 16:19)


Fa inona no asan'i kidoro :?:
Lazao ary zah fa hitondrako ordi elah any ampiasana elah any e, sady efa tonga t@ 7 teo ny fibre optique de manaova abonnement 5000AR de mahazo Mo maromaro ,de aza mialona ntsony ,afaka mitafa tsara elah @ zay,fa raha mpanao mofo elah de mety tsy hety :-D :-D
4. yukaa ( 09/11/2009 16:21)
kidoro mantsina amany 8O
5. Papoose ( 09/11/2009 17:08)
avy ndray ry small flag isany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524