tadidio le 20 oct 2010
1. bazylou
(
09/11/2009 13:07)
fa any le fifidianana, janv 2011 vo hisolony tgv, dia samia mitehaka daholo e,
mandritra izany fotoana izany dia mandeha ihanyny saosy , :-D :-D :-D
2. Samoana
(
09/11/2009 13:46)
Mbola misy AdisAbeba 2 alohan'izay hampiombonana an'i andry sy monja :wink:
3. pikatti
(
09/11/2009 13:50)
Addis abeba aloha tsy zakan'i Roindefo fa Mahazoarivo I no hatao ndray ny an-dry zalahy reo de hitsangana ndray ny govenemanta paralely :-D :-D :-D
4. xxx
(
09/11/2009 15:59)
20 oct 2010, 1ér tour d vita indray é!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0903