Père Pedro

1. Mirananirina ( 09/11/2009 12:37)
Taminy reportage ny ARTE asabotsy teo,naseho teo moa ireo tia sy mankahala ny fitondrana tetezamita.Nampisehoana teo koa ireo gasy mahantra mitsipona fako ariany camion sns.....Dia niseho koa ity père Pedro"aleo hoentin'ny tanora ny fitondrana hoy izy,ahitana izay vokany sns....,ka maninona moa raha mody koa ianao dia aleo mopera tanora koa no hisolo anao.Raha hahavita ny vitanao ny tanora!!! :(
novalian'i xxx ny 13/11/2009 20:24
2. patrick2002 ( 09/11/2009 13:26)
efa lasa integriste koa anie ry Mirana eh! tsy mahagaga satria dadiste ianao .
Tsy hoe akory rehefa miteny an`izany mompera dia tsy hilaina intsony ny antitra na ao @ fitondrana aza, Tsia tompoko
Hazavaina fa tsy tokony ho sakana mihintsy ny maha-tanora an`` i Andry ,ary mbola ampiako koa fa tsy tokony sakana ny volon-koditra ,ny fihaviana ,ny maha-vehivavy ,ny fahaizana teny vahiny ,sns
fahendrena sy fahamarinana no hilaina rehefa mitondra firenena ,izay ihany .
Ny AREMA nanao sakana t@ fotoan`androny fa hatao inona Filohaq tsy mahay na miteny frantsay aza,nolaviko tanteraka mihintsy .
3. xxx ( 09/11/2009 13:32)
Mirananirina:
Taminy reportage ny ARTE asabotsy teo,naseho teo moa ireo tia sy mankahala ny fitondrana tetezamita.Nampisehoana teo koa ireo gasy mahantra mitsipona fako ariany camion sns.....Dia niseho koa ity père Pedro"aleo hoentin'ny tanora ny fitondrana hoy izy,ahitana izay vokany sns....,ka maninona moa raha mody koa ianao dia aleo mopera tanora koa no hisolo anao.Raha hahavita ny vitanao ny tanora!!!


Inona indray ity fisainana maloto ity. Fanajana no mendrika ho an'i père pedro fa tsy ity fisainana ratsinao ity.
4. Mirananirina ( 09/11/2009 13:37)
efa lasa integriste koa anie ry Mirana eh! tsy mahagaga satria dadiste ianao
aiza kosa e.
Inona indray ity fisainana maloto ity. Fanajana no mendrika ho an'i père pedro fa tsy ity fisainana ratsinao ity.
Maloto ahoana moa.hoy aho hoe.
ka maninona moa raha mody koa ianao dia aleo mopera tanora koa no hisolo anao.Raha hahavita ny vitanao ny tanora!!!
Fanatsara aza no nataoko satria nahavita be io,tsy hisy hahavita ny vitany raha toa ka tanora no eo.
5. pikatti ( 09/11/2009 13:37)
Fanontaniana angamba no tian'i Mirana apetraka
, le contexte nilazan'i Père Pedro an'io mantsy dia t@ izy nahazo ilay tany en bonne et du forme avy t@ Andry nohon'ny asa soa izay vitany teto @ firenentsika,( ry zareo teo aloha tsisy nanomé ilay tany satria mbola tao @ gasy foana zany hoe TANINDRAZANA tsy azo omena vahiny,tsisy ilay dérogation,dakoro @ iny aho)
Nilaza toa izay ihany koa i Père Pedro t@ Ravalomanana face an-dRatsiraka ;-)
6. patrick2002 ( 09/11/2009 13:54)
i Pere Pedro dia nisy sakana foana teo @ asa fampandrosoana nataony na t@ Ratsiraka na t@ Ravalo ,betsaka ny projet Tiany hatao nefa dia nisy ny sakana ,
Nahare izaho fa t@ fitondrany Ravalo nangataka i Pere Pedro mba izy no haka ny fako ao Antananarivo , fa tsy ny SAMVA ,ary hanangana usine izy hanodina an`izany fako izany ,dia vola antsasaky ny vola homena an`i SAMVA no nangatahiny tany @ Commune ,tsy nomena azy Pere Pedro ny contrat fa nasaina indray izy hoe raha tianao dia hamidinay aminao ny fakony Antananarivo hanaovanao zezika :-D :-D :-D quel idiot
Fako ve no azo hamidy tsy mba lasa 4 mi koa ny tenanay !
7. pikatti ( 09/11/2009 14:05)
Elah zao rapaty no tena integriste raha zao no fomba fisainan'elah , zah koa naheno fa t@ volana may iny no saika nampodian'i Andry any Argentine lery fa tratran(ny limite d'age, saingy nahoraka loatra le reportage mikasika anlé Akamasoa de tsy sahy ,ary dia nahitsiny avy hatrany le gafy de aleo ary lery amena tany,hotran'izany ve lesy ny fomba firesak'elah :idea:
8. harybe ( 09/11/2009 17:24)
patrick2002:

efa lasa integriste koa anie ry Mirana eh! tsy mahagaga satria dadiste ianao .
Tsy hoe akory rehefa miteny an`izany mompera dia tsy hilaina intsony ny antitra na ao @ fitondrana aza, Tsia tompoko
Hazavaina fa tsy tokony ho sakana mihintsy ny maha-tanora an`` i Andry ,ary mbola ampiako koa fa tsy tokony sakana ny volon-koditra ,ny fihaviana ,ny maha-vehivavy ,ny fahaizana teny vahiny ,sns
fahendrena sy fahamarinana no hilaina rehefa mitondra firenena ,izay ihany .
Ny AREMA nanao sakana t@ fotoan`androny fa hatao inona Filohaq tsy mahay na miteny frantsay aza,nolaviko tanteraka mihintsy .


tena "debil" kely ianao ty ry patrick!! firy ny mpitondra firenena heran'izao tontolo izao no mahay teny frantsay?
ianao dia "colonie" frantsay hatrany antampom-doha ka hatrany ampalandiha!
anga "diplôme" hitondrana firenena ilay fahaizana teny frantsay?
plus debil que toi n'exsiste pas!!



9. Tirah ( 09/11/2009 19:15)
Azafady indrindra oh, raha misy manana ny site ny tv any madagasikara reny, ( Tv plus na tv mada, sns )dia mba omeo kely aho fa te hanaraka misimisy kokoa ny zava misy any. Misaotra mialoha antsika oh!
Tirah
10. hery ( 09/11/2009 20:02)
Nahita an'ilay reportage koa aho dia somary gaga ihany amin'ny fihetsik'i P. Pedro.

1. Transition i Andry TGV ka normal raha mandeha eny izy. Tsy prezidà n'ny repoblika izy fa mitady kil. Andraso aloha ho prezidà i Andry dia ho hita eo raha mbola hanitsaka eny Andralanitra.

2. Odian'i Pedro fanina ilay hoe La fin ne justifie pas les moyens. Izany hoe tsy nojereny akory hoe inona marina no nahatonga an'i Andry TGV eo amin'ny fitondrana. Azo atao fitaratra ve izany? indrindra ho an'ireo ankizy be dia be tezainy. Raha izao no misy amin'ireo ankizy ireo no tonga dia mandroaka azy mody hoe aleo hoentinay indray ny tanana ry papa, dia ahoana no hataony?

3. Tsy hoe rehefa mamangy anao ny olona dia manao soa anao, na hoe rehefa tsy mamangy anao ny olona dia tsy manao soa ho anao. Tamin'ny 2002 dia nanampy ny Akamasoa tamin'ny fanafody koa Ravalo (satria nilaza i P. Pedro tamin'ny 2001 fa manohana an'i Ravalo rehefa avy nitsipaka ambavafo an-dRatsiraka). Rehefa afaka taona vitsivitsy koa izao dia hiteny indray i P. Pedro fa tsy nampian'i TGV izy.
11. Papoose ( 09/11/2009 20:19)
zay le politika zay.... :lol:
12. pikatti ( 09/11/2009 21:47)

Dans cette période de putsch, il y a eu aussi un autre Monseigneur ODON qui a participe au putsch et qui n’a méme pas défendu son collègue le Pasteur protestant violenté et violé par les militaires du CAPSAT qui ont porté Andry Rajoelina au poste de la présidence de la transition.

Pourtant l’accessibilité au pouvoir a nécessité pour Andry RAJOELINA l’utilisation la force militaire (CAPSAT une petite fraction mutine de l’armée) avec son cortège de morts. Le Père Pedro ne l’a-t-il pas vu ou fait-il semblant d’étre sourd et muet ? Lui en tant que Prétre ne devrait il pas étre le témoin pour défendre des innocents ?

C’est pour cela que lors de son séjour en EUROPE en 2001 pour demander des fonds a son Å“uvre il a pris position contre Le Président Ratsiraka et pris parti pour Marc RAVALOMANANA.
Dès qu’il a été élu en 2002, Ravalomanana a envoyé vers le Père Pedro des médecins pour l’aider gratuitement dans ses Å“uvres et c’était une première
Ce reportage semble montrer

1°/Que le putschiste Andry RAJOELINA passe pour un libérateur et un jeune homme dynamique.

2°/Opération marketing pour PEDRO
Plus la MISERE et la PAUVRETE arrivent , ça arrange bien le travail du Pere PEDRO
Certes on ne peut pas enlever au Père Pedro le gros travail qu’il a fait.
13. xxx ( 09/11/2009 22:11)
Tsy tokony hiditra resak politika i pere Pedro fa ny hatAon'i odon aza efa tsy hita izay hanaovana azy ,tsy anjarany ny miteny na tanora na vantony ny hitondra ny firenena na nahAvita zavatra aza izy.
Ny tokony hasehony ireo zaza tazainy ireo dia ny hiteny hoe tsy mety ny fanongampanjakana ,fa tsy hoe tanora no tokony hitondra ny firenena .
Efa nadefasandra8 dokotEra izy fa tsy hoe nijery fotsiny RA8!
14. Hinagasy ( 09/11/2009 23:43)
Tsy manala ny soa nataon'i Père Pedro aho satria izaho tsy nahavita na ny ampahafolon'ny zavatra vitany ho an'ny Malagasy aza, fa izaho koa mino tanteraka fa tsy "gratuit" ny zavatra omeny fa politika daholo ireny rehetra ireny.
Politika ange ny religion e! misy but ao dia ny fitazonana sy ny fahazoana ny "fon'ny olona" hanaiky ilay zavatra toriany sy teneniny. Dia izay mahazo be no tanjona.
Ary tena mandaitra aty amin'ny tany mahantra ny politika ny religion satria mahantra araky izany.
15. fijo ( 10/11/2009 22:05)
tokony tsy hiditra aminn'y zavatra toa izao i pedro,fa manimba ny asany any izao
16. pikatti ( 11/11/2009 06:21)
SAMEDI 7 NOVEMBRE 2009 À 19H00
Madagascar, un an après
http://www.arte.tv/fr/ARTE-Reportage/2925824,CmC=2925820.html


17. xxx ( 13/11/2009 20:24)
Mirananirina:

Taminy reportage ny ARTE asabotsy teo,naseho teo moa ireo tia sy mankahala ny fitondrana tetezamita.Nampisehoana teo koa ireo gasy mahantra mitsipona fako ariany camion sns.....Dia niseho koa ity père Pedro"aleo hoentin'ny tanora ny fitondrana hoy izy,ahitana izay vokany sns....,ka maninona moa raha mody koa ianao dia aleo mopera tanora koa no hisolo anao.Raha hahavita ny vitanao ny tanora!!! :(



ndry zany kosany é!!!eny fa na izaho koa aza mahita fa hoe mijabajabaka i père pédro!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0592