any mada no misy an'izanyhoe olona telo

1. bazylou ( 07/11/2009 11:46)
no mitondra firenena, looolll, dia jereo tsara ny firodany ary , fa hirefodrefotra be, :-P :-P :-P
novalian'i diloo ny 08/11/2009 17:18
2. pikatti ( 07/11/2009 12:05)
ray zanaka fanahy ,telo no iray ihany é :-D
http://www.dailymotion.com/video/x7j5bn_ray-zanaka-fanahy_music
3. bazylou ( 07/11/2009 12:08)
coco andrajoelina ireo e, :-D :-D :-D
4. xxx ( 07/11/2009 12:42)
i joelina tsy afaka manapaka ninoninona raha sty miaraka aminireo :-D :-D :-D :-D :-D mila sonia telo(3) izay rehetra tapahina :-D :-D :-D voajono indray i lavasangr :-D :-D :-D her her her hon hon hon hon
5. bazylou ( 07/11/2009 18:17)
tara be ry xxx, vakio tsara le info sy ny doc rehetra, ny hoe co prezda dia tsy manana fahefana mihoatra ny prezda, mbola eo le hoe co, comme coco, et con aussi :-P :-P :-P :-P :-D :-D
6. nancy ( 07/11/2009 19:30)
info sy doc n'ny foza ve no vakian'i bazy. Mazava hoazy fa izay mba takatry ny sainy sy izay mba nofinofiny ihany no avoakan'ny foza. Ny dikan'ny co---- nge de iarahana e. Fahefana inona koa no ambony ananan'i joely eo? amin'ny fifidianana ho hita tsara ny fipitiky ny foza e.

bazylou:

tara be ry xxx, vakio tsara le info sy ny doc rehetra, ny hoe co prezda dia tsy manana fahefana mihoatra ny prezda, mbola eo le hoe co, comme coco, et con aussi :-P :-P :-P :-P :-D :-D



7. vitamatavy ( 07/11/2009 21:21)

:-D :-D :-D
vita matavy ny roindefo sy ny minisitra maromaro ,dia ahoana izany i alain miandry seza,hiverina hanjono eny @ ranomasay izany
8. AndriambyII ( 07/11/2009 22:00)
llllllooooollllll !!!!!!!!
9. diloo ( 08/11/2009 16:26)
Vitamatavy,

Président du Conseil Supérieur de la Transition (proposé par la mouvance Rajoelina ) : à nommer.
,
Io angamba no toerana atolotr'i Andry an'i Roindefo pour calmer son ardeur.
Anaiky ve i Ndefo?
Manaraka izany, inona ny fandaminana ataon'ny HAT manoloana ny fizarana seza, samy zareo? Dia inona no mety fiantraikan'ny tsy nahazo seza? Misy ve ny dissolution ny HAT manoloana ny Institution légale dia ny CST?
Ny mbola misy olana izao dia ny samy HAT fa ny 3 mouvances hafa efa milamina(angamba) :wink:
10. diloo ( 08/11/2009 17:18)
Miala tsiny fa diso tsipelina aho.
Izany hoe ny Transition fa tsy CST no institution provisoire légalisée à Addis Abeba. :? :) :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0494