vive tgv, vive tgv

1. bazylou ( 05/11/2009 16:04)
milay letsy e, tsy misy miala eto, ary tsy misy ampiesonin'ireo antidahy fatsoraly ireo, vive tgv :-P :-P :-P :-P :-P :-P
novalian'i bazylou ny 06/11/2009 17:33
2. kidoropamba ( 05/11/2009 16:33)
Dé tena tsy hody ve izany le8? hin hin hin hin hin
BSMM hoa tena tsy mandaitra e. zesta la farine fotsiny, ka mora manjavona.

Ndàna indray asio "masazy" kely fa efa miandry ny virja swazi ao. hin hin hin mivadika hon hon hon ary miverina hin hin hin
3. rabaradaka ( 06/11/2009 05:39)
Izany TGV izany dadatoa tsy ho lasa lavitra, mankanesa any Tulear, Ambatondrazaka, Ambanja, Moramanga, Fianarantsoasy ny sisa dia anontanio hoe misy ve zany TGV zany ?
4. bazylou ( 06/11/2009 17:33)
:-D :-D :-D izy izao no mitondra ny baolina baba, vive tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2915