endrika mianakavy,1,01...a,njara mianakavy,hoanareo ity.

1. Mirananirina ( 29/10/2009 17:38)
Je t'aime, tu m'aimes, il m'aime. Vous l'aimez... bref tout le monde s'aime... Ah ! C'est beau l'amour !
Aimons-nous les uns sur les autres
L'on ne peut aller loin dans l'amitié, si l'on n'est pas disposé à se pardonner les uns les autres les petits défauts.
2. maeva74 ( 29/10/2009 17:52)
" Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ary ny fitiavana; fa ny FITIAVANA no lehibe indrindra"
" Maintenant donc ces trois choses demeurent : la foi, l esperence, l amour; mais la plus grande c est l AMOUR "
" For now there are : faith, hope and love. But of these three the gretest is LOVE.
1CORINTHIANS 13.13
3. Papoose ( 29/10/2009 18:02)
:lol:
4. maryline ( 29/10/2009 18:15)
C'est bien de lire l'amour dans les livres, mais mieux vaut le sentir en son coeur et le vivre dans sa vie.

(l) (l) (l) (l)
5. simplex ( 29/10/2009 21:19)

Korintiana I toko 13. 4-7:
4 Ny fitiavana dia sady mahari-po no malemy fanahy; ny fitiavana dia tsy mialona, tsy manaonao foana, tsy mieboebo; 5 tsy manao ny tsy mendrika, tsy mitady ny ho azy, tsy mora tezitra, tsy manao an-dolom-po; 6 tsy mifaly noho ny tsy marina ataon'ny olona, fa mifaly noho ny fahamarinany; 7 manala tsiny ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, mandefitra ny zavatra rehetra.


mariazy clichE :P
6. kwit ( 30/10/2009 05:09)
bravo à tous
7. Mirananirina ( 30/10/2009 08:23)
Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ary ny fitiavana; fa ny FITIAVANA no lehibe indrindra
C'est bien de lire l'amour dans les livres, mais mieux vaut le sentir en son coeur et le vivre dans sa vie.

message
Hoy i Korintiana I toko 13. 4-7:
4 Ny fitiavana dia sady mahari-po no malemy fanahy; ny fitiavana dia tsy mialona, tsy manaonao foana, tsy mieboebo; 5 tsy manao ny tsy mendrika, tsy mitady ny ho azy, tsy mora tezitra, tsy manao an-dolom-po; 6 tsy mifaly noho ny tsy marina ataon'ny olona, fa mifaly noho ny fahamarinany; 7 manala tsiny ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra, mandefitra ny zavatra rehetra.


mariazy clichE
bravo à tous
Mbola hoanareo daholo ireo.
8. mmmhh ( 30/10/2009 09:57)
Mifankatiava ihany
Raha mbola velon'aina
tsy misy toy izany o
no Mampifaly saina.
:-*
9. xxx ( 31/10/2009 11:57)
mmmhh:

Mifankatiava ihany
Raha mbola velon'aina
tsy misy toy izany o
no Mampifaly saina.
:-*



eny ramama an!
10. Mirananirina ( 31/10/2009 13:24)
Mifankatiava ihany
Raha mbola velon'aina
tsy misy toy izany o
no Mampifaly saina.
=D> =D> =D>
11. ANJARA7 ( 02/11/2009 10:18)
ho an i mirananirina ity misaotra anao nampihavana "sambatra ny mpampihava nafizy no atao hoe zanak Andriamanitra"
ho an izay mpanenjika ny nijanga2 vakio jaona8;1-11
ho an izay voahenjika nijanga2 mibebaha dia hoy JESOSY
"izaho koa dia tsy mana meloka anao,mandehana ary amin izao sisa izao aza manota intsony"
ny atolotro ho azy kosa any @tonokalo any
ADIEU ANJARA7
12. xxx ( 02/11/2009 10:33)
ANJARA7:


ho an izay mpanenjika ny nijanga2 vakio jaona8;1-11
ho an izay voahenjika nijanga2 mibebaha dia hoy JESOSY
"izaho koa dia tsy mana meloka anao,mandehana ary amin izao sisa izao aza manota intsony"
ny atolotro ho azy kosa any @tonokalo any
ADIEU ANJARA7



e! Lasa nivadika indray ny resaka kouty! f'iza no nanenjika ilay rahavavy voadona teto e! hihihi mampalahelo ny raharaha
13. xxx ( 02/11/2009 10:57)
ANJARA7:

ho an i mirananirina ity misaotra anao nampihavana "sambatra ny mpampihava nafizy no atao hoe zanak Andriamanitra"
ho an izay mpanenjika ny nijanga2 vakio jaona8;1-11
ho an izay voahenjika nijanga2 mibebaha dia hoy JESOSY
"izaho koa dia tsy mana meloka anao,mandehana ary amin izao sisa izao aza manota intsony"
ny atolotro ho azy kosa any @tonokalo any
ADIEU ANJARA7



hoy i ANJARA7 tao @ dinika etsy ambany
Fa maninona kosa anefa raha tsy manao toe tsaina maramara e!maninona no misandoka psedo sy sari tavan olona ,aza kivy @zany aky ry ENDRIKAO1 fa zahay naman dry mahalala tsara ny momban dry sy ny fitondra tenan dry a!ary averiko foana dfa matoa ndry enjehina sy hialonana de sady manja no efa lasa lavitra ,sa tsy zany?courage aky ENDRIKA01 !za tsy mila mamaly ny resaka hafa2 sy misy hevitra mara2 toa itony fa manala baraka ny SERA2 sy ny tompon andraikitra ,tsy zavatra toa izao angamba ny tanjona t@nanokafana ity site ity tsisy mpikambana intsony eto raha ny zavatra toa izao no mitohy mirary soa daholo ry namana a!ANJARA7 zokinareo

ity ilay tonokalony

Ianao hono hoe nijanga?
Mba tsy fidiny angamba o!
K' aleo aho tsy hitsara anao
Fa tiko tiko foana ianao

K'ireo miseho ho tsy nanota
Mpanenjika,mpifosafosa
Raha mba vehivavy ihany
Hifankahita indray andro any

Ny tantaranao taloha
Ts'isy hamakiako loha
Fa ny tsapako aloha
D'IANAO EFA NIOVA FO
MAHAVARIANA I ANJARA7
14. terrywui ( 02/11/2009 13:41)
mirana a! ny fitiavana no lehibe indrindra ? marina izany ...! tia anahy ary ve zany Mirana ? fitiavan'olondroa , fitiavanjanaka , fitiavana agape ...! iza no omen'i Mirana ahy aminireo ?
15. Mirananirina ( 02/11/2009 14:02)
mirana a! ny fitiavana no lehibe indrindra ? marina izany ...! tia anahy ary ve zany Mirana ? fitiavan'olondroa , fitiavanjanaka , fitiavana agape ...! iza no omen'i Mirana ahy aminireo ?
O ry Terry an,tiako daholo anie ianareo eto e,indrindra ity serasera tsika ity,saingy samy hafa ilay fitiavana zaraina.Tsy mitovy ohatra ny fitiavako ny vadiko hafa,ny fitiavako ny zanako hafa....dia toy izany hatrany.Ny omeko anao dia fitiavana namana na tgv na tim na arema na inona.
16. terrywui ( 02/11/2009 16:14)
hihihih ! kay ve mba tian'i mirana ihany ty zaak ty e! neveriko fa d ho tsipy any amin'i endrika any a! hihihhihi
17. Mirananirina ( 03/11/2009 08:13)
hihihih ! kay ve mba tian'i mirana ihany ty zaak ty e! neveriko fa d ho tsipy any amin'i endrika any a! hihihhihi
terrywui ,tiako daholo hoa nareo rehetra eto,i endrika anie ka vhv e,dia namana sahala aminao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.04