mataoatra petsa ry TGVendrana de tsis sahy miditra eto tsony

1. terrywui ( 29/10/2009 12:49)
Zay kah !! mbol aiza no ahazo anlaisany e! zay oul tgvendrana vitsy kely sisa ireo ! iza mo fa tsy i bazylou sisa de ntss ! ny sisa efa andalana hiova daholo ! hon hon hon ! :idea:
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:34
2. pikatti ( 29/10/2009 12:52)
* :-D :-D :-D :-D :-D ok lesy wiwi=andrywui de miandry surprise ndray @ manaraka ha ha ha,efa petsa ry lerony fa aoka zay e, :-D
3. terrywui ( 29/10/2009 12:56)
ok rapikatti a! defa hainla iany e ! lazaiko mialoha iany elah ref hanafay andrakidoro letsy a!
4. ifiona ( 29/10/2009 13:17)
inn ndray re ty e


:oops: :roll: :roll:
5. Mirananirina ( 29/10/2009 13:17)
Ianareo koa anie ka mahafanina mihitsy tsy hay intsony izay marina miampy ireto ps maro be mankaleo
6. kidoropamba ( 29/10/2009 13:50)
Raikitra ny vola sy Noro ao @ Magro sanabavy: "Malahelo isan'andro insan'andro, mitomany mahatsiaro anao foana"...Tena mankarary an-doha marina aloha ilay fanajana ny "vato fehizoro" e. tsôôôôôôô!!!!!!
7. yukaa ( 29/10/2009 14:01)
be santimak be kidoro ,tandremo lahy sao tapaka lalan-drà eo ary :lol:
8. kidoropamba ( 29/10/2009 16:56)
lalan-drà an'i satrobory ny aty ka: Tsy tapaka raha tapahan'ny tompony. tsy din din...
9. pikatti ( 29/10/2009 20:57)
be santimak be kidoro ,tandremo lahy sao tapaka lalan-drà eo ary

tapaka mbamin'ny ozatra maty ry yukaa
:-D :-D :-D
10. terrywui ( 30/10/2009 11:34)
Miranirina , yuka ! tena izaho wuiwui io niova io fa tsy diso nareo ka ! leo le tgvendrana tsy mety tafa aho de nivadika e! jereo tsara de vakio tsara fa tsy fopla mitsy io ps ko io :! sady efa nifampikozy zahay fa tsy misy mandefa fopla tsony manomboka izao ! efa vrai daolo ny miainga eo ! tena wuiwui vaovao ee!! hin hin hin hon hon hon !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072