Asaivo mody i 1er Tour mba ho vita e

1. kidoropamba ( 25/10/2009 16:26)
Asaivo miverina ao Dago izany 1er tour malaza avy ao swaziland izany hanaovan'ny zanak'i Jaoba azy ao. Mihevitra an'i jean laborde tsy vazaha mantsy lery ka avelao hiditra eto fa ao Satrobory, alain andriamiseza, rajemison, ary constant hiaro azy.

Aza sakatsakanana izy handeha any toliara izany. Asaivo miditra miaraka amin'ny GIC izy dia andraso amin'ny alina fa rarata...hoa iny hanaovan-drizalahy azy ao.

Avelao mifamono ao ry zareo mba hiadanan'ny vahoaka e.

Modia raha sahy e, miandry anao ny vahoaka hanao 1er tour dia vita....
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:12
2. xxx ( 25/10/2009 17:47)
ho avy izy fa aza taitra wa ary nareo mpanenjika azy d ho b ny hirara-kivy fa mbola tena maro ny mpanohana azy, ka hamoron- kevitra haminganana indray no hadinareo, omenareo ohatrinona indray ra charle sy ra lilyson hamono azy!
3. kidoropamba ( 25/10/2009 18:12)
Marina aloha fa ho rarakivy izahay raha mahita ny daka voude ahazo azy. tsssss.........

fisainan'angidina e.
4. xxx ( 25/10/2009 19:21)
vao hono fotsiny aza no henonareo fa hoa avy izy d efa mivarahontsana daholonareo mianakavy avaoka hatr@ tanky mihitsy neny ra charle sy lilyson nefa dia olona mpivady no ho avy
5. kidoropamba ( 25/10/2009 20:14)
Ka raha mivarahontsana marina ve dia tsy izany no vao maika tokony hampody haingana azy? Sa dradradradraina ny hoe: "hody" dia amin'izay ny vazaha, ny sadc sy ny GIC miaro azy. Fa hiaro azy @ ahoana? Benazir Butho?

Fantatry Ravalo fa maty izy raha miditra ao dago ka misary gaigy hoe "hody" "hody" kanefa tsy sahy satria lazaina fa ny hafa no manakana azy.
Aza kanosa kosa aloha raha be sandry e. Tonga dia tongava fa miandry anao ny vahoaka zanaky Adama sy Eva ao Madagasikara.
tsssss....lou hoa.
6. ndotofetsy ( 25/10/2009 20:34)
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. pink ( 25/10/2009 21:08)
kidoropamba:

Ka raha mivarahontsana marina ve dia tsy izany no vao maika tokony hampody haingana azy? Sa dradradradraina ny hoe: "hody" dia amin'izay ny vazaha, ny sadc sy ny GIC miaro azy. Fa hiaro azy @ ahoana? Benazir Butho?

Fantatry Ravalo fa maty izy raha miditra ao dago ka misary gaigy hoe "hody" "hody" kanefa tsy sahy satria lazaina fa ny hafa no manakana azy.
Aza kanosa kosa aloha raha be sandry e. Tonga dia tongava fa miandry anao ny vahoaka zanaky Adama sy Eva ao Madagasikara.
tsssss....lou hoa.



Nahoana ary izy no lazainao hoe "maty izy raha miditra Dago"...fa ianareo ve dia ny hamono olona ihany no fantatrareo e.Mihevitra ve ianareo fa ny famonoana olona no fandresena sy fandrombana fahefana...fa ny malagasy ve dia natao fampitahorana fa mpamono olona ianareo... tena marikoriko ny fisainana.. malagasy ve itony sa hafa fa "Dago" hono... vahiny mpamono malagsy angmba...
8. ndotofetsy ( 25/10/2009 22:41)
:roll: :roll: :roll: :roll: :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
9. bazylou ( 26/10/2009 10:40)
beuuurrkk :-P :-P
10. locl ( 26/10/2009 12:21)
duel raha tena mafy be ny TGV, asehoy ny sandry.
11. terrywui ( 26/10/2009 12:40)
duel raha tena mafy be ny TGV, asehoy ny sandry.
locl kely a! tsy ady sandry ty na kalaza na totondry na kibay fa ady basy sy kalack ! ka asevo mitondra mahery vaika tsara izy sao ho goagoaka eto !
12. ndotofetsy ( 26/10/2009 13:05)
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. terrywui ( 26/10/2009 13:15)
aoana radonto fetsy a! ary voafelakan-drahery tao le sary nalefanlah ? fa sary inona le izy lety ?
14. kiidoropamba ( 26/10/2009 13:22)
ndotofetsy lou koa,lou dôlidôly ny sariny ,io mpandefa sary porno eto ,lou lou lou lou lou!!!!!
Aza mi-tenir compte izay nolazaiko rehetra eo ambony ireo ianareo e, mamon'ny môly kôfa @ reny :oops:
15. kidoropamba ( 26/10/2009 14:38)
Miandry ny 1er tour t@ 2002 izahay pokona ahitana ny tena afitsok'ity mpanao jadona nandositra any swaziland ity.
1er tour hoa dia vitainay ny aminy, ka any Tsiafahy izy maka rivotra sahala amin'ny bado.

Tongava Ra8 fa miandry anao mafy dia mafy ny vahoaka malagasy amin'ireny vola maro be nangalarinao ireny.
16. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:27)
Marina fa tsisy afa tsy R8 ihany no nanasoa antsika ,ny ambiny lou ary tena lou !!!LOUUUUUUUUUUUUUU HOA :-D :-D
17. kidoropamba ( 26/10/2009 16:11)
Vitan'ny namany ihany hoa levalo e. hi hi hi hi hi.
18. terrywui ( 26/10/2009 16:12)
8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1148