jereo fa
1. bazylou
(
21/10/2009 17:52)
ze mangina volamena, ary tsy ho tafala eo io tgv io e, na ho bi na ho ba no aterak'izay adisabeba, geneve,
maka fotoana lava tsara ny anay anamboarana ny finale amin'ity baolina ity.
De aminareo ireo ve ry gasy dia tsy misy olona 1 akory sahy manao be mokony an'i tgv ?? mahavariana le sain gasy ka; sainann'y trondro maty fotsiny dia avy eo mimenomenona daholo; beuurrkk :-P :-P

novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:15
3. klitika
(
21/10/2009 20:00)
Koa maninona i Bazylou no tsy mitsangana fa mimenomenona eto amin'ny serasera fotsiny. Fa angaha ianao Gasy tapany sa roa fa tsy iray akory.
Izay ilay hoe mamporisika mahay, fa tsy manao izay lazaina

4. bazylou
(
22/10/2009 06:53)
tena serieux ve zany ry klitika, ?? sa vavan'ny maty an drano fotsiny,??
raha miditra eo tokotrany anie ny tenanay kahanjifa daholo e; izy mianakavy ajedako daholo na 4 mouvance izy na 22 mouvance. ieeeeeeeeee, misy hodinihin koa izay ka.
merci amin'ilay hevitra e :-P :-P :-P

5. swnan
(
22/10/2009 13:15)
de ahoana bazylou efa ok ve le fika ,zah manokana tsy mirevy an'io tgv io