mitady sipa

1. baramina ( 19/10/2009 12:01)
mitady sipa lava, tsy ngeza be tsy kely, lava volo, cool sady tsy mora tezitra :P :*
novalian'i Papoose ny 22/10/2009 15:06
2. botra10 ( 19/10/2009 12:25)
baramina:

mitady sipa lava, tsy ngeza be tsy kely, lava volo, cool sady tsy mora tezitra :P :*



sipa zany no tadiavitoi fa tsy vady? raha azoko tsara zany de efa manambady toi!! ka le volo lava ve mongo sa olioly sa tsotra sa malama? de sipa maintybe ve sa maintimainty sa zarazara sa fotsifotsy sa fotsybe de tsy koa ve na bangaridana aza!!!!!!!! :-P
3. Papoose ( 19/10/2009 14:03)
eeeeee, tena tsy tafiditra mihitsy ny tenanay sady za matahatsa baramiiinnnnneee
4. tsiory94 ( 19/10/2009 18:59)
enjana ko le critere nao ramsé
ts tafa mints zany zay ko
zay sady pôta kely no mongo loha no kizintim-bel
miena ray zay ny candidate nao
mdrrrrrrr
5. simplex ( 19/10/2009 19:15)

mapme koa nareo ireto

ra novaina hoe mitady sipa: fohy kely, bota be, ratsy toetra sy tsy azo iaraha-monina izao no teo dia mbola misy hamaly ihany hoe tena tsy lany match ah :)

farany dia hoe: mitady sipa tsy lany match :lol: :lol:

;-)
6. Papoose ( 19/10/2009 21:15)
simp, raha le critères-nao io mety mbo tafiditra ihany ny tenanay kooo ;-)
7. simplex ( 20/10/2009 11:21)

le hoe ratsy toetra sy tsy azo iaraha-monina ve? :P

:-P
8. Mirananirina ( 20/10/2009 12:14)
Sao kosa izy mahita ny anjarany eto ko.Dia courage hatrany eo ampitadiavana e.
9. dangytsmaty ( 22/10/2009 06:34)
Ngah tsy taona lety izy io à De raha ratra be zany mety?
10. baramina ( 22/10/2009 06:48)
botra10:

baramina:

mitady sipa lava, tsy ngeza be tsy kely, lava volo, cool sady tsy mora tezitra :P :*



sipa zany no tadiavitoi fa tsy vady? raha azoko tsara zany de efa manambady toi!! ka le volo lava ve mongo sa olioly sa tsotra sa malama? de sipa maintybe ve sa maintimainty sa zarazara sa fotsifotsy sa fotsybe de tsy koa ve na bangaridana aza!!!!!!!! :-P


mbola tsy manambady zany za ka. fa mifapisipa aloa de mifampiza toetra. de le sipa lava volo malama, fotsifotsy, de tsy banga kose! manjary tsy mlay rehefa mtsôda
11. baramina ( 22/10/2009 06:53)
Papoose:

simp, raha le critères-nao io mety mbo tafiditra ihany ny tenanay kooo ;-)


de ahona zany saody misy azo ifanamboarana e!
12. baramina ( 22/10/2009 07:01)
dangytsmaty:

Ngah tsy taona lety izy io à De raha ratra be zany mety?



possibla! latsakiny 18taona ihany satry mbola mifampiza toetra aloa; mba asio rafiny lesy izy io fa blembe rehefa tonga fotoana a!
13. baramina ( 22/10/2009 07:06)
Mirananirina:

Sao kosa izy mahita ny anjarany eto ko.Dia courage hatrany eo ampitadiavana e.


reveko be le filininantoi! marinzany e! ngah toi efa otranzay de efa sambatra be zany zao?
14. baramina ( 22/10/2009 07:36)
baramina:

dangytsmaty:

Ngah tsy taona lety izy io à De raha ratra be zany mety?



possibla! latsakiny 18taona ihany satry mbola mifampiza toetra aloa; mba asio rafiny lesy izy io fa blembe rehefa tonga fotoana a!


gravy be le miaraka matory tsy mpainge e! nefa mifampisafosafo sy mitsôda ary mifangarongarona! mafy ihany elah ka? le tany moramanga
:-* :^) :* ;-) (l) :?:
15. Papoose ( 22/10/2009 15:06)
de ahona zany saody misy azo ifanamboarana e!


possibla! latsakiny 18taona ihany satry mbola mifampiza toetra aloa; mba asio rafiny lesy izy io fa blembe rehefa tonga fotoana a!


Baramina a, @ reo toa mba tafiditra ihany ny tenanay! fa @ ity
mitady sipa lava, tsy ngeza be tsy kely, lava volo, cool sady tsy mora tezitra
tena tsy any mihintsy Papoose ka daaa!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1399