voa sioka indray ry tgv tao mahamahasina
1. vitamatavy
(
18/10/2009 17:39)
vao tsy ela akory no voasioka tao kianja mitafo ny mahamasina i mialy rajoelina izao indray androany hariva dia i andry tgv mihitsy no voasioka raha nanolotra ny coupe hoan'ny senegal teo @ sehatry ny basikety
novalian'i fijo ny 20/10/2009 20:01
2. xxx
(
18/10/2009 17:42)
tena efa tsy tian'olona intsony le sankalité ,izao ve no hoe hilatsaka ho vidiana ho filoha ,tsy dia vato alatsaka
3. xxx
(
18/10/2009 19:46)
efa hita be izao fa tsy misy olona firy intsony manaohana an'i andry rajoelina akoatrany fianakams ,indrisy fa variana teo @ serasera ry zalahy dia tsy nisy supporter
5. xxx
(
18/10/2009 20:55)
NY ambo DISO TOERANA SISA MITAZONA azy eo,tokony mifona any @RA8 any io dia mangataka exil na ho any Afrika aza fa tsy HISY raha manjary mihintsy eo rahA mbola io no eo!
TSY mila mouvance hat izany hitondra ny transition fa MCAR na efa malaza ratsy" pays du moramora" @ny hataon'ny olondratsy ohatran'ny hat aza tsy hanaiky izany efa be izay fahafaham-baraka izay!
Tokony mifona izy fa tsy misy olona izay tsy ho diso!
TSY mila mouvance hat izany hitondra ny transition fa MCAR na efa malaza ratsy" pays du moramora" @ny hataon'ny olondratsy ohatran'ny hat aza tsy hanaiky izany efa be izay fahafaham-baraka izay!
Tokony mifona izy fa tsy misy olona izay tsy ho diso!
6. locl
(
18/10/2009 21:06)
Raha nihaino an'i Rav8 aho teo dia hitako fa tena tsy hisy place ho an'i Andry TGV intsony ny gouvrnement raha le tena izy no jerena, ka amiko dia tokony miala moramora izy dia avelao ny nanao ratsy rehetra ho tsarainy vahoaka eo.
8. patrick2000
(
19/10/2009 01:24)
androany hariva dia i andry tgv mihitsy no voasioka
Efa tsy mila TGV zay nama a!!! :-@ :-@ :-@
10. rabaradaka
(
19/10/2009 06:02)
Fanina be hono i Andry TGV taorian'ilay siosioka be teny Mahamasina iny fa mody hoe ao tsara nefa ny tena teratsemboka
11. mathla
(
19/10/2009 06:13)
rabaradaka:
Fanina be hono i Andry TGV taorian'ilay siosioka be teny Mahamasina
Mba esory le "hono" fa lasa tsy hay tsony ny tena match sy ny vavan'ny spect.
12. Mirananirina
(
19/10/2009 09:42)
Aleo koa aho mba hisioka 8-) 8-) Manatena izy fa nandefa tgv eraky i Nosy dia hangalabato sy hanambana basy ohatra ny fanaony dia azony ny fitondrana.
13. pikatti
(
19/10/2009 11:43)
Ny ahy ry Mirana tonga de torak'ovy sy voatabia sy lafarina raha zah no mahita an'iny bitrovoalavo iny :-D :-D :-D
de ampina daka voudy allez mandé oz kidoro zay ha ha ha
de ampina daka voudy allez mandé oz kidoro zay ha ha ha
14. Mirananirina
(
19/10/2009 12:37)
pikatti..hihihi,ny ahy koa,ataoko voatabia aminy boite amin'izay miforetaka tsara.
16. dadabe
(
19/10/2009 14:52)
11. Mpandefa : Mirananirina [ Valio ] 19-10-2009 11:42:16:P fouiiiiiiiii fouiiii fouiii
Lohateny : Re : voa sioka indray ry tgv tao mahamahasina
Aleo koa aho mba hisioka Manatena izy fa nandefa tgv eraky i Nosy dia hangalabato sy hanambana basy ohatra ny fanaony dia azony ny fitondrana.
18. bazylou
(
19/10/2009 18:42)
tsy mifona ary tsy mangataka any aminao io, vive tgv, vive tgv, raha misy mahery noho ilay io ao mada dia mitsangana hanao sy e, :-P :-P :-P
20. Bazzylou
(
19/10/2009 19:01)
Mifona ary Mangataka any aminao éééééééééé!!!, vive TIM, vive TGV, raha misy mahery noho ilay io ao mada dia mitsangana hanao sy e,
Beeeuuuuuuuuuuuukkkkkkk tgvt trondro maty :-D :-D :-D
Beeeuuuuuuuuuuuukkkkkkk tgvt trondro maty :-D :-D :-D
