Midontsana RAVALO, manao retour d'âge.

1. ntss ( 17/10/2009 10:33)
Eise!!!!

Manao ohatry ny zazakely le midongy de mitrisitrisina am tany, tsy hita izay anaovana azy fa mapT hidaroka!!!
Zany ve no mba filoha na i Andry ary lazaina fa zaza nefa tsy nanao izany.
novalian'i locl ny 17/10/2009 13:05
2. terrywiui ( 17/10/2009 10:40)
Aza manohana an'io tgv io intsony ialahy wiwi , efa hamorontezana io ,aleo tsika hiverina @ DADA :-* :-* :-* :*
3. ntss ( 17/10/2009 11:09)
ndana la ra oany ry wiwi sandoka fa zay ko ne efa nahazo pikatti vaovao e!
4. terrywiui ( 17/10/2009 11:22)
zah ihany ty le tgv nafana fo be iny ,le kambana @ lah lesy a ha ha ha, eo ndray elah de mody fanina eo mantsy an, zay anie no olana @ nareo tgv reto zay ihany no nivadihako GTT hon hon hon ,i Andry mivadika @ Roindefo nefa kamabama aminy ihany , i Roindefo zao efa lasa GTT koa her her her her!!!!
5. Mirananirina ( 17/10/2009 11:36)
zah ihany ty le tgv nafana fo be iny ,le kambana @ lah lesy a ha ha ha, eo ndray elah de mody fanina eo mantsy an, zay anie no olana @ nareo tgv reto zay ihany no nivadihako GTT hon hon hon ,i Andry mivadika @ Roindefo nefa kamabama aminy ihany , i Roindefo zao efa lasa GTT koa her her her her!!!!
=)) =)) =)) =))
Manao retour bébé tgv. :-D :-D :-D :-D
6. terrywui ( 17/10/2009 11:50)
tena nivadik'ondana ra-pikati fa tsy nahatanty le gidraka be hanaovan'ny TGV azy klé ! aza mbola lasa mitapy letsy Ramipika fa mijanona hendry iany alou a!!

---sa le ravalo lasa retour d'age io ve no tena nampivika analah e!! sa le fanaovan'ny TGV analh ato no tsy tantinlah ???

-fa izao tokoa letsy a! tsy za ane lety ra-pikany io bandy manamerde ny lohanlah io e! za ary mba gaga ! kozy eee! ra za elah anotaniana any am mpiandraikitra serasera any fa mety fantany io ! mety i Noue ihany io mody manao pikkati io mandrangitra anlah !
7. jhouhlambout ( 17/10/2009 11:51)
:-D :-D :-D tssss
8. pappouse ( 17/10/2009 11:53)
mety i Noue ihany io mody manao pikkati io mandrangitra anlah !

i wiwi kay tsy mahatanty o =)) =)) =)) =))
9. terrywui ( 17/10/2009 11:57)
ka le izy ane papoose tena tsy za mitsy e! manjary diso eritrertr eo fotsin lery !! andefaso mesazy tsara alou i Noue anotanio sao de izy io pikkati fopla io lety a!
ary elah mivoaha tao fa tsy be konetaka be mitaraina amin hery lava ao ra- pikatti a! ereto ze fahavoazanlah fa tsy mila be taraina lety a !! hon hon hon hon
10. Mirananirina ( 17/10/2009 11:58)
terrywiui
inona ary ireo ps ireto ka..tssss........... :( :(
pappouse
pikkati,
11. pappouse ( 17/10/2009 11:59)
zay elah wiwi vao vitamatavy ,zany refa hatao kay mora mikonaina :-D :-D :-D :-D
12. xxx ( 17/10/2009 12:12)
aleo koziana kely ny tena marina raha ny fandinihany olontsotra azy fa otran'ny misangojy be le kozy ato zany a!
--PIKATTI = WUIWUI na TERRYWUI
---mody manadala mpisera eto fotsiny le zalahy io fa olona iray ihany ireo mody manao TGV manaratsy de mody manao TIM manohana ireo ! minoa ahy ianareo !
-aleo isika ho mailo fa misy zvatra tian'ireo TGV reo ahatongavana ao
13. ndotofetsi ( 17/10/2009 12:16)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. ntss ( 17/10/2009 12:23)
Fa aona l'ty ela raHERY no mamoaka secret bancaire le
Tena tsy atokisana ty serasera ty fa avoakan'i Hery hatramin'ny anaran'lisany sy ny adiresy ary ny téléphone kle aza :/
15. xxx ( 17/10/2009 12:26)
miantso vonjy kiiiiiiiiii i wiwi , ahoana io zoam a :-D :-D :-D :-D
16. Mirananirina ( 17/10/2009 12:32)
:^) :^) :^) :^)
17. terrywui ( 17/10/2009 12:35)
aona ndray ary zany secret d'etat zarazaraina eran'ny lalana zany le .. akombony kely le boky hery fa gaiaka be le kofy a!
-ary i stalingrad zany iza le ? ary i Mirananirina ? :*
18. terrywiui ( 17/10/2009 12:38)
zah ihany io stalingrad io,efa taomiko hanao GTT koa ry zalahy reo :wink:
19. ntss ( 17/10/2009 12:42)
elà ne rahery le nokianiko no mahatonga an'là manao xxx io fa avohay eo ihany ne ny secret d'état e!! ny cours supréme ary tsy mitsangana kory :lol:
20. terrywiui ( 17/10/2009 12:53)
ato aminay ry rahalahy tsy misy mitaraina zany , ambia aty e,milay ny akama aty :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075