mety hilamina tsy ho ela ity politika ity

1. vitamatavy ( 14/10/2009 22:25)
tsy mety hilamina mihitsy
natao teny hintsy tsy nisy vokany
nasiana assise national tsy nisy vokany
MAPUTO1 tsy nisy vokany
MAPUTO2 tsy nisy vokany
CARLTON1 tsy nisy vokany
izao indray dia mandeha ny feo fa hoe any geneve,paris ,berlin
raha ny hevitro manokana dia atao any planete mars io reunion 4mouvance miaraka ny chef de file, dia milamina tanteraka i madagasikara ,azo antoka fa tsy hisy korontana firy intsony
dia ho vita matavy ireo mpanao politika tsy mijery afa tsy ny tombotsohany ihany
novalian'i fijo ny 17/10/2009 22:19
2. pikatti ( 14/10/2009 22:28)
raha ny hevitro manokana dia atao any planete mars io reunion 4mouvance miaraka ny chef de file,

Ny olana de ry foza isany tsy mety ho any
3. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:28)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. vitamatavy ( 14/10/2009 22:33)
ka raha mbola hitety an'ireo capital malaza ireo dia tsy hilamina mihitsy ny tany na hoe mody mifanaiky dia avy eo manao ny ataony ihany ,noho le seza sy le rancune ihany io
5. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:40)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Papoose ( 14/10/2009 22:40)
loza mitatao mihitsy raha izany no hitranga marina!
7. pikatti ( 14/10/2009 22:43)
le seza sy le rancune ihany io

io no tena blem,tsy maintsy fepetra ho raisina ihany io fa tsy miandry zany ntsony ry zalahy mpanelanelana tony
8. Papoose ( 14/10/2009 22:50)
adinonanareo nga ny privileges azo eo??? tsy te hahafoy an'ireny
9. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:50)


io no tena blem,tsy maintsy fepetra ho raisina ihany io fa tsy miandry zany ntsony ry zalahy mpanelanelana tony :^) :^) :^)
10. vitamatavy ( 14/10/2009 22:52)
tena efa mankaleo be mihitsy e efa ho presque 1ans mbola ohatran'izao ihany ny firenenana,toy ireny akolahy ireny ka vao mifankahita dia ady
11. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:56)
:^) :^) :^) :^) :^)
12. Papoose ( 14/10/2009 22:56)
:lol: :lol: :lol: :lol: klown le jeu ato kle
13. zoam ( 14/10/2009 23:00)
salut papoose ,klown ahoana e
14. pikatti ( 14/10/2009 23:03)
zao ve elah razoam vao tazana klé ,
nanao dépression ndray le akama iny bainn a,sao elah mba namangy azy tany
15. zoam ( 14/10/2009 23:06)
dia ahoana, nahafotaka mihitsy ny resakareo mitsam tao ,vao mamaky azy ahy io
16. Papoose ( 14/10/2009 23:18)
zoam:

salut papoose ,klown ahoana e



za ov dia tsy hitanao leee

:-D
17. pikatti ( 14/10/2009 23:20)
ka mba ampirevena kely lery hono é, sao mba mahafitaka mpisera ihany fa tsy hain nedala le mijoky anlé PS,tonga de sirika be :-D :-D
18. Papoose ( 15/10/2009 00:30)
tssss :lol:
19. bazylou ( 15/10/2009 08:50)
trondro maty 20.000.000 ve hahagaga na eny amin'ny pluton aza hisy vokany ve , beuurk :-P :-P
20. xxx ( 15/10/2009 09:04)
Ka maika izany rehefa hahatratra 200 millions ny isan' ny malagasy atsy ho atsy ngamba dé ho be ny hifandoro volom-bo...voka , sy volom-p....otaka ary volo-t....atatra eny @ abakabaka eny . :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0597