dia izay ve no vaha-olana??
1. bazylou
(
11/10/2009 08:41)
ny gasy aloha dia tena hita b emiharihary izao fa kamo be tenda daholo e, ary na eo ambany masony aza ny vah aolana dia aleo ny ihany mandeha ary handeha hangataka etsy sy eroa, izaoizany dia efa mazava sahady fa tsy maintsy atao eo ambany fifehezan'ny firenena fotsytava iray i madagasikara vao ho toanga amin'ny dingan'ny fampandrosoana hono,. Dia ahoana anaiky ve isika ary hanaiky hatrany ve? hatramin'ny oviana ?? ary efa maty angamba le olona vaovao be diploma sy be mokony noho i tgv le aza, beuurrrk :-P :-P :-P :-P :-P
novalian'i bazylou ny 13/10/2009 16:51
2. feticon
(
11/10/2009 08:51)
izay vao mba nahita ano nilaza phrase complet ry monsieur bazylou,ka manomboka izao ianao dia hampidiriko ao @ mouvance misy ahy ary atolotro ho minisitry ny fampianarana ,dia miangavy anao ho tonga hivavaka eny @ magro demain 10h ora tsy diso ,tsy misy vidimpidirana fa rakotra no ho tatazana
4. ifiona
(
11/10/2009 09:04)
sali bazylou! ka iza moa no nanaiky ho baikon'ny frantsay teo, tsy TGV ihany ve! iza no laozana nivorivory ela be tany Paris tany rehefa nahazo rateau be tany NY d avy eo nanaiky ny hanala an'i Roindefo! hon hon hon!
6. xxx
(
11/10/2009 10:52)
MBA tena DONDRINA nohon'ny babakoto lle bazylou ,raha tsy nahay teny gasy izy ry fiona di ba nekeko ihany ,ny olona lolohavina antampon'ny lohany dia I RAJIoLAHY TGVENDRANA ihany no hasiany @le olona fotsy hoditra no mibaiko antsika ,tena hita fa le olona MAFY ADY BE RABAZY LOU karamaina hivovo wawaou2 fa tena TSY HAINY AKORY IZaY ZAVATRA SORATANY HOE itgvendrana no tifiriny sady harovany hihihihihihihi!!!!
babakoto mose basse loha efa ela no NI DEPASSE anao ny LEMURIEN mapmé be SADY mapalahelo le olona tsisy cervelle ohatranao ,le farAnany @beurk!
salut ,bazylou beurk!!!
tgviste LEMURIEN!!!
babakoto mose basse loha efa ela no NI DEPASSE anao ny LEMURIEN mapmé be SADY mapalahelo le olona tsisy cervelle ohatranao ,le farAnany @beurk!
salut ,bazylou beurk!!!
tgviste LEMURIEN!!!
7. ifiona
(
11/10/2009 11:33)
ts d misy hidirany loatra fa marary ny fo raha nijery an'itony eee indrisy mantsy ry Madagasikara fa miaramila fatin'alika no nahatonga anao hijaly toy izao ankehitriny :cry: :cry: :cry: :cry:
http://www.youtube.com/watch?v=-hmrTQFiHR0&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=-hmrTQFiHR0&feature=related
8. xxx
(
11/10/2009 11:52)
Iratsiraka ndoza ihany no nahatonga izao zavatra rehetra mitranga izao é !!
Patates !!Fa dia inona loatra re no tao andohan' iny lehilahy iny é ?? :oops: :oops:
Patates !!Fa dia inona loatra re no tao andohan' iny lehilahy iny é ?? :oops: :oops:
10. pikatti
(
12/10/2009 01:40)
izay vao mba nahita ano nilaza phrase complet ry monsieur bazylou
Vao nahavita fehezan-teny iray nedala de lasa arema be tampoka ,aleo ihany elah beurrrk ry bazylou zay no mahamety anlah,kôzy é :-D
11. AndriambyII
(
12/10/2009 01:48)
Dray izany fiovana palitao sy kilaoty marina !! dia lasa gisa daholo ny gana rehetra @ farany !! 8O 8O
12. pikatti
(
12/10/2009 01:57)
wiwi zao ary efa pro Roindefo ,mba ela ihany nisolelaka an'i Andry de nipitika monima :lol:
ry zalahy tsisy valera reny tsy mahagaga :-D
ry zalahy tsisy valera reny tsy mahagaga :-D
14. terrywui
(
12/10/2009 10:29)
Tena mazava tsara le teninao mosé bazylou a! merci e,, ny mahakamo letsy de ty vilanintsika tsiritsirihan'ireto TIM ireto lava ity aa! maninnn ary raha mba ze ahasoasoa ny fikambanana"ara-dalana" tarihany no ataony fa tsy Mangandefo ee!! Roindaza ee! tsisy farany no hirahiraina eto !! ny azy anefa tsy hitany ny dadany efa manao tsipaky ny miala aina any amin tany ts fantatra any io !! :evil: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :P :P :P :P :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil:
15. pikatti
(
12/10/2009 12:34)
Foza iray harona fa tsy hifamely ao klé,tsy tafa io bainn fa de marary fo ao elah wiwi :-D
16. bazylou
(
13/10/2009 16:47)
de inona koa ny manaraka e, izao efa tafaverina ny taloha , na le8 sy ny tim aza efa niabana, lool :-D :-D
