politika
1. LazaDaddy
(
08/10/2009 22:58)
anaro mafy dia mafy ny taranaka fara aman-dimby fa maloto ny politika lehiretsy!
novalian'i Papoose ny 12/10/2009 20:58
3. LazaDaddy
(
08/10/2009 23:02)
fijo> tsy aleo ve miresaka fifankatiavana toy izay fitiavam-boninahitra sy fifankahalana ary ady seza foana e? :)
4. fijo
(
08/10/2009 23:03)
izay aloha marina,ary izay no hiadiavan amafy ,mba hisy fiovana amin'izay any aoriana
5. Papoose
(
08/10/2009 23:04)
za nefa saika hianatra politika sao dia mba afaka manavotra rehefa any aoriana any fa mbola mandinika nefa aloha hoe hanao sa t sy hanao
6. LazaDaddy
(
08/10/2009 23:07)
eeeeeeeeeeee! mifamosavy an-trano daholo izany ry namana a.
tsy ny politika mihitsy no hitondra fifankatiavana fa diniho amin'ny fo madio :)
tsy ny politika mihitsy no hitondra fifankatiavana fa diniho amin'ny fo madio :)
7. Papoose
(
08/10/2009 23:21)
:-D dia iza ihany zany no handray andraikitra hiandry mediatera avy any ivelany foana zany?tsouuu
8. pikatti
(
08/10/2009 23:21)
Slt ny akama
Ny science-po(r) d'efa mampianatra fa mila olona fetsiratsy sy mpamadika ary tsisy hoe namana zany ary misy namanaBE @ tsolotra na fifidianana io na marchés io ary mila lava tànana etsy sy eroa izay hiatrika sy hiaina @ io politika io,ka aza manantena be ihany hoe masindahy sy masimbavy ary tsy maintsy mila mpitondra sy mpitantana ny Firenena
de mazotoa ry papoose fa miandry anao ny firenena :lol:

10. pikatti
(
08/10/2009 23:49)
slt papoose ataovy tsara ary zay mety e :lol:
zany foana mantsy no fiangany fa refa tonga ery éééé de adino daholo le voady nifanaovana ;-)
zany foana mantsy no fiangany fa refa tonga ery éééé de adino daholo le voady nifanaovana ;-)
11. Papoose
(
09/10/2009 02:37)
ka zay no tsara ianarana ilay tena rariny sy hitsiny dieny mbola manomboka koa, ny mba hialana @ le mivadika orera avy eo!
12. xxx
(
09/10/2009 07:45)
Papoose:
ka zay no tsara ianarana ilay tena rariny sy hitsiny dieny mbola manomboka koa, ny mba hialana @ le mivadika orera avy eo!
Miombo-kevitra aminao mihintsy aho, ary te hianatra politika. Vraie politique fa tsy politique politicienne. Nisy mpampianatra nampianatra ahy hoe raha tena tia tanindrazana dia tokony manao politika, la vraie mais pas la politique politicienne (io mandainga sy mametsifetsy io izany)
Ny fahitako ny zava-mitranga @ dia mampite hitroatra , nahoana no frantsay no tsy maintsy mibaiko antsika !!! :evil: :evil: :evil:
Lazadaddy >>> Raha tsy mandray anjara ianao dia mi subir ! Izaho tsy te ho eo à toeran'ny mi subir lava izao
13. AndriambyII
(
09/10/2009 08:19)
Izay mihintsy no olana ,misy effet boomerang ny politika surtout ny politique internationale.Mada tsy hanana pouvoir ny hitroatra eo anatrehan' ny instance politique européenne mihintsy aloha fa ny resaka @ sisiny no betsaka .Ohatr'izao ataontsika izao , raha tsy hoe angaha voatrandraka tsy hilàna fanampiana avy @ ny any ivelany ny solika sy ny gaz ary ireo harena an-kibon'ny tany, ary ananana ny moyen de traitement primaire 'ny matiere première rehetra misy ao Mada .
Izay anefa no tena tokony ho tanjon' ity ataonareo hoe TETEZAMITA ity ary tsy maintsy manomboka izany izy satria efa noteren' ny forces avy any ivelany ankolaka hanao izany .Dia anjaran' ny Malagasy tsi 11 no mandray andraikitra @ izay tokony hatao.
:?: :?:

14. xxx
(
09/10/2009 08:24)
Injuste loatra ilay izy ry AndriambyII a, izay no tena mahasorena , marina fa tsy manana moyens hitrandrahana isika, fa tsy afaka mba hifidy izay partenaire mba eritreretintsika fa mety kosa ve ?
Dia etsy an-daniny ireto gasy mpamadika sy mpanambaka ny namany , lazaina fa manao révolution nefa MIVANDRAVANDRA be fa tiana omena ny frantsay ilay zavatra !!! je suis vraiement DEGOUTEE fa lazaiko anareo
Mety tsy mampaninona ahy raha toa ka omena ny frantsay ny fitrandrahana an'io fa tsy voatery hoe nakorontana sy nofitahina ohatr'ity ilay vahoaka madinika , izay mbola miha mihinana ny ananany hatrany hatrany

15. dadabe
(
09/10/2009 13:39)
manomboka maro ny mitovy hevitra amiko izany "MIFANKATIAVA ISIKA MALAGASY"
toy ny landimboatavo isika ka raha fotorana dia iray ihany
toy ny landimboatavo isika ka raha fotorana dia iray ihany
16. xxx
(
09/10/2009 15:00)
dadabe:
manomboka maro ny mitovy hevitra amiko izany "MIFANKATIAVA ISIKA MALAGASY"
toy ny landimboatavo isika ka raha fotorana dia iray ihany
utopique be io an
17. Papoose
(
09/10/2009 19:47)
sady zao koa e, vao maika dominen'ny olona avy any ivelany isika raha tsy misy mahavita azy isika eto an-toerana! ny manjo @ zao indrindra no atao fianatra ho any aoriana ....!!!!
Vraie politique fa tsy politique politicienne.zay indrindra!!!!
18. lelimpi
(
09/10/2009 20:13)
dadabe:
manomboka maro ny mitovy hevitra amiko izany "MIFANKATIAVA ISIKA MALAGASY"
toy ny landimboatavo isika ka raha fotorana dia iray ihany
ahoana isika sy dadabe ve aloha hifankatia tsara e
:* :* :*
20. fijo
(
09/10/2009 21:02)
manaova politika,fa mahaiza koa manaraka ny onjany ,fa tsy hoe za hanao le politika tena izy ,enfa ny rehetra olona mivalana,
anjaranao no manao izay haneken'ny assany anao,izay no politika
anjaranao no manao izay haneken'ny assany anao,izay no politika