vaovao farany vao nilatsaka

1. mitapiwui ( 06/10/2009 13:21)
voatazona ho president ny transition i Andry rajoelina fa ny premier ministre no consensuel ,hon hon hon hon
ho ela velona anie ny president de la republique de madagascar
novalian'i Papoose ny 06/10/2009 17:05
2. mitapiwui ( 06/10/2009 13:29)
sms nalefan'i President Andry rajoelina io ny fianakams io fa dia officialisé ce soir ,dia efa hifandombera indray izany izahy ,hon hon hon hon
vita lisany tim gtt
3. dadabe ( 06/10/2009 15:32)
OAYY LEULEU :roll:
4. mitapiwui ( 06/10/2009 15:36)
ialahy koa angaha dadabe hifandombera miaraka aminay raha tian elahy
hon hon hon
5. dadabe ( 06/10/2009 15:37)
zah tsy manao politika politisianina gasy kleuleu :roll:
6. mitapiwui ( 06/10/2009 15:40)
ahoana izany leuleu na ?
7. AndriambyII ( 06/10/2009 15:42)
:lol: :lol: :lol: lol !
8. dadabe ( 06/10/2009 15:46)
AndriambyII ve mino izany vaovao zany leuleu?? :roll:

sahala @ resaak lindinakika sy vomadilo le kozy kleuleu :-w
9. AndriambyII ( 06/10/2009 15:48)
ha ha ha ! map-coince leay izy rehefa tsy poinse ! :-D
10. dadabe ( 06/10/2009 15:50)
d lazao kloui zay tena kozy miainga fa tsy zahay tsy any mihitsy e
11. mitapiwui ( 06/10/2009 15:58)
Andry rajoelina no president we we hon hon hon ,vita ny baolina e
12. Papoose ( 06/10/2009 17:05)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351