Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
karoka
1. xxx
( 05/10/2009 09:09)
Inona moa ry reto ila ireto misy hoe: ....iny ranomasoko iny, ranomaso-pijaliana, ranomaso-pifaliana.... :) izay ihany haiko amin'ilay izy.
Hamaly
novalian'i
xxx
ny
05/10/2009 12:51
2. ni81
( 05/10/2009 09:45)
mety ho ity hira ity angamba izany! Rainindimby no namorona azy fa eto dia toa ny zanany no mihira azy http://www.dailymotion.com/relevance/search/rainidimby/video/x50bgo_rija-rainidimby-diso-ianao_music
Hamaly
3. xxx
( 05/10/2009 12:51)
Misaotra ni81 a! io ilay izy fa version 'zany ilay henoko dia ohatra ny plus rythmé izay kokoa no nanaovan-dry zareo azy. :wink:
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1505