Ny tendances misy ankehitriny

1. rabaradaka ( 05/10/2009 08:46)
Aina sa fitondrana ? zay no fanontaniana apetraky Monja amin'ni Andry TGV. Nanatrika ny rencontre niaraka tamin'ny Andry TGV sy Monja TGV i rabaradaka, ny zava-misy dia ity : tsy manaiky ny hijanonan'ny Andry eo amin'ny président HAT intsony ny HAT (34%) sy Monja ary efa manomana fomba hanonganana an'i Andry miaraka amin'ny CAPSAT. Ny version Andry indray dia tsy maintsy manala an'i Monja raha tehitondra ny tetezamita sy rahatehonina eto Madagasikara ary miaro azy ny FIS sy ny 1ere RFI. Ireo izany no tendances misy ankehitriny. Mampanahy ihany ny adim-poko kotrehin'i Monja, Pierre Andrianantenaina, Gabriel Rabearimanana, Rolland Ratsiraka, Hary Naivo Rasamoelina ankehitriny, misy vola be miparitaka (mitentina 1,34 miliards FMG) hanaovana izany adim-poko izany.
novalian'i Papoose ny 05/10/2009 20:38
2. Mirananirina ( 05/10/2009 09:01)
ay,ay,ay....maniry loza mihitsy ny Malagasy marina moa.Ny voan'ny tsunami sy sns....aza efa tsy rariny,dia hamorona adipoko hanapotehina any Mada.tsy rariny. :( :( :( :( :cry: :cry: :cry: :cry:
3. xxx ( 05/10/2009 09:38)
izany no tena milay dia ekipan'i roindefo miady misy levona @ ekipan'i tgv,izany no atao hoe combat de coeur na (ny adim poko)
4. xxx ( 05/10/2009 09:54)
Aleo hifanoto ao raha samy HAT kibokibon'ny marina ,izao mivoaka daolo ny laingA-radomelina hilaina indray hono ny communauté internationale ,mila vola indray hono ,hekena indray hono MAPUTO é,ga MCAR dj platine ka anio katsaka rahampitso voanjobory,refa mianjera ireo MPANGALATRA IREO DIA DELIVRE MCAR.
fANJAKANA NAGALARINA IZANY TSY MAINTSY MIANJERA na ho el na ho haingana !!!
5. ifiona ( 05/10/2009 10:44)
ding dong c fini la recreation ry HAT fa mbay ery @ zay!
6. locl ( 05/10/2009 11:54)
ampitao aminy vahoaka izany @ izay mat paika eo zareo, iza koa anefa ny olona mbola voasintona amin'izany adimpoko izany e!

Asaivo amparitany ny vola amin'izay koa mba mihinana ny vahoaka efa nataondry HAT noana e
7. diloo ( 05/10/2009 12:26)
Sali Ifiona,
ding dong c fini la recreation ry HAT fa mbay ery @ zay!

Antenaina fa tsy afangaro amin'ilay teny "mbay" etsy ambony ny fianakam's an.
Miaraka eto daholo mitafa amin'ny ankilany.
Sendra nandalo namaky ny dinika demokratika teto angaha i Andry TGV. Izany no nahatonga azy tonga saina hamerenana ny "ordre constitutionnel".
Ity seraserantsika ity no "Place de la Démocratie".
Koa dia manana ny toerany eto ireo namana Fianakam's.

:) :wink:
8. remahity ( 05/10/2009 12:42)
rabaradaka:
Aina sa fitondrana ? zay no fanontaniana apetraky Monja amin'ni Andry TGV. Nanatrika ny rencontre niaraka tamin'ny Andry TGV sy Monja TGV i rabaradaka, ny zava-misy dia ity : tsy manaiky ny hijanonan'ny Andry eo amin'ny président HAT intsony ny HAT (34%) sy Monja ary efa manomana fomba hanonganana an'i Andry miaraka amin'ny CAPSAT.


c toi ki le dit pov' taré! c pa parseke tu le di, que c vrai, un minimum de professionnalisme s'il te plé, donner nous une source ou un lien, fa tsy hoe izaho nanatrika , izaho present, antake, balahazo, lojy , kabaro, voanemba,

et on va te croire comme ça, tu penses?

Mampanahy ihany ny adim-poko kotrehin'i Monja, Pierre Andrianantenaina, Gabriel Rabearimanana, Rolland Ratsiraka, Hary Naivo Rasamoelina ankehitriny, misy vola be miparitaka (mitentina 1,34 miliards FMG) hanaovana izany adim-poko izany.


t'inkiet, tsy misy ndaty ho azon-droze @ zany eo, adin'ny TGV sy Monja angamba, fa tsy adim-poko

de toute façon rien à cirer, qu'ils s'enculent entre eux, c'est leurs blèm, fa tsy hisy gasy hifamono zany eo

ary laha hisy izany, omeo ty solution-nao hisorohan-tsika an'izany, fa tsy mamapatahotse apokaliptika avao ro ataonao

zay koahy levale e!
9. diloo ( 05/10/2009 12:55)
Akory koahy ia Remahity,
Soa avao koahy ty safa nao.Engao agny ndaty ireo roa lahy ifanaraky.
Antsika iaby manenty, fe tsy ila ty ifanala ay samy malagasy.Eka, blem dreo io.
Mahavelo koahy. :wink:
10. xxx ( 05/10/2009 13:21)
Hoy remahity .

"de toute façon rien à cirer, qu'ils s'enculent entre eux, c'est leurs blèm,"
Mahasaky laholo ty da ! hi hi hi !Koa marina avao koragnanao lahy é !!
mankasitraké ,ah ah ah ah !! =)) =)) =))
11. tsiafoi1 ( 05/10/2009 16:24)
"Ho rava ny firenana miady an-trano" hoy ny tenin'Andriamanitra

azo lazaina ihany koa izany fa :

"Ho rava ny fitondrana HAT miady an-trano", amen! amen!

La fin est proche ...

Le peuple malgache sera de nouveau libre de cet otage politique des putschistes HAT
12. Papoose ( 05/10/2009 20:38)
tss aoka lesy le!! ny firenena tsy atao comparaison @ fitondran'ny HAT kosa :lol: :lol: raha hivavaka ihany, aleo mba mivavaka ho an'ny firenena tsy roravan'ny ady an-trano!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1558