Very hevitra tanteraka ny zanak'i DADA marina !!!!

1. terrywui ( 30/09/2009 15:19)
inona tsony no azo hatao eo ee!! ny manao be vava be ato sisa ry zanak'i dada de ny mivavaka amin'i kelimaditra isan'andro laisany ry locl sy nancy sy NOUE sy mirana mba ho avy le sadec kely SARIMBAVY a !!!!!!! hon hon hon hon hon hon honnnnnnnn!!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 01/10/2009 12:44
2. terrywui ( 30/09/2009 15:19)
NTSOOOO !!! MAMPALELO RETO IZY ATO AMIN SERASERA


:-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 30/09/2009 17:32)
NY vendranareo naninona tsy naterina any dago ,sao DIA MITAMBOTSITRA ANATY AVION eo iny ,efa ba nasiana dokotera ve anaty avion MATY AHO PREZIDA MPAKA LELO FA TSY NASIANA'olona SIRA ????
METY MITSITRA ENY IVATO INY FA TOKONY BA NATERIANaO RA TERY WUI à,enao efa tery saina ihany ,sa nataony piwawawaw eto fotsiny ,ba nomeny jus d'orange sa bonbon anglais ,ary refa maka sary hita ao @sobika nareo aza miondrika na tifirina lavitra be ny sary ,mijoroa HATRA@NY FARANY HOE RETO ZAHAY JIOLAHY MPANIMBA an 'i MADAGASIKARA KA IZAHAY EFA NATIONALITé VAZAHA KA RA simba aza gasikara tsy probléme-nay ,izay NO TENA TADIAVINAREO NY HANAPOTIKA NY MALAGASY SY MADAGASIKARA ?mifalia fa enareo sy ny taranakareo no tsy hahazo LOZA KOSA ALOHA @fampahoriana ny gasy hataonareo zao dia HIARAHANTSIAKA MAHITA ETO impiry moa ratgVENDRANA NO NAGATAKA HIALA FA EFA OTAGE -dreo antitindoza pamarotra tanindrazana ireo,ééé,ho avy eo ny oditra akonDRO FA TSY TAITRA ?ny maso rehetra HAHITA !!hahahaha!
4. xxx ( 30/09/2009 19:08)
terrywui:

hon hon hon hon hon hon honnnnnnnn!!!!!!!
mipitsoka indray nga ny bilao?


5. locl ( 30/09/2009 20:26)
Ty vavanao andriamatoa, tsy hitanao angaha ity fahavoatana be nahazo an'i salade DJ ity no mbola mitady inona koa hianao.

Zao no lazaiko anao wiwi a! Na hiodina havia hianao na havanana dia vita hatreo ny aminareo TGV, jereo ny any guinnée konakril niala pà le Frantsay rehefa hitany fa tsy nety le manohana miaramiala, dia io izy mitranga io eto Madagascar koa.
Aary tsy ho ela dia hiverina eo Dada fa aza maika.
6. xxx ( 01/10/2009 12:44)
ny zanaky i dada no very hevitra, sasatry ny migadra ny mpitarika,
ze sadec, tsy misy ilana azy,
ato @ seresara no miseho ho GTT nefa rehefa miverina aty Dago, de mampiditra gripa kisoa,
ho anareo GTT, aza makaty Dago, fa aty milamina tsy misy anareo,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2162