mahagaga ihany an,

1. bazylou ( 30/09/2009 12:04)
le hoe soratononin' 2009, dia faly ery ry zareo mpikarakara milaza fa hanao an'io hetsika io nefa na le slogan entina anaovan aazy aza diea efa diso tsipelina be izao. tsy hainy akory izay soratany fa diso be, beuurk dia hanao soratononina hono izy. beurrrk, gasy tsy mahay teny gasy , . SA kosa fifaninanan'ny samy dondrona sy izay be diso tsipelina indrindr aangamba no atao kle, beuurrk :-D :-D :-D
2. booboo ( 30/09/2009 12:09)
:roll:
3. bazylou ( 30/09/2009 12:39)
dinnnnnn :-P :-P
4. rhina ( 30/09/2009 15:03)
:roll:
5. xxx ( 01/10/2009 13:26)
Iza no nilaza t@ ra bazy lo fa ilay soratononina tianao soratana io soratany io ? "Anarana hetsika "io tahaka ny anarana hoe bazylou dia afaka misafidy izay tiany izy . Tsy hisy afaka nanery anao nifidy anarana tao @ raki-bolana rehefa naka anarana ianao
6. bazylou ( 01/10/2009 17:27)
na izany aza ry xxx, mba jerena ihany l ehoe tsipelina, ireny anie no ianaran'ny ankizy voalohany fa tsy le votoatiny e, :roll: :roll: :roll: :roll:
7. xxx ( 02/10/2009 08:42)
ndana manao dia hitanao any ny tena fandehany fa tsy be wawawa fotsiny. Ary azoko @ zay ny antony hiantson'ny sasany anao ho Baz :�)
8. bazylou ( 02/10/2009 09:11)
tsy olana , tsy mampiova inn izany ary bazylou dia bazylou ihany , tsy mpangalatra ary tsy mpiova ps isantsegondra, manao ihany fa ny zara raha vita no hain'ny gasy.
9. Mirananirina ( 03/11/2009 14:47)
asehoy hoe ilay teny diso ry Bazylou .
10. mpisotrtoaka ( 11/03/2014 10:18)
Aza dia manao valin-teny bontolo fotsiny re ra-xxx a ! Raha te hanao fifaninanana course fiara zany ise d ataon'ise hoe "Ralie dacar" ny titre sy thème d mety ! Satria hoe izay no tian'ny mpikarakara !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3397